Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
06/04/2009 09:03)
Maty marina ve Sonia MBS?
Mande be ny feo hoe nisy namono i Sonia tao @ MBS (Mbola tsara)! Marina ve zany?...
tohiny
novalian'i essera ny 06/04/2009 11:14
xxx
(
04/04/2009 18:05)
Mbola misy sahy hisolelaka @ zao habibiana zao ve?
Mbola misy sahy hilaza ihany ve hoe [b]vonona hisolelaka ny fitondran'i tgvendrana[/b] @ zao habibiana rehetra ataony zao ve?
[b]Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafind...
tohiny
novalian'i mion ny 06/04/2009 06:52
xxx
(
04/04/2009 14:16)
TGVENDRANA=HAUTE TRAHISON !!!!
Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2009 15:20
xxx
(
04/04/2009 13:11)
tafa latsaka tateraka sipa efa niteraka za e
manaoana daholo nareo rehetra
mba mila toro hevitra aminareo ny bandy fa tena niaraka t@ sipa za,izy efa niteraka, libre izy fa tsy hoe mbola manambady akory sanatria a,
kilalao no noheveriko t@ voa...
tohiny
novalian'i tenompitia ny 29/08/2009 20:32
xxx
(
04/04/2009 13:04)
hanao sondange kely alohan'ny 2010 hifidy
misy afaka miteny ve eto hoe firy ny gasy orange de firy ny gasy bleu
ary raha ohatra ka sady tsy orange no tsy bleu fa rouge :-D :-D :-D
hay mbola misy fotsy koa moa ny couleur e! ho an'iz...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 13:43
xxx
(
04/04/2009 10:30)
mpanjaka
arabaina daolo izany fa ekena zao fa i TGV no manjaka sy mpanjaka ao dago e,mahery izy an,manaiky azy daolo ny malagasy fa ho aiza eo,sa tsy marina io,izy no mandidy :!: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 04/04/2009 13:39
xxx
(
04/04/2009 09:59)
Rajemison Rakotomaharo
Araka ny hevitrareo dia nivadika ve i Atoa Rajemison? Sa araka ny nambarany dia tena "en tant que citoyen et ancien chef d'institution" no antony nanatrehany ilay "assises nationales"?
...
tohiny
novalian'i welie ny 04/04/2009 10:20
xxx
(
04/04/2009 09:49)
vehivavy matavy tsy miteraka???
inona avy no tokny atao??? araka ny hevitrareo inona avy no azo atao? ary mbola po6ble ve ny hiterahan'izy ireny????...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:26
xxx
(
04/04/2009 07:38)
grevy géneral
miantso antsika malagasy tia tanindrazana hifanome tanana,mba hanesorana ny mpanao COUP D ' ETAT ( ANDRY RAJOELINA) rehefa tsy mihodina ny ministera rehetra, mikatona ny toerampianarana, dia miala hoa...
tohiny
novalian'i Garfield ny 05/04/2009 12:07
xxx
(
03/04/2009 19:17)
antso avo
miantso ny mpiasampanjakana rehetra tsy ankanavaka mba hanohana ny aradalana, tsy ekena na hoviana na hoviana ny fanonganapanjakana, hanaiky ve isika hoe fanjakana tsy ara-dalana no hibaiko antsika? h...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:59
xxx
(
03/04/2009 15:29)
MITOHY NY GREVY E TSISY MIALA EO
atao tsapanizao tontolo izao fa tsy manaiky fanonganapanjakana ny malagasy, tsy hijanona izahay raha tsy miala ra TGV...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:22
xxx
(
03/04/2009 14:55)
Tafika malagasy : henatra ho an`ny Firenena
Lazaina fa ny Tafika no dernier rempart e , baionnette intelligente e , nefa dia izy ireo (CAPSAT) mihitsy ity no manongam-panjakàna nohon`ny fitiavam-BOLA . Tena mitsanga-menatra ny Tafika malag...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2009 05:10
xxx
(
03/04/2009 12:37)
ra8tontakely , mpangalatra,mpandaingavelona
Marina izany !!fa izay jamba tsy nahita, soa fa nisy ny mahiratra sinon , aiza no halehan'ny Madagascar kely
Ho faran'izay mahantra indrindra
ira8 no hotompoina*
ira8 no mitsara
ikaravasyra8 koi !...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:13
xxx
(
03/04/2009 12:09)
Ny hitiavako an'i TGV zany a!
[u][i]Voalohany:[/i][/u] nanongana an'ilay raikeliko izy.
[u][i]Faharoa:[/i][/u] izy irery ihany no sahy nijoro nanongana ila raikeliko.
[u][i]Fahatelo:[/i][/u] nahavita nanongana ity raikeliko izy....
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 13:06
xxx
(
03/04/2009 11:47)
very hevitra aho fa mba mila fanampiana
Miarahaba tompoko!
Izaho dia vhv 24ans, nisaraka tamin'ny vadiko ary izahay efa niteraka iray (mbola kely ilay zanakay), taorianakelin'ny nisarahanay de fantatro fa hay efa nanao sipa ilay vadiko ary...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2009 05:53
xxx
(
03/04/2009 09:42)
HANOMPO NY TANINDRAZANA!!!!
RY MIARAMILA, AOKA MBA HASIO HASINY NY VAHOAKA, IANAREO NO NATAO HIARO NY VAHOAKA FA TSY HAMONO, AZA ATAKALO VOLA NY FOTOKEVITRA IJOROANY TAFIKA MALAGASY, DIA NY FANOMPOANA NY TANINDRAZANA IZANY, IZAH...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:35
xxx
(
03/04/2009 06:45)
Toony tsy handany andro be loatra ry zalah a!
Raha ny fahitako azy dia efa tongotra by an-dakana ny an'ny TGV ary tsy hihemotra izany izy n'inn n'inn fanakianan ataon'ny firenen-dehibe sy ny vondrona iraisampirenena aminy. Ary misy am'reo fihetsi...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:19
xxx
(
02/04/2009 21:39)
efa mihetsiketsika be ny bani sy rfi ,surprise be
araka ny volazany midi io an
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12914
calme fotsiny fa kely sisa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 09:03
xxx
(
02/04/2009 18:43)
Mba nanao ahona ilay fihaonana teny Ivato e?
Iza no naheno vaovao momba ilay fihaonana teny Ivato anio?
Toa hoe teny koa i Atoa Rajemison (izay toa tsy limogé nefa ambasadaoro any Suisse sady akaikin-dRavalo? Sa koa dia namadika palitao re e?)...
tohiny
novalian'i vilambava ny 02/04/2009 20:58
xxx
(
02/04/2009 14:40)
mijere dailymotion premier page maika be vaovao
tsy misy lien fa tonga dia premier page ny dailymotion...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:59