Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 15/03/2009 19:50)
dia mety rahoviana
dia mety rahoviana le referadum,amiko manokana mila fotoana ny fanaovana an'izany au moins 6 mois a 1ans ,nefa ny election presidentielle @ 2011,koa raha hoe lany le referadum dia mbola asiana ve ny e... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2009 23:58
xxx ( 15/03/2009 12:10)
vita izay ny vavaka ny alahady
horaketina @ izay ve izy ity dem1,andro fitsaharana mantsy androany,tandremo f'efa betsaka ny akoho mirenireny dem1, :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
xxx ( 15/03/2009 11:26)
lasa aiza i andrywui e
tsy hita intsony i andrywui,fa lasa aiza .Toa hoe lasa milice tgv hono lery :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andrywain ny 15/03/2009 22:29
xxx ( 15/03/2009 09:38)
en direct ny eny iavoloha
efa mandeha ny radio mada sur internet mandeha direct ny evenement eny iavoloha... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/03/2009 11:17
xxx ( 15/03/2009 00:22)
AIZA LA FRANCE E
NAFENINA I TGV FA HOE MISY MIDATY HISAMBOTRA,SADY MITERAKA KORONTANA IHANY KOA,IZAO DIA NAVOAKA INDRAY I TGV,INONA NO ANTONY IZANY.AIZA LA france MIARO NY ARA DALANA E,SA EFA MISY MUTIN HIARO AN'I TGV... tohiny
novalian'i salopard ny 15/03/2009 00:27
xxx ( 15/03/2009 00:00)
analyse politika eto madascar
Un peu de médecine tropicale: depuis l'indépendance en 1960, on a eu le PALUDISME avec Tsiranana, il était piqué par la France mais malgré tout Mcar a fait quelques pas en avant comme la Côte ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 09:03
xxx ( 14/03/2009 19:14)
Ary aiza ilay hoe Trocadero eh?
Toa resa-be fotsiny sa matahotra ny ho voaroaka any Frantsa koa?... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/03/2009 11:48
xxx ( 14/03/2009 17:34)
IAVOLOHA -MAVOLOHA
Ity no mba hisaorana an'i Didier Ratsiraka hoy Ravalomanana any anka-pony any ,raha izy valaketraky ny adi- tsaina irery tao an-dapa iny, ny alin'ny alahady lasa teo. Raha tsy nanamboatra ity lapa ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 02:42
xxx ( 14/03/2009 16:51)
ela liana ery ny mpisera
efa liana dia liana ery ny mpisera handre ny vaovao .Jerena foana ao anaty sobika hoe foy ihany ve izy izay sa lasa lamokany daho (l) (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:51
xxx ( 14/03/2009 12:46)
IZAHAY TIM SY NY PS MIARO NY ARADALANA
RAHA VAO MILAZA VAOVAO TSY MIFANARAKA @ HEVITRAY NY AINO AMANJERY DIA LAZINTSIKA FA MPANOHANA AN'I TGV SY RATSIRAKA,DIA LAZAINTSIKA FA AVY @ LAY RATSY ,DIA AMPIASAINTSIKA NY TENIN'ANDRIAMANITRA,NEFA I... tohiny
xxx ( 14/03/2009 12:13)
izay vao tena vita avec grand V
araka ny vaovao en tel dia nosamborin'y garde republicain i ra8,ary efa natolotra ny mamnampahefa ,mbola savoritaka be eny iavoloha fa tena surprise be le izy... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 12:30
xxx ( 14/03/2009 11:55)
Efa lasa any London indray i Lalao Ravalo ? Inona no dikan'i
Dia fandosirana ve ? Dia tsy nahita vahaolana hafa ve ? Ho azy ireony tanamaherin'Andriamaitra e ! Fanaka mampalemilemy ireo ka mila arovana ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:54
xxx ( 14/03/2009 11:53)
Miala lesy Marc ravolamanana a!
Maninona moa raha miala eo ravalomanana e! raha izay ve no hampilamina antsika. Sady enao ihany ange ry filoha hajaina no niteny voalohany hoe tsapahao aloha ny herinareo, ka ny herinao indray ity no ... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2009 23:43
xxx ( 14/03/2009 10:50)
TOKONY HO REKETINA @ IZAY NY ADY E
Voalaohany indrindra aloha dia misaotra betsaka an'i hery izahy,fa eto ihany no misy tena fanehoankevitra malalaka @ forum gasy misy ;isaorana ihany koa ravatorano saingy @ izao toe javatra misy aty d... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 11:26
xxx ( 14/03/2009 10:17)
vita ny fitondrana
faly be aho ry zalahy fa vita ihany ny tolona ,champagne daholo e,ho ela velona anie Rajoelina Andry president ATT... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 14/03/2009 11:05
xxx ( 14/03/2009 09:15)
arme de destruction massive
ny copie coller =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) atitititifitra ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 09:25
xxx ( 14/03/2009 08:28)
potika be fikafika
tokony hakatona ny site toy intony ,miteny eto daholo ireo adala sy hendry maneho ny adalany,indrindra moa fa ireo tsy manakatao amandraharaha,satry aza misy fotoana holalaina eto.Mihevitra ve ianareo... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 10:30
xxx ( 14/03/2009 00:12)
MITOHY NY GREVY ETO SERASERA SIT IN COPIE COLLER
NISY T@ IREO PS VOAFAFA TATO TSY NANAO NA INONA NO INONA DIA VOAFAFA,MITOHY NY TOLONA ETO @ SERA2 COPIE COLLER DEM1 TOTOLO ANDRO PLUS DIMENCHE TOTOLO?KA RAHA FANTATRAO RY HERY NO MANDEFA AN'ITY PS ITY... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2009 14:29
xxx ( 13/03/2009 23:05)
Manifestation Place du Trocadéro - samedi 14 mars - 14h
Manoloana ny zavamisy any Madagasikara amin'izao fotoana izao, izay hita fa minia manitsakitsaka ny zo sy safidin'ny maro an'isa tamin'ny desambra 2006, dia mila mitsangana sy mijoro isika zanaka a... tohiny
novalian'i vilambava ny 14/03/2009 11:07
xxx ( 13/03/2009 22:51)
Iny ny an'ilahisany ry Andrywui, pikatti ,rangorivao69.
[img]ompa200[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/03/2009 11:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1421