Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 10/03/2009 21:32)
may volo tratra ny tim sy pro ra8
aza misosoka alahelo intsony e ,mahereza anaka ,efa nihaiky ny fahadisoanao ianao,saingy efa tara ny mitsoaka matanjaka sisa no fanafodiny,dia avero ny air force one 2 an dia veloma .Raha hitsoaka any... tohiny
xxx ( 10/03/2009 15:35)
efa akaiky andro farany ,mpaminany sandoka
hoy jesosy hoe hoavy ny mpaminany sandoka .Iray ny Tompo dia jesosy ,hoavy ny zanak'olona sandoka hamitaka.Soa kosa le zanakolona odoie faux seigneur.Hanontanio tsara i pasteut mayol momba an le biby ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2009 17:41
xxx ( 10/03/2009 13:44)
mba mila sujet matotra fa tsy resa-jaza no atao eto
tena mankaleo ny mamaky serasera fa tsy misy resaka fahamatorana mihintsy le resaka atao fa lasa resaka boay kely miresaka rehefa mirava reny.Mba mahaiza koa miady hevitra fa manao debat @ lolom-po ... tohiny
novalian'i njara2007 ny 10/03/2009 14:21
xxx ( 10/03/2009 13:38)
Môseniera ODOIE
[b]01H00 : Selon Midi Madagasikara, Odon Razanakolona parle d'une définition d'un cadre légal dans lequel des élections seraient organisées sous la coupe d'une nouvelle Constitution et d'un nouvea... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 09:51
xxx ( 10/03/2009 12:40)
Ity ilay nandrasako hatry ny ela fa ho avy
[b]13H50 : L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités"[/b] Efa ela aho niandry an'io (l) ... tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:20
xxx ( 10/03/2009 10:19)
Inona ary no atao?????????
hono hoa ry reto inona kay no fanalana from kiraro fa tena masika mintsy izy amizao mafana zao ... tohiny
novalian'i fraj ny 21/03/2009 10:43
xxx ( 10/03/2009 08:46)
zatra ny alandririninaka fahvaratra avy no manao hitsindalan
MAHAIZA MIAINA AJANONY NY DIDIJADONA NY FAIBLE NO MANAIKY IZANY AZA MANAO TOMBO SY ALA SATRIA TSY POLITIKA NY FANAHY MASINA FA RA TOA KA HO ATAO POLITIKA DIA HO ATAONTSIKA RAHA MISY DEVOLY NY HA... tohiny
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 10:37
xxx ( 10/03/2009 08:46)
genosyde
:arrow: hono a tsy zao mahazo atsika gasy zao vé no atao hoe genosyde e :!: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:05
xxx ( 10/03/2009 06:47)
RA8 nangarom-biby an davaka
Niheritreritra azy ho mafy i Ra prezy ka nagarom-biby an-davaka. :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:04
xxx ( 09/03/2009 21:36)
mavesatra be kosa ity ry leireto aaaa!!
[b]HALLELUYAH[/b] , vazo milay be kosa io e. Natokana ho antsika mino izany tena fitiavana izany. Nefa toa mikoroso fahana ilay fitiavana noheverintsika tsy ho simba ankehitriny. Eny, fa na dia mbola ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 21/04/2009 15:39
xxx ( 09/03/2009 18:59)
MINISITRA RA8 24H
Mba manontany aho ,aana ireo minisitra vao notendrena omaly ireo? Nisy nidedaka be mantsy tato fa hoe vadina minisitra :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
xxx ( 09/03/2009 18:46)
mutinerie en cours betongolo,ivato
source AFP... tohiny
novalian'i sitlo ny 09/03/2009 20:56
xxx ( 09/03/2009 13:58)
Lasa adala
Lasa adala ny site sobika, ny bug noho ny fidirana tsy misy farany ataon'i............. Ny information ao foana moa no alaina handrangitana ny olona eto ka izao no niafarany. Raha tena matanjaka tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 15:38
xxx ( 09/03/2009 13:04)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO
MIFAMPIVAVAHA IANAREO :D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :/ 8-) :°) :} :^) :-D :-P :-o :{ ^^ ;-) :* MIFAMPIVAVAHA IANAREO :idea: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 21:07
xxx ( 09/03/2009 12:53)
Na pro-Ra8 enao na pro-TGV samy perte @ fandrobana
Nahoana tokoa moa no tsy miray hina ny olona rht @ izao situation izao na pro-Ra8 enao na pro-TGV de samy hiovaka perte @ io fanararaotana fandrobana misy @ izao fotoana izao io. Alefaso ny soso-kevit... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:51
xxx ( 09/03/2009 12:19)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO
RAHA TENA MIVAVAKA IANAO RY MONGA BE DIA HENOY NY TENIN'NY RAY AMANDRENY NANATRA HOE MIFAMPIVAVAHA IANAREO FA TSY MANAO LOHAN'ANTITRA ADALA ETO TSOTRA ANIE IZANY E!... tohiny
xxx ( 09/03/2009 11:30)
demostration de force de tgv selon AFP
ARAKA NY VOALAZAN'NY AFP SY CNN DIA VAHOAKA BE TEO @ 13mai androany,entre 15000a 30000,ary efa betsaka ireo officier no manaraka an'i tgv,... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 14:23
xxx ( 09/03/2009 11:10)
o re olona a
zareo vé no manao ny ataony ady seza dia tsika no fitaovana ampiakatrazy e,aza manaiky atao olona sorona e,mapalaelo,te hanakarena daolo anié e,misaotra :* ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 16:12
xxx ( 09/03/2009 09:34)
MANARARAOTRA INDRAY RY MPANGALATRA MIANAKAVY MAKALEO BE
F5 pour actualiser les news. heure de Madagascar 12H37 : L'abscence de forces de l'ordre fait craindre le pire pour les commerces 12H30 : La Société SFOI a aussi été pillée la nuit dernière ... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:53
xxx ( 09/03/2009 08:41)
Fitondrana Rajoelina
- Tsy manaiky sy tsy mahazaka ny hevitry ny hafa - Tsy menatra manao otage olona civile na miaramila - Mampiely vaovao lainga sy tsy marim-pototra - Mandroaka ireo mpampiasa vola na Malagasy na ... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2378