Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 05/03/2009 14:37)
ALEFASO BETSAKA MIHITSY LE COPIE-COLLER TEZEVE A
Tsy mbola ampy io tezeve fa ataovy tena bedia be mihitsy a... suite
répondu par xxx le 05/03/2009 19:56
xxx ( 05/03/2009 12:36)
Tratra i complet gris ! miandry confirmation...
Araka ny vaovao heno dia tratra i complét gris ,izy moa dia hita-poko hitam-pirenena fa tena commanditaire feno amin ireo jiolahimboto sy mpanendaka ka aleo haka saina any TSIAFAHY angamba fa mihoa-p... suite
répondu par KALACK le 05/03/2009 14:24
xxx ( 05/03/2009 09:24)
bal populaire eny @ 13 mai
@ izao falasanany mptolona mahery fo izao dia hisy bal populaire eny @ 13mai miaraka ny tim sy polisy miaramila,zandary;..tsy vidimpidirana fa rakotra no ho tatazana hividianana aire fore one3. =)) =... suite
répondu par xxx le 05/03/2009 12:27
xxx ( 05/03/2009 05:18)
Ny tsy ara- dalana indray no manangam- bovona!..
Mampihomehy sady mahamenatra ihany ny fanambaran ingahy PM de la rue publique Monja Roindefo : Milaza izy fa mampitandrina ireo mpisambotra fa mijery azy izao tontolo izao , efa fantatra ny mercenaire... suite
répondu par essera le 05/03/2009 08:44
xxx ( 05/03/2009 00:41)
Aongany ny FFKM
Fa inona marina no ilana an'io FFKM io ? Toa fositra ho an'ny firenena indray le izy. ... suite
répondu par Fanhaiky le 05/03/2009 06:49
xxx ( 05/03/2009 00:07)
lasa nitsoka any la reunion i TGV,tsy hono2 intsony
araka nolazainy pref de la reunion dia efa any la reunion i tgv sy ny minisitra maro2 .a confirmer... suite
répondu par narivony le 05/03/2009 11:30
xxx ( 04/03/2009 23:03)
Mila fisamborana faobe izy ity vao tena hilamina e!..
Hatramin ny nisamborana an i Ranjivason aloha dia niravina ny resaka fandoroana!Mazava iny Fa ny fandrobana,ny herisetra, ny fafy lainga,ny barrages ,...Misy foza orana mpi commande ireny ka dia ao... suite
répondu par xxx le 04/03/2009 23:53
xxx ( 04/03/2009 19:50)
TSY MIERITRERITR NY HIALA ETO M/CAR RAJOELINA HATRAMZAO
Tsy mbol ao antsaina na visavisain'ny Tgv rehetra na i Andry Rajoelina zany hiala eto m/car ka handao ity tolona efa akaiky ho tafita ity zany ,mbola be ny adidy ho ataony h an'ny Tanindrazana ka rehe... suite
répondu par fijo le 04/03/2009 20:15
xxx ( 04/03/2009 18:23)
Iza no hanome tsiny ny herim-pamoretana?...
Atao ny dinidinika mba hisian ny marimaritra iraisana ,tonga na vahiny na ny tompo-tany , afa- nenina avokoa . Navela haneho ny heviny malalaka eny @ 13 mai, naverina ny émetteur TV viva sy radio,... suite
répondu par fijo le 04/03/2009 19:47
xxx ( 04/03/2009 11:31)
Lsa nitsoaka tgv
lasa nitsoka tgv vao2 azo farany.... suite
répondu par fijo le 04/03/2009 20:58
xxx ( 04/03/2009 11:28)
Mangataka mafy ny miaramila mbà hanafay ireo mpandroba..
Somary henjakenjana ny zava-misy eto ANTANANARIVO sy ny manodididna @ izao , nanome 15 andro ny mpitondra ny OUA mbà hamerenana @ laoniny ny fiainan ny olona indrindra eto ANTANANARIVO . Hita sor... suite
répondu par mion le 04/03/2009 12:58
xxx ( 04/03/2009 11:08)
gidragidra be vao2 azo fary en tel
mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e... suite
répondu par fijo le 04/03/2009 20:55
xxx ( 04/03/2009 09:34)
Raha mikoty sipa ve ka tsy zaka dia forcena sisa?...
Ohatran izay no kisarisary hitako @ izao fitadiavan- tseza indrindra izay ataon ireo mpiara- dia @ TGV .Misy no efa tao fa dia mangalatra fotsiny no adiny ao, misy ny tsy hainy akory ny hitantana an i... suite
répondu par Oay le 04/03/2009 10:33
xxx ( 04/03/2009 06:58)
nanomboka anio dia zone rouge ny kianjan'ny 13 mai !
Izay zany na dia efa tara loatra aza dia zay vao nanapa-kevitra ny hanao zone rouge ny kianjan'ny 13 mai ny fitondrana Ravalomanana. amiko raha tokony vao niandoha ny raharaha dia efa nataony io fa ... suite
répondu par xl le 04/03/2009 10:48
xxx ( 03/03/2009 15:32)
ianareo reny mpisera eto
Miarahaba atsika daholo, bevoka zah, vao 2mois, ity no voalohany,te handoa foana, rera-dava, tsy misy zavtr vitako mihitsy,tsy misy sakafo tiako mihitsy, torimaso efa tsy tenenina, tsy te handeha2 miv... suite
répondu par welie le 26/03/2009 16:45
xxx ( 03/03/2009 15:24)
Ny vahaolana tena izy no tokony ho jerena
Rehefa misy famotehana na famonoina tiana atao dia tsy ny rambony sy ny tanany no tokony ho kapohina amin'ny barre à mine sy tapahina. Fa ny lohany avy hatrany no tokony atakena. :D ... suite
répondu par Oay le 03/03/2009 15:28
xxx ( 03/03/2009 12:00)
Andry TGV :tsy hijanona intsony ny fihetseham-bahoaka
Miantso ny sehatra tsy miankina mba hanatevin-daharana ny hetsika amin’ny alarobia. « Tsy misy antenaina intsony amin’io fitondrana io fa aoka ianareo ho tonga saina », hoy ireo mpandaha-teny e... suite
répondu par yuka le 04/03/2009 00:59
xxx ( 03/03/2009 04:33)
Ravalomanana ramasse les pots cassés
Et encore des dégâts et des dégâts. Les pilleurs ont continué : exprès ou partisans mal maîtrisés ? C’est pas encore très clair mais une chose est sure : l’équipe de rajoelina vide la rÃ... suite
répondu par essera le 03/03/2009 09:29
xxx ( 02/03/2009 16:39)
tandremo ihany ry zareo a!
miala tsiny amin'ny teny vahiny. Dommage koa izany tsy tafavoaka eto ilay sary fa mahatsiravina be : ny mloha nonon'ilay vehivavy sy ny manodidinany misy trous mihisa 30 dia misy lohana larve kely... suite
répondu par Ratoa le 02/05/2009 23:40
xxx ( 02/03/2009 00:33)
Tonga dia ny email nireo mpanao copie coller mits kendaina
[url]RAVA NY FORUM AMLE-COPIE COLLER IZAO NO TADIAVINAREO TSY MISY OLONA MIDITRA INTSONY ATO[/url] [b]TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERIN... suite
répondu par notron le 02/03/2009 12:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1019