Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/03/2009 23:35)
mitohy ny tolona greve maréchal illimité
Araka re teny @ 13mai dia mitohy ny tolona tsy atao hoe grevy general intsony izy dia fa aleo tonga dia atao hoe grevy marechal,satria tsy misy amboninin'ny marechel intsony,dia averina ho alaina indr... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:50
xxx ( 01/03/2009 17:29)
Visa Schengen (multivisa)
Misy namana iray tonga eto France avy nandalo tamina firenena iray eto Europe. Manana visa shengen (multivisa ) izy io ary mbola maharitraritra vao tapitra ny io visa io. Amin'izao fotoana izao dia n... tohiny
xxx ( 01/03/2009 13:52)
Mendrika ho gadraina izy
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49aa38e9d6c62#m49aa92651da8d... tohiny
xxx ( 01/03/2009 07:53)
o zareo e
:!: aza miady eto fa mirosoa any dago zay tia tanin-drazana e :twisted: ... tohiny
novalian'i toovs ny 01/03/2009 08:09
xxx ( 01/03/2009 00:27)
EFA MBA LEHILAHY LEHIBE IANY SALOPARD FA AZA MANAO ANIO A
[b]LEHILAHY LEHIBE[/b] EFA VAKY FEO EFA NITERAKA KOA AZA I [b]SALOPARD[/b] NEFA DE IZAO NY ZAVABITANY ! SA TSY [b]NAHATANTY ZAVA MAHADOMELINA VE[/b] ?? SA EFA [b]MAFY LE ADIMPIAINANA SY FAHASAHIRAAN... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 00:40
xxx ( 01/03/2009 00:20)
RAVA NY FORUM ATO FA TSY HITANRAHERY ANGAMBA FA IO NDRAY
[b] RAVA NY FORUM RA-COPIE COLLER A! IZAO NO TADIAVINAREO[/b] TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERINA HISABOTENA NY FORUM TY ! NA RAVATORAN... tohiny
novalian'i Annie2006 ny 01/03/2009 15:48
xxx ( 28/02/2009 22:45)
miala any ny foza orana ry ireto an
io ravalomanana,andryjaoelina,andrywuinoeu,... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:07
xxx ( 28/02/2009 21:54)
Rahery a! ahoana reto Ravalomanana sy Andry Rajoel ireto e
[b]SAO DE MBA TSY METY LEHIRETSY FA OLONA MANANA NY MAHA IZY ANIE NY fILOHAMPIRENENA IZANY KA TSY TOKONY HAFOKAINA TOY IZAO E TSY MAHITA VE RAHERY SA AHOANA ARY ?? SA HO LASA FANJAKAN Y BAROA ATO ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:09
xxx ( 28/02/2009 20:27)
tokony hampiseho ny maha iray antsika isika
Hoavy ity fivoriambe afrikanina,ho tonga eto gasikara ny president sy ny solontenan'ny firena afrikanina rehetra ,journaliste vahiny maro ,delegation maro be,mpandraharaha vahiny, tokony mba hivondro... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:08
xxx ( 28/02/2009 14:20)
refa mampinono ve normal misy mamatovato
za mba saika hanontany hoe ,hianareo zay efa nampinono ve t@ nampinono nisy mamatovato eo ambanimbany ny elika ; de mety ho afaka ho azy ve refa tsy mampinono tsony; 6mois zao ny zanako ; de 2moi... tohiny
novalian'i arialy ny 12/03/2009 08:27
xxx ( 28/02/2009 12:31)
tsy hilamina mihitsy ny tany
tsy hilamina mihitsy ny tany raha tsy miala eo ra8 mpamono olona,mpanana didy jadona,mpanngokarena. hoanareo mpomba ny ra8,efa mety tafa daholo kosa angamba ianrareo na tsara place ao @ magro,sy ny f... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:29
xxx ( 28/02/2009 10:52)
mitohohy ny kidiha kely sy ramis ary ny tournique eo @ 13mai
dia mahagaga sy mahatalanjona fa raha vao eo @ 13 mai no misy manif dia avela hanao an'izay tiany ry tgv, raha mitohitohy izao dia ho tratran'i tgv ihany io pouvoir io... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 00:17
xxx ( 28/02/2009 09:19)
vaovao farany avy any dago @ izao ora izao
toa tsy misy fil journé androany nefa misy manif be eto @ 13mai en plus zone rouge... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:34
xxx ( 28/02/2009 07:33)
Miakatra ny tosidràn'i Lalao, mivalana Ravalana, mila vonjy
Ity androny ity no hahitana izay matanjaka na 13 mai na ny TIM. Hahita zavatra indray izao tontolo izao, htodika aty Mada indray ny mpanarabaovao rehetra. Handre zavatra ny sofina. Atovy vonona ny sto... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 18:08
xxx ( 27/02/2009 22:56)
ah ah ah ah aha ! ? hon hon hon
[url]http://[/url]hi hi hi hi hi hi hi[url]http://[/url]he he he he he [url]http://[/url]ho oh ho ho ho ho ho[img]http://[/img] :idea: :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ 5 jours :-@ :-@ ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 28/02/2009 23:48
xxx ( 27/02/2009 20:42)
Messia ho an'i Madagascar ve i Odon ?
Hametraka tantara ho an'i Madagascar io lehilahy io ? Kanefa ho tsy faly fan ny TIM hitohy indray ny dinika. Kanefa tsy maintsy handohalika eo anatrehan'i Odon hanaiky ireo conitions napetrany ireo. I... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/02/2009 12:54
xxx ( 27/02/2009 20:36)
MISY MIGAFY NY SERASERA POLITIKA
[quote]MISY MIGAFY NY SERASERA POLITIKA[/quote] ASIANY TARATASY LAVABE ALAILAINY FAHATANY AO AMINZE DINIKA REHETRA MANDE DIA KIVY NY OLONA REHETRA TATO AM FORUM... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:47
xxx ( 27/02/2009 19:15)
Rahery a!mis mgafy aminio ttasy lavabe io n hevitr mandé rht
Mba araho maso ry zareo mpiandraikitra ny fanesorana ny olona marary saina ato fa misy migafy aminio taratasy lavabe alainy amze hitany ao io ane ny forum e! misaotra anareo e!!... tohiny
xxx ( 27/02/2009 18:45)
Mtadiav zvtr hafa manaitr ndray fa ef film goak b le ps fopl
Tsy ianao no halaza aminio fa[b] efa nisy PRO be noho ianao nanao anio PS[/b] fopla io teo aloha ary [b]nahavita zavatra extra teto[/b] ! sy tsy mampino ry zalahy !! fa raha ny anao io de [b]tsy mis... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:45
xxx ( 27/02/2009 18:02)
leo politika
leo politika izahay dia izao no fomba legal entina mahohitra azy fomba democratie non.... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 23:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2356