Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 19/02/2009 19:23)
Sao mbà diso làlana ary ireto TGV sy ny namany ireto ?.....
Asa isika raha mahay ny atao hoe VOIE SANS ISSUE !Izany hoe mandeha dia mandeha ,ary efa misy panneau milàza fa voie sans issue ,DIA MBOLA IDIRANA ihany! Sa mieritreritra hoe TGV io ka raha tsy t... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 20:12
xxx ( 19/02/2009 15:11)
MINISTERA 2 NO TAFIDTRY NY TGV
Araka ny fantatra izany dia tafiditra ao @ Ministeran'ny Filaminana anatiny sy ny Ministeran'ny Aty tany ny Ministra roa. Tsy nisy ny fifandonana fa dia niditra tsy nisy olana izy ireo, ny tao @ mini... tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 06:46
xxx ( 19/02/2009 09:24)
efa lany morce ve tsika am'le thème e!
efa lany morce ve tsika am'le thème e! ... tohiny
novalian'i Papoose ny 21/02/2009 20:49
xxx ( 19/02/2009 05:57)
cycle (régle)
slt daolo, cycle irregulier : na 28 na 31, aôna ny fanisa azy fa mampanay ref ...... tohiny
novalian'i baraingo ny 11/03/2009 07:12
xxx ( 18/02/2009 22:18)
AIR FORCE ONE,IMPOS DE MAGRO TIKO,DEMOCATIE,EGLISE
Tsy nisy president teto madagascar ka nahativa ny vitan'i ra8 nefa mbola tsy ampy izany .Tokony hamidy air force one ary ny vola azo dia hanampiana ny vola Map satria mbola mila vola maro io projet i... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:59
xxx ( 18/02/2009 22:03)
hangina ve ry tgv ra ohatra ka amidy ny force2
ozy ny tim Raharinaivo Andriantoandro oe azo amidy ny force2 ra zay no hampilamina ny raharaha de iza ny oul mety hividy an'io ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 09:00
xxx ( 18/02/2009 21:03)
zafy interpelle ravalomanana
somary lava ihany le izy http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/ZAFY-Albert-interpelle-vigoureusement-Marc-Ravalomanana.html ino azonareo ambara ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 22:07
xxx ( 18/02/2009 19:53)
Radio mada et radio viva c'est la meme cmbat
mba niheno ny radio mada sur le net moa izahay dia mahita fa mpanohana ranoray tim ny radio mada,fa tsy radio indepedant izany,mino aho fa ex MBS... tohiny
novalian'i rfd2001 ny 19/02/2009 06:41
xxx ( 18/02/2009 16:48)
Dia suspendu ny match eo @ terrain izany aloha e ...
Raha ny fijeriko an ity raharaha ity dia mitovitovy @ lalao baolina kitra eny ambony kianja , misy mpilalao eo misy arbitres fa ilay eo ampovoany moa no tena mandidy sy manapaka ny lalao eo ambony kia... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 21:11
xxx ( 18/02/2009 11:37)
tsy nahazo ministera indray
vaovao farany, rava ho azy indray ny tolona e! tsisy ministera azo de nolazaina indray fa ny vady amanjanaky ny miaramila indray no hatao loha laharana rahampitso, de @ zay hono tsy sahy hitifitra ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:52
xxx ( 18/02/2009 01:14)
Ahoana no ahafantarana fa niteny tamiko na taminao Atra?
Misy olona eto akaikiko, nilaza fa niteny taminy hono Atra fa tsy tokony hanohy ny asa ataony intsony izy fa hitory ny tenin'Atra am'zay. Dia tena talanjona aho hoe, diso dozy ve razoky sa naninona... tohiny
xxx ( 17/02/2009 19:52)
tsy hisy intsony ny 13mai manomboka rahampitso 18 fevrier
araka ny vaovao reko dia hoe tsy hisy intsony ny 13mai fa handray ny andraikiny ny miaramila mikasika ity tolona tsy ara dalana ity... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 10:47
xxx ( 17/02/2009 00:46)
SOURCE FIABLE
Le bateau détourné au large de somalie est arrivé à bon port depuis 1 semaine , le chargement de cet bateau laisse des doutes sur sa destination finale(50 chars légers de combats ,des lances rock... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 08:51
xxx ( 16/02/2009 20:52)
2002 ampitoviana @ ity 2009 ity
2002 : -ny légal ( Ra8)no nitaky ny seza ny t@ tsy ara-dalàna(Deba) -seza iray nodongian olona 2 2009:-ny tsy ara-dalàna(TGV) indray no mitaky izany @ légal(RA8) -seza ... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 22:06
xxx ( 16/02/2009 16:21)
mitady hussier maika be pour demain rdv 10h
mitady hussier maika be ry tgv soa mba misy volontier pour dem1 fa tena very fanahy lery hangalana ny ministera fa midy ho ny trano... tohiny
novalian'i kabota ny 17/02/2009 08:58
xxx ( 16/02/2009 13:40)
Saobakaka ambody riana ihany koa ny vahoaka @ izao!
Ny mpanao pôlitika moa tsy laitra tenenina intsony na ny ara-dalàna na ny mpitady fahefana ankeriny. Afa-nenina na ny ray amandreny ampanahy ,antokon olona na manao na tsy manao politika , na ire... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
xxx ( 16/02/2009 09:41)
Hikapitolomana navaozina
TGV Oïe Oïe OIE !!!! IL FAUT SOUFFRIR POUR DEVENIR CELEBRE ET RICHE KAMARADY KA TSY IZANY VA ? MARINA ANY ZANY !!!! KA TSY ZANY VA ???? MARINA ANY ZANY !!!!... tohiny
novalian'i tsinjo ny 16/02/2009 10:45
xxx ( 16/02/2009 06:27)
aiza ny pouvoir maha filoha an'i Ra8???
Mbo mahaga ihany ity crizy eto @ tanana ity fa toa tsy sahy manambotra an'i Andry i ra8 hatramin'izao na dia hita aza fa efa mihotra ny fefy ny raharaha. Misy zavatra tsy mazava ao ambadik'izao fihets... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:09
xxx ( 16/02/2009 05:47)
Coe Kintana mandeha: OVNI ve sa Satellite hita teto Tanà?
Nandinika à oeil nu ny lanitra aho omaly hariva @ 07 ora 30 eo de nahita toy ny tain-kintana mandeha be in'efatra nisesy (samihafa an!) tao anatin'ny 15 minutes angamba ary même direction dhl. Tsy p... tohiny
novalian'i soanja ny 24/02/2009 00:49
xxx ( 15/02/2009 19:42)
aiza indray andrywui eh
mahagaga fa rehefa andavan'andro eto foana lery manomboka ny 7h a 19h dia avy eo manjavona,ny week end moa dia tsy hita mihitsy ny anao lahy.Soa kosa ary voakarama lery ,e :-* ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 12:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9023