Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
15/02/2009 19:02)
inona ny marina?
hoy ratsivalalaka oe tsy mety ny nametrahan'ny filoha an'i pds hanoloana ny ben'ny tanana satria ny ben'ny tanana dia lany t@ fifidianana malalaka t@ lanjan'isa 64% !!
dia ahoana izany i andry mitad...
tohiny
novalian'i molota ny 16/02/2009 07:33
xxx
(
15/02/2009 18:57)
ahoana ihany ny fandehan'ny tolona e
mitohy izany ny tolona hoy ry tgv dia ahoana indray ny manaraka ,ny grevy general ny ville morte ny fakana minisitera...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2009 23:42
xxx
(
14/02/2009 21:50)
reportage arte momba ny crise Mada
fandaharana momba ny ny tolona ataony vahoaka @ zao fotoana, aoriany ny taihity resaka Madagascar!!!
http://plus7.arte.tv/fr/detailPage/1697660,CmC=2441042,scheduleId=2415564.html...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/02/2009 10:36
xxx
(
14/02/2009 19:58)
solution final ny resaka crizy dago
Ny president ra8 sy tgv samy milaza ho prezidant daholo,hampiavanina tsy mety mihavana ka hoy aho hoe
maninona raha mafy be tgv dia tokony ho samboriny i ra8 na i ra8 misambotra an'i tgv,dia vita ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/02/2009 15:28
xxx
(
14/02/2009 12:27)
Fanontaniana mipetraka ho an ny GVT LEGAL?...
Mahafeno ny kianjan ny MAHAMASINA,milàza azy mbola ara-dalàna ,....Nefa ny tsy ara-dalàna etsy ankilany aza TSY VOAFEHY !mandrak izao ...
Dia mipetraka ny fanontaniana : ho atao sorona firy vol...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 14/02/2009 23:41
xxx
(
14/02/2009 08:35)
HO HITA ANIO EO NY MPOMBA TS HATANTY KA HANAFIKA
Ny TIM ALOHA IZAO NO HITA FA MAIMBOMAIMBO RA ZANY DAHOLO LE VITSY KELY TONGA AO REO !! ...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 14/02/2009 08:59
xxx
(
14/02/2009 08:06)
Iza no tianareo akia @ izy roa vavy ireo?
[img]http://img101.imageshack.us/img101/7314/izaireoxc0.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i vale ny 15/02/2009 18:05
xxx
(
14/02/2009 08:02)
Fifidianana MISTER ao Tanà
[img]http://img291.imageshack.us/img291/1431/andryportraitne6.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i vale ny 02/03/2009 10:22
xxx
(
14/02/2009 07:56)
Lalao baolina kitra
[img]http://img18.imageshack.us/img18/7186/r8tgvow0.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2009 06:03
xxx
(
14/02/2009 07:52)
Film vaovao
[img]http://img442.imageshack.us/img442/337/leconlabruteletruandgp2.jpg[/img]
[img]http://img442.imageshack.us/img442/9850/moneytrainju2.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:47
xxx
(
14/02/2009 07:40)
Hono oa
[img]http://img244.imageshack.us/img244/9128/8310jesusprotegemoiaffikf7.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fanogasy ny 03/03/2009 13:30
xxx
(
14/02/2009 07:31)
st valentin
Mba aleo @ izay hifankatia fa efa be izay e
[img]http://img19.imageshack.us/img19/8518/stvalentin2sw3.jpg[/img]
:lol: :lol: ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/02/2009 17:18
xxx
(
13/02/2009 21:40)
fety be fanohanana ny fanjaka tandala eny mahamasina
fety sy fifaliana eny mahamasina,miaro ny fanjakana tandalana eny isika no manao st valentin miaraka an'i ra8...
tohiny
novalian'i Oay ny 14/02/2009 07:12
xxx
(
13/02/2009 20:15)
madagate sy assidu de madagascar
gaga aho raha mba namaky an'ireto gazety ireto roa ireto ny fomba fijeriny ry zareo ny zava mitranga any mada,asa hoe mba nianatra nanao deontologie ny fanaovana gazety ve sa dia propagandy trotra iza...
tohiny
novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 08:22
xxx
(
13/02/2009 11:38)
Rehefa tsy hanaiky tgv dia ahoana
TGV sans frein ,aiza no hiafarany e
EFA HITA FA TSY MAHAZO KIL INTSONY EO @ 13MAI
NATAO SORONA NY OLONA MBOLA TSY NIDEMARE IHANY NY TOLONA
LAZAINA FA HOAVY I ROSSY MBOLA VITSY IHANY
APETRAKA NY MI...
tohiny
novalian'i donna198588 ny 13/02/2009 14:42
xxx
(
12/02/2009 18:31)
Hira politika ,marina ve ?
Hitako tany ho any dia zaraiko aminareo. Marina ve ny voalazan'ilay hira?
http://www.dailymotion.com/video/kf3k1jZYbZOHcNUxJW...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2009 20:15
xxx
(
12/02/2009 17:19)
iza e
iza hono ny vy nahitana sy angady nanana,aza mitsipa-doa laka-nitana e :!: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 17:36
xxx
(
12/02/2009 15:58)
Marionety maimaimpoana izay hijery
Eny amin'ny 13 mai ny fotoana. Misy marionety prezida eny, dia misy marionety praiminisitra. Fa ny vaovao lehibe dia nivoaka ny marionety minisitra maromaro.
Tsy misy ny vidim-pidirana fa ny aina n...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 16:26
xxx
(
12/02/2009 15:52)
Raha hifidy ihany tsy aleo ve AVI
Tena tsaroako tampoka kay fa tamin'ny 1er mandat an'i Marc Ravalomanana toa ny antoko AVI no anisan'ny betsaka indrindra tao amin'ny depute.
Nanohana an-dra8 ery ny AVI tamin'izany. Hay taty aorian...
tohiny
novalian'i heidi ny 12/02/2009 20:20
xxx
(
12/02/2009 15:40)
Inona hono no mba asa vitan-dRajoelina?
Ny kiananjan'Ambohijatovo hono izy no nanao azy e. Place de la democrratie.
Asiana Hotel de Ville hono eo analakely e. Kay nofefena fotsiny ilay zaridaina fakana aina.
Ny fako manerana ny tanàna ...
tohiny
novalian'i zama91 ny 12/02/2009 16:07