Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 12/02/2009 15:33)
andrywui et oay veulent ma photo
Tsy afaka ompaina tsinona aho rehefa manao xxx ka aleo tsy valiana ny resako. Ny azy ireo mantsy ny ompa sy ny fanevatevana no atao hoe ady hevitra. Tsy ianareo rery no afaka mamaly e, mbola eo jener... suite
répondu par Noue le 12/02/2009 18:27
xxx ( 12/02/2009 15:19)
reraka ny olona nanaraka an'i TGV
Nasaina nanao an'itsy sy iroa. Fa niakatra kosa amin'izay aza ny vidim-piainana, tsy noraharahian'i TGV akory. Ny kibo tsy mba lamosina, aiza indray no horobaina ry TGV fa noana ny vahoaka a? Ef... suite
répondu par donna198588 le 13/02/2009 13:41
xxx ( 12/02/2009 15:08)
Mila arenina ny firenena fa nisy nandoro
Saingy indrisy ny rakipeon'ireo malagasy dia kila sy may. Indrisy ry tantara isan-karazany, ry angano, ny kabarinao fahiny andriamatoa Didier Ratsiraka dia may tao anatin'ny indray mipi-maso. TGV v... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 15:23
xxx ( 12/02/2009 14:43)
tsy nisy hita ny mpirediredy politika
Tena tsy nisy hita daholo ny mpitaty rà-kena. Mbola matory atoandro fangamba. Ny vahoaka lazainao mahantra io ange ka tsy afaka matory atoandro tahaka anao. Aingana aloha teneno indray hoe le8 nana... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 15:29
xxx ( 12/02/2009 14:31)
RFI toujours le meme refrain
Tsy mahagaga intsony ny isa heno amin'io radio io. Un media, soit disant international, qui sais faire la division et la multiplication. Ils sont tres intelligents ces francais.... suite
répondu par Oay le 12/02/2009 15:09
xxx ( 12/02/2009 14:26)
mora ny milaza hoe mahantra ny vahoaka
Kanefa ny tena mahavita manao vacance any andafy. Kanefa ny tena manana nationalite hafa. Mora ny miteny fa mba efa nahantra tokoa ve ianao? ... suite
xxx ( 12/02/2009 14:20)
kely fingo TGV
Mahia sady mirouller r Izany ve no mba hitondra? Ny mandoro aloha dia hainy tsara. Ny mibaiko koa dia vitany tanteraka. Fa ny tsy vitany dia ny mameno an'i Mahamasina. Ny stade no tiako tenen... suite
répondu par ARINOFY le 13/02/2009 06:47
xxx ( 12/02/2009 14:15)
manitsaka lalam-panorenana = manitsaka ny vahoaka
Fa kosa nisy lehilahy iray, Andry no anarany, tsy nisy fifidianana, tsy nisy fanendrena. Io lehilahy io no mibaiko ny sehatra rehetra Moa ka tsy izany va?... suite
xxx ( 12/02/2009 14:10)
mandaha mafy jeneraly Dolin
Nanasaraka fifandonana maro teto Madagasikara hono izy. Nony tonga ny tokoa alefaso hiditra zone rouge.... suite
xxx ( 12/02/2009 13:55)
Tsindry hazo lena
Hatramin'ny naha-ben'ny tanana an'i TGV dia tsy nisy zava-bitany fa azon'ny tsindry hazo lenan'ny fanjakana izy. Dia nodorany ny tanàna ...... suite
répondu par andrywui le 12/02/2009 15:05
xxx ( 12/02/2009 13:42)
arendrina taratasy ny vahoaka
Ampiasaina rehefa misy ilavana azy. Dia rehefa may dia maka vaovao indray.... suite
répondu par andrywui le 12/02/2009 14:07
xxx ( 12/02/2009 13:37)
Ratsiraka kosa ve lazainareo fa voan'ny traumatisme
Voan'ny traumatisme cérébral hono eh Jamba hono eh Izao nareo nahazo ny tanorany. Akory atao baba?... suite
xxx ( 12/02/2009 13:26)
sylla predident 2012
araka ny feo mandeha dia hoe sylla no ho lasa president de la republique @ 2012 ,... suite
répondu par andrywui le 12/02/2009 15:46
xxx ( 12/02/2009 11:07)
Aiza ianareo mpanohana an'i tgv e
dorana ny rnm,magro tsy tafa,asiana ra mandriaka tsy taitra ny olona,atao ville morte toa mianatra sy miasa ihany ny mpiasa,apetraka ny minisitra toa tsy mety mihitsy.Izao ny tim nanao ny demostration... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 14:31
xxx ( 12/02/2009 05:15)
KIANJAN'NY MAHAMASINA
Natao ihany ny tsy hiresaka politika fa tsy maintsy lazaina ny zava-misy. NIkabary teny Mahamasina i Ambroise ravonison (Logt62 cité Ambohipo) ary nilaza fa manohana an'i Ravalomanana, mba teneno ih... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 11:47
xxx ( 12/02/2009 01:48)
TGV?
Aza tohina loatra an! Tsy sanatria manimbazimba na mihomehy ny voa. (Miara-miondrika) Fa mba te-hampihomehy kely fotsiny eh! Mba misento sy miarina kely! Nanontaniana hono ilay rangahy iray ... suite
xxx ( 11/02/2009 20:57)
tgv
Ty Gasy Vendrana omeo zay mahita... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:20
xxx ( 11/02/2009 19:16)
ho alaitsika sa tsia ambohitsorohitra
tapaka oa ny tsinaiko nahita any monja roindefo lay manontany hoe :ahoana ho alitsika ve ambohitsorohitra koa raha tsy kilalao izy ty ka atao zany en plus heveriny fa biraon-drainy dada monja jaona an... suite
répondu par tsinjo le 12/02/2009 05:52
xxx ( 11/02/2009 18:50)
Iza kay ilay rangahy nanao complét gris nanome baiko ...
Tsy nisy izay tsy nahita ilay rangahy nanao complet gris niaraka t@ jeneraly DOLLIN iny angamba na ny teny AMBOTSIROHITRA na par télé na par internet koa aza Izy no nanome TOP ireo olona tety al... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 12:16
xxx ( 11/02/2009 13:30)
Vahaolana tsotra hialana @ izao Sahotaka izao!...
Aleo ny vahoaka ( ny tena vahoaka)manerana ny nosy mihintsy no hanao fitsapan- kevi- bahoaka na référendum , Mbola tokony hanohy ny asany ve ny mpitondra ankehitriny ? Eny sa Tsia . Raha lany ny Eny... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0449