Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 06/02/2009 16:04)
5000 no isan ny vahoaka malagasy zarain i ra8 sy andry tgv
Hen 5000 sisa ny vahoaka manaraka an i andry tgv sy ra8 zany hoe ny ambon izay zaany tsy vahoaka intsony fa dia mieritrereta ianareo lasa any andafy daholo ny gasy ambony raha ny fahitako azy =)) =... suite
répondu par diamondra27 le 06/02/2009 16:16
xxx ( 06/02/2009 15:01)
somary vakio de omeo ny hevitrareo momba an i ra8 sy andry t
Ce mail me vient d'un étudiant malgache habitant la capitale et connaissannt bien la situation présente!il est tout comme moi, inquiet de la stabilité de l'Etat: voici son mail écris en malagasy... suite
répondu par rasoan le 07/02/2009 08:44
xxx ( 06/02/2009 14:52)
inona no tsy tinareo @ lehilahy?
inona no tsy tinareo @ lehilahy? TSY MI-TENIR COMPTE ENDRIKA SY BIKA FA LE TOETRA @ AKAPOBENY.NY FOMBA FOMBAN-DRY ZALAHY.... suite
répondu par kamongo le 25/02/2011 08:02
xxx ( 06/02/2009 14:37)
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny! ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly! anti-TGV hatrany @ tôlany! ... suite
répondu par yuka le 06/02/2009 16:18
xxx ( 06/02/2009 14:05)
esy aho ee!!
esy aho eee ry mpandrindra ny serasera e!! :) :wink: ... suite
répondu par penguin le 06/02/2009 14:47
xxx ( 06/02/2009 13:58)
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy manao firaisana ihany ve vô azo ato hoe miaraka?... suite
répondu par ari.malala le 12/02/2009 06:32
xxx ( 06/02/2009 11:39)
ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra
VAOVAO FARANY: ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra! satria afangaron'lery ny interêts personnels sy ny interêts de l'Etat! DE INONA NO MBOLA TSY MAMPILALA AN-DR8 E! IN... suite
répondu par yuka le 06/02/2009 15:02
xxx ( 06/02/2009 10:38)
vôtery hivady ve rehefa miaraka....?
vôtery hivady ve rehefa miaraka ....? LAHY SY VAVY io no resaka.Couple! Raha oui de pourkoi! raha non de poukoi kou! c'est parti... suite
répondu par kotobekibo le 10/02/2009 19:19
xxx ( 06/02/2009 10:38)
tiako izy nefa tsy tia ana
Inona ry reto no ataokou fa misy olona zay any tiako nefa otrany tsy tia ana izay Sipa za miresaka aminareo io an! tsy maintsy ny bandy foana ve no maitory fitiavana mialoha? sa za afaka miteny azy... suite
répondu par kotobekibo le 10/02/2009 19:02
xxx ( 06/02/2009 09:53)
Hay ve e .....
Hay ve isika MALAGASY mahay miray hina ihany e! Fa ny mampalahelo dia MAHAY MIRAY HINA rehefa hanimba zavatra ... Fa kosa raha HANASOA tsy mahay miray hina ... Dia gaga avy eo raha mialona ny KA... suite
répondu par xxx le 06/02/2009 11:32
xxx ( 06/02/2009 09:16)
Fitsidiham-paritany
Mba mangataka ny filoha hajaina Marc Ravalomanana, izay filohan'ny malagasy rehetra mba hamangy ny faritra atsimo atsinanana. Mitengena an'ilé ropilany vaovao iny fa ny filoha malagasy dia olona mana... suite
répondu par xxx le 07/02/2009 06:56
xxx ( 05/02/2009 22:26)
Ho sokina nanani- bato ny gasy ka ho tapi- dalan-kaleha!
Nasiany délestage ... Tsy nisy rototra ! Volabeny iray ho azy iny satria ny vidinjiro nihalafo kanefa tereny ahena ny consommation ny olona , ary olon ny TIM foana no napetrany tao. Teo koa ny la... suite
répondu par xxx le 06/02/2009 09:11
xxx ( 05/02/2009 17:08)
AIZA I RA8 NO TSY MBA MIARO SY MANAMPY ANAY VAHOAKA????
Amin'izao andro sarotra toa izao indrindra Atoa Prezida no tena ilana ny fanampianao sy ny fiarovana avy aminao. Toa tsy hita na heno na koa tsapanay vahoaka fa manana filoha izahay amin'izao vanim-p... suite
répondu par xxx le 06/02/2009 07:24
xxx ( 05/02/2009 16:02)
M/car monopole ny TIKO,MAGRO
Voaroba ny Tiko sy Magro sasantsasany teto @ nosy M/car. Maro ireo entana tao no very sy potika. -Vokany miakatra ny vidin'ny PPN eto @ tanana. Midika izany fa tsy nisy orin'asa hafa mba nomena al... suite
répondu par ainaheri le 06/02/2009 21:07
xxx ( 05/02/2009 14:47)
Tolona TGV
Ra ny marina lou ry reto e mlay be minty lé tolona TGV an. Ze olona miara mitolona aminy de hita hoetena tia tanindrazana sady izy irery ihany no sahy nanohitra ny dictaturan'i Ra8. Hita manomboka et... suite
répondu par ndenn le 05/02/2009 16:27
xxx ( 05/02/2009 09:45)
ra manontany ana lery...............
Vavy za no miresaka! 25ans! efa in-15 za no nanao sipa de hiditra @ faha-16 za zao! Aôna kay ra manontany ana lery hoe "im-piry zay enao no nanao sipa? laharana faha firy za...." Holazaiko azy ve ny ... suite
répondu par Djhamhal le 20/04/2009 15:13
xxx ( 04/02/2009 18:52)
Rehefa miangona
Omba antsika mianakavy anie ny Tompo.... Dia tonga amin'ny fotoanan'ny Fanolorana ary isika izao sy havanana malala koa dia ataontsika ny hira: "Izay manolotra ankafaliana" i Mopera amin'io ery ... suite
répondu par ari.malala le 16/02/2009 05:42
xxx ( 04/02/2009 18:44)
Nitombo iray ny 3V raha ny fijery azy ankehitriny e
Lasa 4V no tena tanjon ny mpanao pôlitika -VOLA - VONINAHITRA -VODY ary VALIFATY :idea: ... suite
xxx ( 04/02/2009 15:43)
Loza manambana
Ho anareo mpitondra fanjakana vhk malagasy mitandrina ny filaminana , vao izao aho naheno vaovao t@ vaovao vazaha fa handefa rasily any @ tanana mba hiaro sy hanala ireo terantany frantsay any ry lero... suite
répondu par pimaso le 05/02/2009 18:19
xxx ( 04/02/2009 11:36)
AOKA ALO LE HEVTRA ALEFA VAO2,BE MOKONDOHA RETO PRO RA8 RET
TENA REHEFA DINIHINA DE LE PRO RA8 RETO DAHOLO NO TENA BE MOKONDOHA BE FA KELY AINA ETO KAH ! EFA HOE ALEO ALO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ETO FA AZA MANAO VAO2 TSONY ALOHA DE JEREO FA RY RA8ISTE DAOLO N... suite
répondu par xxx le 04/02/2009 14:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9588