Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 02/02/2009 09:11)
ny olako ? be basy loatra
tena manana olana aho ry zalahy fa tena ngeza loatra ny filahiako a! ny halavany norm ihany eo am 24cm eo fa ny halehibeany no tena fopla be sady mahamenatra ahy fa tonga de mitsangana miala raha vao ... tohiny
novalian'i tiasahady ny 11/09/2011 15:51
xxx ( 02/02/2009 08:35)
GAG
Premier ministre TGV i Big JO. Communication i Danny RTA. hahahahahhahaahahahhahahahah Aleo ko zay mba hi-kafoum bouzaka fa aza laniana dhl ry Andry a. hahahahahahahahahahaha. Za mba ataovy porte-paro... tohiny
xxx ( 02/02/2009 06:27)
iza no efa ...?
ahoana ny hevitrareo @ ny vehivavy sahy mangataka zaza @ lehilahy iray ?... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 23:18
xxx ( 01/02/2009 21:54)
MINISTÈRES Les fonctionnaires sous protection
MINISTÈRES Les fonctionnaires sous protection L'état-major mixte opérationnel au niveau national (EMMO/Nat) accordent sa protection aux fonctionnaires afin qu'ils puissent faire fonctionner ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 07:51
xxx ( 01/02/2009 20:46)
aiza ireo tena raiamandreny politika
mba hialana amin'ny olana dia tokony misy vondron'ny raiamandrenim-piangonana, raiamandreny politika:Herizo Razafimahaleo, Ratsirahonana, Manandafy, ....izay tena azo lazaina hoe mahay politika no hir... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 09:14
xxx ( 01/02/2009 18:42)
Accident d'un TGV(catastrophique)
Tena nanana ny raison-ny iany i Andry t@voalohany. Resaka nangataka ny fanokafana ny VIVA nakaton-R8, Place de la démocratie Ambohijatovo...sns. Marina koa hoe nanao ny ataony ny filoha amperin'asa @... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 02/02/2009 13:34
xxx ( 01/02/2009 14:19)
tetezamita , fiainana mitohy
ny ambassade frantsay moa izany dia nanda tsy hanaiky ilay fikatonantrano amin'ny alatsinainy ka raha hanao izany daholo ny entreprises sy ny écoles hafa dia eo i tgv . Raha may ny afo natsangany iz... tohiny
xxx ( 01/02/2009 11:56)
Fanontaniana apetrako ho tsakotsakoitsika mianakavy ?
Fiovàna !izay ary izay foana moa no tadiavitsika mianakavy rehefa misy zavatra toy izao ! Izay mpitondra tonga dia mameno paosy , ny very seza tsy manan-draharaha afatsy ny mandrodana ny eo @ fito... tohiny
novalian'i xxx ny 01/02/2009 18:40
xxx ( 01/02/2009 10:43)
2009 mihilangilana indray ny taxi brousse :MISY MIALA O!
Mihilangilana indray ny TAXI BROUSSE ry zareo a!....MISY MIALA O, tsy mety tonga any @ ilay déstination mihintsy e Ny valiny efa fantatra toy ny mahazatra : TSY HIALA AHO E........ tohiny
xxx ( 31/01/2009 23:13)
Sondazy!
neutre moa ny tenanay no manoratra...tsy mpkato firy ihany koa...fa mba sendra nandalo namaky ny hevitra misy ato @ politika ity ny tenanay, d tsapa fa bdb ny pro-Ravalo, ary bdb ihany koa ny pro-TGV... tohiny
novalian'i Koditra ny 31/01/2009 23:51
xxx ( 31/01/2009 20:13)
ENTI PO LOATRA ISIKA GASY ARY DEFAUT IO FA TSY QUALITE!
Tsy misy olo-tsy miady fa izay to fo mpamosavy hoy ny NTAOLO fahiny . Na fivoriam-pianakaviana ity ,na fivoriam-pokonolona ,na adi-hevitra isan-karazany ,....Ny fo no mibaiko aloha ! Na eto @ forum... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:19
xxx ( 31/01/2009 16:47)
Mila compromis vitsivitsy hamahana ny olana.
Tokony handray fanapahan-kevitra i Ra8 ,ny @ mandat n'i Andry @ maha maire azy , tokony ho alatsaka senateur temporaire izy ,ary handravina ny zavatra hitany fa tsy nety sy tsy nampandeha ny toe-kar... tohiny
xxx ( 31/01/2009 10:50)
TGV s'est proclamé président de Madagascar
naheno aho teo we TGV s'est proclamé president de la republique à madagascar ? ... tohiny
novalian'i roxanaha ny 31/01/2009 10:55
xxx ( 31/01/2009 10:10)
Nanova tetika
Niova indray ny tetika teto amin'ny 13 Mai. Tsy natsangana indray aloha ny GVT, fa vitsy loatra ny olona. Mbola samy sahirana mivarotra ny azo eny an'elakela-trano aloha ny sasany. Ny hafa nanontanian... tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 10:15
xxx ( 31/01/2009 10:00)
fitakiana hafahafa
Mba jereo ne ny gazety taratra e ! de jereo ny politika , fa misy manao fangatahana hafa ao mitovy @ 'i TGV ary pro deba koa lerie e ! alefaso ny safary mba ahitana ny hevitra ry ny akama a! ... tohiny
novalian'i roxanaha ny 31/01/2009 10:18
xxx ( 31/01/2009 08:55)
Ireo ambadik'izao rehetra izao.....? ? ?
......misy olona malagasy maranitsaina, manana ny fahaizana(?????) rehetra rehetra ao ambadik'zao....ohatra fotsiny: ny fotoana nanaovana ny hetsika, dia andro sy herinandro mamarana ny volana Janvier... tohiny
xxx ( 31/01/2009 06:30)
Iza ireo mpanohana an'i TGV
[b]On connaît le parcours d’Andry Rajoelina mais on cerne mal son entourage. Qui le soutient ? Des partis sont-ils derrière lui ? Est-il vraiment nouveau en politique. Le maire de Tana est un h... tohiny
novalian'i harlyy ny 31/01/2009 07:39
xxx ( 30/01/2009 21:22)
Vokatsoan'ny Tolona. ANDRY TGV ihany ny anay satria :
[b] ANDRY TGV ihany ny anay satria toy izao no tanjonay :[/b] [img]http://news2dago.blaogy.com/gallery/770/n1494988022_30194375_2821.jpg[/img] [img]http://news2dago.blaogy.com/gallery/770/n14... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 09:07
xxx ( 30/01/2009 19:29)
Mitia olona tsy hitamaso
Misy olona mifanoratra amiko izay,tiako izy nefa tsy hitako akory ary tsy fantatro ny tena fiainany,sariny no hitako dia izay.(izay marina)mety hafeniny manko ny tena momba azy.Diso ve izaho,ahoana ny... tohiny
xxx ( 30/01/2009 19:25)
Pillule de lendemain
Sao mba misy mahalala anarana pillule de lendemain ??? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 08:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2805