Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
27/01/2009 14:53)
Tokony atsahatra Kely aloha ity site ity ry Mpandrindra!
Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana !
Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:41
xxx
(
27/01/2009 14:33)
IN NY VAO2 FARAN MITRANG ANY AMITSK ZAO?LAZAO ETO E
Raha misy manana vaovao isika any amin kartie na eto afovoantanana na any akaiky point stratezika na any amorotsiraka rehetra any de lazao eto e!! indrindra ny any amin'ny Faritany !! de mba vaovao m...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/01/2009 15:18
xxx
(
27/01/2009 10:41)
Ay ve ka hilefitra ihany e!!
Fanontaniana mipetraka dia izao fa maninona no refa hita fa betsaka ny zavatra simba sy may ary efa tena miha enjana ny toe-draharaha vao hoe andao hifandinika tsy efa tara loatra kosa ve e? sa ahoana...
tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:53
xxx
(
27/01/2009 09:18)
Politika
Les marchands de rêves.......
tohiny
xxx
(
27/01/2009 09:01)
puisque....
Puisqu'on ne vivra jamais tous les deux......
tohiny
novalian'i princesseN ny 03/02/2009 11:27
xxx
(
27/01/2009 07:11)
toedraharaha
[b]Bold text[/b]
tokony ho tony am zao zavamisy zao ari hiray ina fa tsy mety ny fifanomezantsiny io fa samy misy hadisoana na teo am ben' ny tanana na ny présidant ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:28
xxx
(
27/01/2009 01:48)
Tsy koi fa ny mpianatra sy ny vahoaka maty foana eh
Ny eo maty ny eo teraka ihany, ka tsy maninona io fa efa vita kalkiola daholo...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:25
xxx
(
27/01/2009 01:33)
Tian'ny Frantay atao ohatry Mayotte i M/scar
Tian'ny Frantay atao ohatry Mayotte i M/scar...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:29
xxx
(
26/01/2009 23:11)
Mba voafika aho tamin'iny
Omaly alina dia nolazaina fa nisy naka ny antenne VIVA teny Ambohimitsimbina. Dia nientana ny vahoaka ka nikorontana nadoro an'itsy sy iroa ho valifaty.
Kay ry TGV ihany no naka ny Antenne, fa gaga a...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 12:10
xxx
(
26/01/2009 22:51)
Rahampitso indray izany
Andeha hatory aloa fa reraka,
Dia rahampitso indray izany madoro ny hafa eh
Andry Mba ataovy minisitra ireny zanaky ny mpiasan'ny ambasady mipetraka any ivelany taloha sy ankehitriny ireny fa manoha...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:54
xxx
(
26/01/2009 21:23)
Vaovao farany...
Vaovao farany 'ty avy aty Tamatave.
Araka ny tenin'ny mpanara-maso aty an-toerana izay miambina zay zavatra mety ho hafahafa dia izao:
Misy sambo voa avy ni-débarque, tsy hay avy aiza, ao amin'ny P...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:31
xxx
(
26/01/2009 14:48)
May Magro Fianara, Sava, Antsirabe...Vaky ny fonja Antanimor
Vaovao farany : Mirehitra ny tanàna, tiko Antsirabe, Tamatave, ahiana hirehitra ny Port....Magro Fianara, Sava, Mbs Fianara...., Vaky ny fonjan'Ambatolampy, Antanimora, Ambalatavoahangy, Tsiafahy.......
tohiny
novalian'i deric ny 27/01/2009 07:40
xxx
(
26/01/2009 12:27)
nenay ravalo fôna e!
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!
'zay mitonj rets eo ne ts main...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 13:27
xxx
(
25/01/2009 16:37)
Dia raha miongana io d iza no hasolo azy ?
1972
1991
1996
2002
Niongana, voarara (empêché) oh zay ny nialan ny filohampierenena malagasy. Azo lazaina fa tena nahatafita ny hafatra ny sefom-bopndrona sy mpitarika tamin'ireny fotoana ire...
tohiny
novalian'i diana ny 26/01/2009 09:13
xxx
(
25/01/2009 15:35)
Madagascar à l’avènement d’une crise sociale latente
Manipulé ? Soyons réaliste !
A certain moment de son parcours, bon nombre de personnes sont arrivées à la conclusion suivante : Rajoelina a été manipulé. Mais ce n’est pas tout à fait le ...
tohiny
novalian'i diana ny 25/01/2009 15:54
xxx
(
24/01/2009 15:54)
Politikan-donilony
Asa re rey ol fa dia politikan-donilony izay no fahitako ny politika nifandimby hatrizay teto Mada nanomboka tamin'ny fanjanahan-tany.
Izao lonilonin'olon-droa mpandraharaha mpanao politika no hama...
tohiny
xxx
(
24/01/2009 13:03)
NY VAHOAKA NO NAMETRAKA ANAO ARY NY VAHOAKA NO HANALA ANAO
Ry mpilalao politika!
Mitandrema sy mahaiza mihaino ary aza miheritreritra fa vendrana sy kanosa ny vahoaka Malagasy.
Raha napetrany teo @ io toerana io ianao 7 taona lasa dia ny mba hahatsara ny...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:46
xxx
(
24/01/2009 12:40)
ireo mpampita vaovao!!
mijery dia mamaky ireo manana blaogy eto ka tia mamita vaovao avy any an-tanindrazana aho! izaho moa dia mba manaraka ny vaovao politika eny ihany na dia tsy dia miditra lalina laotra aza!
fa ny tiak...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/01/2009 15:23
xxx
(
23/01/2009 19:22)
Ranonampango
Nareo ve mba tia ranonampango asiana siramamy?...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/01/2009 12:19
xxx
(
23/01/2009 11:53)
Lasa nandositra any Durban i Ra8
Manao ny fanaon'i Deba koa i ra8. Lasa nandositra any Durban i lery fa mikasa ny hanao zavatra ratsy no sady entin'ny fatahorana. Mitandrema fa miatady ho t.. i lery...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/01/2009 03:43