Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/01/2009 06:27)
Namana eto amin'ny serasera
Gaga ihany aho fa toa voafetra hatreto amin'ity takelaka ity ihany ny maha-mpinamana fa rehefa tafavoaka ery ivelany de efa tsy mahay namana intsony ny ankamaroany. Misy takelaka iray any @ FB ary b... tohiny
xxx ( 23/01/2009 03:49)
Teny ambony taxi-brousse alina
Nisy olona nanontany: "Fa inona no tena mampiady an'i TGV sy Ra-8 eh?" Dia nisy namaly tany aoriana hoe: "Anontanio i Mialy eh" Dia tezitra be ilay Rangahy hoe: "Iza koa ity Mialy?" Samy dangin'ny ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 25/01/2009 21:15
xxx ( 22/01/2009 08:48)
FAHAVALO -RA 8
Dia efa ni autoproclamer fa FAHA8 izany i Ra8. Tsy nasiany sira ny fangatahana ny hisian'ny demokrasia sy ny magarahara eto @ tant sy ny firenena. Mbola nafeniny ihany koa ilay fikasana ny hivarotr... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2009 16:12
xxx ( 21/01/2009 17:20)
ho atao aon iret TIKO sy MAGRO bedebe, zao ref tafala teo io
asa mba aona kou ny ho ataony rehefa mahita ny fananany ho robain'ny olona koa izy !! ka ny vahoaka ko mba maka ze anjarany nangalarinao ankolaka na mivantana ko/// nefa mety efa niomana io ,,mety tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2009 14:26
xxx ( 21/01/2009 06:04)
kambana
Miarahaba antsika rht namana, Mba maniry ny hiteraka kambana ry reto za dia sao mba misy olona na lahy io na vavy afaka manoro hevitra hoe izao no atao na izao. Vavy kely efa 9 taona @ity manko ny ... tohiny
novalian'i Tchouchou ny 01/03/2009 14:51
xxx ( 20/01/2009 16:44)
Ireto vazaha ireto
Manao ahoana daholy, tsy izany ry reto fa nanao pari tamin'ny namako vazaha ny tenako ka resy tamin'izany zvtr natao izany :( ..ka dia voatery hanao sakafo. Sakafo gasy izany e! hatramin'ny entrée k... tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/02/2009 12:56
xxx ( 20/01/2009 16:38)
evacuation sanitaire
miarahaba, saika hanontany aho ry zareo hoe manao ahoana, sy rehefa inona no azo atao ny evacuation sanitaire. azo atao ve izy io raha resaka infarctus? satria ilay olona izany voan'io aretina io d... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:38
xxx ( 20/01/2009 13:53)
Dikan-teny
Hono hoa ry reto, inona tokoa moa ny dikan´ireto teny ireto amin´ilay teny faran´tsy hay( frantsay) fa tena tsy mety tafaverina mintsy: anjara, lahatra, vintana, tendry??? Misaotra mialoha o... tohiny
novalian'i lovelyri ny 21/01/2009 07:07
xxx ( 20/01/2009 03:40)
Izay afaka mamaly eh
Iza marina no tena ao ambadik'i TGV? Satria raha toa aza ka miala i Ra-8 nga i leiry mbola azo atao filoha akory amin'ity taonany ity. Sa mbola hanova lalam-panorenana indray? Ny 4L sy ny Frigo isa... tohiny
novalian'i hery ny 20/01/2009 14:49
xxx ( 19/01/2009 12:45)
Ra 8 # TGV
Efa ela loatra no nilalaovan'ny mpanao politika ny vahoaka Malagasy. Ka nahoana indray raha mba ny vahoaka no mba hilalalo ireo mpanao politika??? -Maro ny zavatra azo ilalaovana azy ireo toy ny asa... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:53
xxx ( 18/01/2009 17:31)
tsy sitrapoko
[u]Underlined text[/u]... tohiny
novalian'i Lejoba ny 20/01/2009 14:48
xxx ( 17/01/2009 04:37)
fanalàna fofona ellika
Slt dôly e! Mba saika hanontany re a, ahoana no anesorana fofona elika zfd? Mampiasa alamo aho fa tsy ataoko continue b d ampifamadibadiako am déodorant, kanefa misy fotoana tena miraikitra be lé ... tohiny
novalian'i kamongo ny 24/02/2011 15:34
xxx ( 16/01/2009 21:50)
tondrom-peo
mba mangataka tondrom-peo: "ho malalanao - 'zay" misaotra betsaka!!... tohiny
xxx ( 16/01/2009 12:04)
tiko fotsiny tsotra zao
Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana. Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy t... tohiny
novalian'i batotoa ny 29/01/2009 21:08
xxx ( 15/01/2009 15:54)
misy olona zay any!
manaona daoly! za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no ts... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 14:38
xxx ( 15/01/2009 09:54)
vavak'ilay Mpangala-badin'olona! atao fampiratina .
Miarahaba anareo, Nisy forum efa tamin'ny volana Aout -septembre tany ho any, nanao hoe "vavak'ilay Mpangalabadinolona" hatao fampiratina izy ireo raha sitrakareo, ka miangavy ireo izay rehetra ... tohiny
novalian'i namanabe ny 05/02/2009 09:18
xxx ( 15/01/2009 04:53)
Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?
Leh aho miresaka,manana sipa aho,tato ho aho nahatsikaritra zvtr hafa²(hafa² hoy aho) Satria mifandefa sms sy mifampiantso izy sy ilay bandy,fantatro ilay izy taty aoriana ,nanontaniako izy dia nol... tohiny
novalian'i miarina ny 17/02/2009 10:34
xxx ( 13/01/2009 23:25)
izay tvg ve
Mampalahelo eh ,tsy misy intsony ny mpanao politika sy mpanohatra credible eo imasombahoaka dia lasa ry tvg no mpanohatra dofisy.Milaza ny tenany victime foana nedala,tsy mbola natao toan'i ry tgv no ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:48
xxx ( 13/01/2009 18:51)
izany ny filohanareo !
izany ny filohanareo raha miasa sy mampidera ny raopilanina beee!! http://www.dailymotion.com/htantely/video/x7ya2v_jt-mbs-060109_news... tohiny
xxx ( 12/01/2009 18:45)
efa ao tsara ny gasy a!
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-81-tele_gasy.html... tohiny
novalian'i Noue ny 12/01/2009 19:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002