Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
30/01/2009 19:19)
Jeannot
omeo hira vaovao ny Jeannot izay mahalala...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:47
xxx
(
30/01/2009 19:17)
tonga saina ve?
nisy aina nafohy! nisy ny trano rava sy may kila!!
zay zany vao tonga saina ny fitondran'i Ravôléra oe hanatsara ny hopitaly sy fomba fitsaboina eto madagasikara izy!! mi-zesista mividy "airr force...
tohiny
novalian'i klitika ny 30/01/2009 19:45
xxx
(
30/01/2009 18:28)
hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e???????????
Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka...
tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:57
xxx
(
30/01/2009 17:02)
Tanan'Antananarivo... Novonoina ara-bakiteny...
Raha sendra mandalo eto afovoan'Antananarivo dia ara-bakiteny tokoa, ilay Tanàna maty. Novonoina angamba ny marina kokoa. Araka ny tetika efa mati-paika sy voaomana efa hatry ny ela....
Indrisy mank...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 02:57
xxx
(
30/01/2009 15:10)
eeeee ry tanindrazako!!!
Efa nanahy ihany izà hoe: tsy ahita ny fandrosoanao ry tanindrazako mandra-pahafatiko. Fa izao vao tena tsy misy fanantenana intsony aho ny aminao. Na ho zato taona, na roanjato taona aorian'ny hahaf...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 30/01/2009 16:53
xxx
(
30/01/2009 14:16)
saropiaro
Mba mila torohevitra avy aminareo za ry zareo fa saropiaro be ny olona miaraka amikou nefa za tsy mampirafy azy fa manaja azy foana; tsy fantatro hoe misy miaraka aminy ve any de mody anafenany anizan...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 31/01/2009 14:51
xxx
(
30/01/2009 11:55)
RA8/TGV MIALA FA MANALA BARAKA NY MERINA
Mba tsy hivadihan'ny resaka izay ho araraotin'ireo mpanararaotra dia miangavy izahay vahoaka mba haka sisiny izy roa lahy.
MISY HISAINAN'IZY ROALAHY IREO SY NY NAMANY AMGAMBA ITY TENY ITY
...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:25
xxx
(
30/01/2009 08:25)
Kay va re!!
http://www.madanight.com/
ireo ambany ireo ny zavatra nolazain'i filoha Marc Ravalomanana.
Ampio indray aho ry reny malala izay nahilikiliko fa tsy haiko loatra ny fiteninao no alehoko niaraka ta...
tohiny
novalian'i dalie ny 30/01/2009 08:50
xxx
(
30/01/2009 05:23)
TVM
d iaraha-mahita, ary famapandrenesana ho anareo tsy mahalala, fa d eo @ lafiny fanandramana izao ny [u][b]TVM[/b][/u]. zany oé, efa misy an'ilay test couleur iny, fa tsy oé akory efa misy fandaharan...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 08:14
xxx
(
29/01/2009 18:32)
Maivandoha nge hono i andry e oh ty
[img]l'idiot utile: (ou nuisible selon le côté où on se place) personnage au comportement souvent avantageux, qui ne comprend rien à la situation ni aux manipulations dont il est l'objet et qui en...
tohiny
novalian'i sitlo ny 29/01/2009 19:04
xxx
(
29/01/2009 16:52)
Tany tena tan-dalàna ve i MADAGASIKARA?......
Moa ve tany tan-dalàna i MADAGASIKARA ? raha @ teny vahiny dia hoe Est ce que MADAGASCAR est un état de droit?
Ny valiny dia tsotra: tany tan-dalàna raha ho any mahantra ,fa tsia kosa ho an 'n...
tohiny
xxx
(
29/01/2009 14:46)
ADY SEZA NO TENA AMBADIK IZAO REHETRA IZAO....
Misy moa ny tia tena ,dia ao koa ny be fialonana ;...
Mivaralila ny isan tsokajiny hoy NY TARIKA NY NANAHARY izay ...dia ny vahoaka ny mihinan ny tadiny
Fa rehefa jerena dia ADY SEZA no tena ao ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 17:45
xxx
(
29/01/2009 14:05)
iza no tinareo?
tgvendrana sa ravôléra?...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 17:32
xxx
(
29/01/2009 13:59)
Ho waaahh!
Akory !
1 euro = ? Fmg ou ? Ariary ?
Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/01/2009 11:42
xxx
(
29/01/2009 13:10)
I RA8 IHANY NO AO AMBADIK'IZAO FANDRAVANA IZAO
Raha tena mandinika ny zava-niseho @ saina mahiratra ianareo dia hita soritra ao ambadik'izao fa dia Atoa Ravalomana Marc ihany no tena ao ambadik'izao resaka fandravana izao.
Porofo:
-Nahoana no t...
tohiny
novalian'i madamakely ny 30/01/2009 11:59
xxx
(
29/01/2009 10:52)
TGV... sao dia mitsaoka eo ...fa efa voaray ny avance a...
Andry....Tandremo sao de mitsoaka fa efa voarainao ny AVANCE, sady efa mazava ny fifanarahana; misy ny taratasy sy ny vavolombelona....
tohiny
novalian'i molota ny 03/02/2009 14:25
xxx
(
29/01/2009 10:10)
Fandotona saina
Tandremo ry lereto fa betsaka ny manambotra saim-bahoaka eto mba hitohizan'ny finanan-dry zareo. Manao antsika ho tena [b]bado[/b] mihitsy ry zareo amin'ny zava-misy izao. Miatomboka amin'ny N..e, sy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 13:35
xxx
(
29/01/2009 09:25)
Mbola aita asa v?
Oh ry reto a, 10.000 isan'andro ny salan'isan'ooul very asa hatram latsinaniny. Lasa chômage technique. Ny oul maty koa eo ho eo am 25-30 isan'andro eo ho eo. Ny invest lasan pagalatra, nosimbaina ar...
tohiny
novalian'i majakely ny 29/01/2009 11:16
xxx
(
29/01/2009 06:41)
Madagasikara tsy misy filoha!!!!
Eto @ ilay fotoana sy toerana tsy misy filoha izao ny tanitsika. I ra8 tsy hita hoe filoha intsony, tsy manome baiko,mangina, manjavona aza indraindray.
Etsy andaniny kosa i Andry izay nanohitra di...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 09:05
xxx
(
29/01/2009 00:39)
Ho an'ny FFKM
Isaorana lehibe ianareo RR FFKM, nitsodrano sy nitondra anay ambavaka tamin'ny fiandohan'ny tolona.
Efa madiva ho vita izy izao, koa dia ny Tompo anie hitahy anareo mandrakariva.
Ary dia raho toa mo...
tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:22
