Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
25/11/2008 06:03)
Tonga ny Mesia
Mba mitady ny tonon'ilay hira misy hoe: "[b][i]Tonga ny Krismasy, ry Malagasy, Izao tontolo izao hiara-paly aminao![/i][/b]". Dia misaotra mialoha ary mirary Noely Sambatra ho antsika sahady. :D ...
tohiny
novalian'i hevitra ny 12/12/2011 15:59
xxx
(
25/11/2008 05:29)
toiany fa maninona
lasa blabla b lé valipanotanina fa izao ary ,ny akamaronareo miteny hoe"sous en-tendu" samy accro na ny vevavy nany lela aminy sexe ,
fa naona ary no isaky ny misy histoire de vio,dé lé léla foan...
tohiny
novalian'i apache ny 09/12/2008 12:45
xxx
(
20/11/2008 07:03)
x
à visiter ici [url]http://www.rrapgasy.com/[/url]
votre avis...?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/11/2008 03:18
xxx
(
20/11/2008 05:42)
fa maninona
fa maninona kay ny lehila no accro be aminy sexe nony vevavy e?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 25/11/2008 03:25
xxx
(
20/11/2008 05:05)
news be
kaiz jiaby, misy sity rapgasy 100% news B sady norme : [url]http://www.rrapgasy.com/[/url]
OK, mlay e...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/11/2008 05:30
xxx
(
18/11/2008 16:20)
sipa mitady kofy
sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra, ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 11:07
xxx
(
18/11/2008 07:25)
dedicace ho an'i booboo and co 6th namana serasera
vita iny ny fety hita ireny ny sary ary nanao ahoana ny kaly sy ny mofomamy sns
raha teo zao booboo tena nahay nanao koms tsara we nanao ahoana ny siran'ny nems sy samosa sy ny kabaro etc......
tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2008 21:55
xxx
(
17/11/2008 14:39)
valimbavaka
miarahaba antsika rehetra
te hizara amitsika rehetra ny fitiavan'andriamanitra a satria tsapako fa mamaly vavaka izy ary ataoko fa c'est la moindre des choses angamba ny mizara amin'ny hafa zay zavat...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 17:56
xxx
(
13/11/2008 11:42)
mila torohevitra
manahona doly ohh!
zao no mba hangatahako hevitra zay mahay!
manana golf serie 2 GTD zah de mitete be ny radiateur de chauffage ka tiko soloina ! bedebe anefa ny manakivy anah fa oe enjana be ny m...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 30/12/2008 20:38
xxx
(
11/11/2008 12:10)
fanjavonana
Efa napetraka teto ity dinika ity fa somary tamin'ny fomba fananihanina no nametrahako azy tamin'izay, tsy inona izany fa ny fanjavonan'i TSIMATI. Tsy resaka fitorahana atody sy fitombe... ity fa tena...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 14:54
xxx
(
10/11/2008 06:27)
Mangana
Mba torohy hevitra kely aho ry zareo
raha misy mangana amin'ny vatana , ahoana no fanalàna iny haingana
mba ho afaka , misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2008 06:44
xxx
(
09/11/2008 19:33)
dokotera azo itokisana
Iza ry reto no azo itokisana kokoa???...
Ny dokotera efa antitra , tranainy ny systeme-ny sa
ny dokotera vao tanora nahavita fandalinana methode vaovao?????
Tsy izany fa misy dokotera mianaka izay ...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 09/11/2008 21:49
xxx
(
09/11/2008 19:02)
RAPHAEL tany dago, milay kosa an!
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/raphael/tana_005.php
mahafinaritra rehefa mba misy tarika vahiny mitsidika i madagasikara....
tohiny
xxx
(
09/11/2008 18:45)
separation de fait
zareo a,paps vaza zay mivady,nisara toerana na separation de fait,ratoa izy manao trosa any dia ahoana,tratra vé za,voalohany io_ahoana iany ko no hialana amin'ny trosa zay nataony tao anaty ny fana...
tohiny
novalian'i Patti ny 03/12/2008 14:21
xxx
(
09/11/2008 12:40)
lucile Black jak's
sali doly o ! Mba mitadu ny tonony Lucile an'i black jak's azafady o !
misaotra betsaka !...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/11/2008 10:29
xxx
(
08/11/2008 15:19)
sondage
Iza no mpandany vola kokoa ny lahy sa ny vavy raha resaka couple no jerena???????...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 19/12/2008 16:44
xxx
(
08/11/2008 12:11)
tanimboly
akory zareo a,manana tany lehibé aho,vaky saina aho oe inona no voly hamokatra aingana ary mety ampisy vola,misy milaza fa ravin-tsara no mety,ilay tany an-tanety ka tsy azo atao vary,mba misy afaka...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 25/12/2009 14:06
xxx
(
06/11/2008 13:13)
flebite-trambose
bjr dol sao mba misy afaka milaza momban'io aretina io sy manazava,misaotra e :!: ...
tohiny
novalian'i fasaly ny 09/11/2008 10:35
xxx
(
05/11/2008 08:24)
boky
ohatry ny hoe fianakaviana iray izany ny olona eto amin'ny serasera ny fijeriko azy. Atao hoe ville kely iray dia i hery no president mitantana azy.
Raha hamoahana boky ve dia mila mangataka droit d'...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/11/2008 09:17
xxx
(
04/11/2008 20:15)
mba asio hirany mirado anjeliko ee
slt daolo eee, zay mba te ahazo le hirany mirado anjeliko de mba asio ao rah misy manana na mahita eee, na de tsy mankafy aza de mba andefaso zay eee, tsara fanah daolo nareo,hihihihihii, de maztoa ee...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/11/2008 07:37
