Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/09/2008 15:26)
hitady hira
hira ny mirado "r'lay anjeliko"... tohiny
xxx ( 25/09/2008 21:48)
I Nacl ve mpihiran'i Samoela...
I nacl ve mpihiran'i Samoela sa ...? [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img91.imageshack.us/img91/7149/naclbl4.jpg[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/10/2008 14:03
xxx ( 25/09/2008 17:02)
MALAHELO
Malahaleho mafy an'i noue aho. Fa aiza enao e! Tu me manques, I miss you so much noue an!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:24
xxx ( 25/09/2008 11:54)
Inona ary izany ? DVT ?
Valiny : Diaspora vao tonga... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:49
xxx ( 24/09/2008 17:17)
congé de paternité
miarahaba, - sao mba misy afaka hanome modèle de lettre fangatahana ny congé de paternité aminareo azafady? - ilay 14 andro (dont les 3 jours de congé légal de naissance) moa izany tsy fra... tohiny
xxx ( 24/09/2008 12:40)
Nanao aona ny tohin'ny tantaran'i VOLATIANA
Mba te hahafantatra ny tohin'ny tantaran'i Volatiana aho, zay misy mahafantatra ny tohin'ny tantara aoka izy mba hitantara.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/10/2008 06:40
xxx ( 24/09/2008 07:30)
fitiavana nitsiry teto?
Tsy haiko raha loha-hevitra efa nipoitra sy noresahina teto izy ity fa mba mahaliana ahy, indrindra ny fijoroana vavolombelon'ireo izay niaina na mbola miaina azy. Fa izay manan-kambara amin'ny ankapo... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/10/2008 12:26
xxx ( 24/09/2008 06:32)
olona mi-delire
indray mandeha aho dia sendra ny olona notsaboiko , olona akaiky ahy io fa izy rehefa marary dia tena mi delire , izany ny tenako tena malahelo mafy ery nefa tsy maintsy mampahery azy sady tsy afaka m... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:43
xxx ( 23/09/2008 02:16)
Nitombo iray indray ny mpanohitra
Ela ny ela ka nirona any amin'ny fanoherana sy ny fitsikerana ny mpitondra ingahy Jeankely. Fahagagana tsy misy ohatran'izany rey olona an Arahabaina Ra-Jean an... tohiny
novalian'i karavasy ny 25/09/2008 15:28
xxx ( 22/09/2008 08:59)
Rija RASOLONDRAIBE
Tsy fantatro izay lohateniny fa izy hira mihetsiketsika misy hoe "...hamirapiratra ny tavany é é...homba antsika mianakavy anie ny Tompo..."... Mitady ny tonony re reha mba azo atao! Mankasitraka ^... tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2008 14:23
xxx ( 21/09/2008 00:11)
Mba atorohy hevitra re za,misaotra mialoha
inona kay no mahatonga ny fahasarotam_piaro? inona no atao mba hialana @zany? inona no atao mba hampandeha ny tokan_trano(zany hoe mampilamina azy)? inona no tena fomba nareo lehilahy voajanahary?... tohiny
xxx ( 20/09/2008 06:48)
ahona ny fomba fisasan'ny vhv mila sasana hatrany anatiny
mila sasana hatrany anatiny ve refa misasa isika vhv sa avela @ zao... tohiny
novalian'i laris ny 19/01/2009 08:58
xxx ( 17/09/2008 10:43)
aza avelanao
mba mangataka ny hiran'i Y-ZIT le aza avelanao r'reto a! :/ ... tohiny
xxx ( 17/09/2008 10:35)
mba toroy hevitra re e!
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy... tohiny
xxx ( 16/09/2008 08:39)
tsy aiko
tsy misy fantatro momba ity hira ity fa ny voalohany oe: "matoa tsy nahomby ny tetikady natao ampiova ny toetra ratsy... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 08:45
xxx ( 15/09/2008 08:09)
Iza no tompon'ny tain'alika?
Izay mahay... tohiny
novalian'i rafan78 ny 14/10/2008 16:19
xxx ( 14/09/2008 11:20)
dikan'ny nofy
lasa be ny eritreritro fa nanonofy ny ex-ko indray za omaly, sao mba misy mahafantatra ny antony za vevavy an ! de nisy olona 3 lahy nanafika ahy hono samy nanana antsy ngedabe izy 3, fa voasambotr... tohiny
xxx ( 13/09/2008 19:52)
ahoana kay no fandefasana auto any dago raha aty NICE
AHOANA KAY NY FANDEFASANA TOMOBILE ANY MADA RAHA AVY ATY NICE . NY FRAIS -ny SY NY SISA ... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/09/2008 20:49
xxx ( 13/09/2008 05:12)
Hira faneva dosezy
Hira toy izao: Ry Masina Maria tsy azom-pahotana Mpihira : Antoko Mpihira EKAR Tanjombato... tohiny
xxx ( 11/09/2008 17:15)
Miss mayotte
Misy manja kosa le ny tsebakavavy spikrina an ! [url]http://http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x6pvnh_miss-mayotte2008_music[/url] ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/09/2008 17:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4615