Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
22/08/2008 07:16)
mmm
Tsy dia hoe resaka be inona loatra ity fa [b]marary be ny foko[/b] :cry: ka mba mizara eto, tsy nahita tory alina. Efa miezaka ny hitia sy hijery ny sipako fotsiny ihany aho nefa dia noho ity fitiav...
suite
répondu par bazylou le 23/08/2008 20:42
xxx
(
21/08/2008 11:55)
Aiza enao e!
Mba miverena amin'izay moa e!
Zah mbola mila an-le kapoka lapoaly fanomenao ahy iny
Tsy misy hanalana azy intsony raha vao tsy misy anao e!
Efa tsy ato ntsony le mpankahala anao iny re!
Raha vao t...
suite
répondu par tsiambaratelo le 07/10/2008 19:38
xxx
(
21/08/2008 11:04)
tena fitiavana sa mampirafy
inona no ataoko fa za efa manambady nefa misy olona miaraka @ko? izy koa loha efa manambady fa izy en France fa à chaque fois tonga eto izy dia miaraka zahay fa refa any izy dia mifampitel foana dia ...
suite
répondu par rojosalohy le 04/12/2008 06:23
xxx
(
21/08/2008 10:55)
mahaleo ao amin'ny france o
NIsy tsy afaka nijery mahaleo tao olympia tamin'ny 2007 ve na mbola te-hijery?
http://www.programme-tv.net/divertissement/909715-mahaleo-live-a-l-olympia/
mbola misy indroa azo ijerena azy, jereo eo...
suite
répondu par Lejoba le 22/08/2008 14:52
xxx
(
21/08/2008 07:21)
valina bacc
so de mba misy afaka mandefa valina bacc ato azafady...
suite
répondu par xxx le 21/08/2008 11:49
xxx
(
19/08/2008 15:01)
zaza vavy kely 6 taona nisy nanolana dia nisy namono
Tena ahonany hevitrareo @ ilay vaovao maly zazakely nisy nanolana? mampalahelo be tena tsy ampoizina hoe ny fahendreny gasy dia mahavita zavatra mamparikoditra hotrizao
mampalahelo ny nahazo ilay zaz...
suite
répondu par vale le 27/09/2008 21:31
xxx
(
18/08/2008 17:10)
Tsy mety tafiditra any amin'ny tondrom-peo
Inona no mety mahatonga an'izany? mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina marina tsara aho nefa tsy mety tafiditra ao amin'ny tondrom-peo, sao dia misy afaka hanampy ahy ny amin'izay, misaotra indri...
suite
xxx
(
18/08/2008 16:46)
inona zany ureaplasma urealyticum
inona ry reto zany ureaplasma urealyticum zany de inona no fanafodiny azo sitranina ve?...
suite
répondu par bazylou le 21/08/2008 01:20
xxx
(
12/08/2008 15:55)
mitady hira nefa tsy fantatra ny titre-ny
Misy hira mitambatra be izay , tsy na ry Johary no mihira na iza na tana in love mihitsy aza , tsy haiko , asa na tambatra mihitsy aza ny titre-ny .
raha mba fantatrareo dia omeo ahy ny tonon...
suite
répondu par noomfy le 20/12/2018 13:34
xxx
(
09/08/2008 12:15)
Fivoarana ara-pitondratena
Mahita ve ianareo fa ny heverina ho fivoarana raha resaka fitondrantena ankehitriny dia izay ratsy rehetra taloha ka ekena izao: ohatra taloha mahamenatra izany lhl mandry @ lhl, na vhv mandry @ vhv, ...
suite
répondu par ari.malala le 13/08/2008 14:13
xxx
(
09/08/2008 08:38)
Namana serasera
Misy fanamboarana ve fa tsy tafiditra mihintsy hatry ny omaly
Io maraina io dia ito no mivoaka rehefa mikliky Namana Serasera
[b][size=60px]It works[/size][/b]...
suite
répondu par sipagasy le 15/08/2008 22:04
xxx
(
09/08/2008 04:07)
Sarotra ny mandainga
Efa samy nahare an io daholo fa inona no antony hilazanareo manokana ireo teny ireo na koa hiheveranareo fa tsy mitombina ireo teny ireo...
Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lain...
suite
répondu par xxx le 15/08/2008 16:14
xxx
(
08/08/2008 18:30)
fiarahana
Ahoana ny atao mba hampaela sy hampisy tsirony tsara rehefa manao firaisana?...
suite
répondu par kalazagasy le 09/08/2008 15:33
xxx
(
05/08/2008 21:14)
carte long séjour
hono wa e ! sao dia misy mahalala ianareo raha oé mi heberger etudiant , zany oé izaho no manao ny prise en charge , mila declarena foana ve oé manana 412 € par mois ilay etudiant sa voatery iza...
suite
répondu par rurik le 13/11/2008 13:08
xxx
(
03/08/2008 20:59)
transcription
akory aby ô!
sao dia misy afaka manomé renseignement kay raha hanao transcription ana zaza ao aminy ambassade gasy paris , mahita aminy net za manko oé niova ny lalàna , raha vao vazaha (tara...
suite
répondu par fijo le 26/08/2008 20:49
xxx
(
03/08/2008 10:22)
AKAMATATRA
Mba iza ary ity HAO ity?? izay tsy mbola nisy nahita teto nefa dia mangataka ny hoe HAMPITOMBO NIVAO zany hono? Iza ary no olona te-hampiakatra sy hampiroborobo ity serasera ity??? Ary avy eo izy tsy ...
suite
répondu par karavasy le 04/08/2008 16:41
xxx
(
02/08/2008 19:54)
azo ajanona @zao ve ny pillule
azo ajanona @ zao tsy mila mandeha dokotera ve ny pillule kay ; tsy te hiteraka aho fa tsy te hampiasa intsony...
suite
répondu par kelly13 le 06/08/2008 20:47
xxx
(
02/08/2008 19:41)
iza kay nareo no efa tratran'ny petite inflamation @
ahona kay le inflamation @ vhv reny mety tsy manin ve
...
suite
répondu par xxx le 07/08/2008 18:58
xxx
(
02/08/2008 18:00)
resaka bengim-bazaha
Iny indray no tsy hitako fa toa nofafa nadiodio toy ny fitombenan-jazakely avy nanao maloto ny hevitra nasoronay famaliana an'i SAHO tatsy amin'ny dinika momban'ny SOLONANARANA tatsy.
Raha toa ka ...
suite
répondu par tsimati le 07/08/2008 23:13
xxx
(
01/08/2008 08:52)
FITIAVANA
Mino ve nareo fa ny fitiavana eo amin'ny olon-droa dia mitohetra mandrakizay. Rehefa mbola zaza mantsy dia mamy be le izy ka raha vao mandingana sehatra hafa (mariage) dia ohatry toa ady sy probleme f...
suite
répondu par andrywui le 09/12/2008 17:02
