Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 11/09/2008 07:31)
radio vazo gasy
Mba mitady ny hira sy tonokira mandeha ao amin'ny radio vazo gasy hoe: mitsikitsiky amin'ny solomaso, portable an-tanana e..... Izay ihany no haiko fa aty afinda ka tsy dia maharaka e!... suite
répondu par ni81 le 11/09/2008 09:52
xxx ( 09/09/2008 15:18)
mitady ilay namana
Nisy namako izay tato amin'ny serasera. Tena correspondent nahafinaritra ahy mihitsy izy. Nampite :-* isaky ny miresaka (chat) aminy. Nandritra ny volana maromaro izay anefa dia tsy namaly ny hafatr... suite
répondu par haritianah le 21/11/2008 08:46
xxx ( 09/09/2008 10:41)
Tsimati sy hao sy ny sns..
Hiangaviana i tsimati sy hao sy ny sasany mba hiverina amin'izany fa lasa lava loatra ny vacancen-dry zareo. Raha vao tsy misy zavatra ho tsikerana mantsy eto dia lasa motramotraka ilay fandraisan... suite
répondu par penguin le 17/09/2008 14:42
xxx ( 08/09/2008 16:58)
Tokony halalaka hono ny fomba fiteny ka tonony @ anarany
26. Mpandefa : taref [ Valio ] 05-09-2008 07:28:06 Lohateny : Re : mety ho bevohoka v? ka mila zarina ny saina hiaino anreny teny reny fa tsy atao sarinteny fôna ! Fory na kindy fa tsy fivavia... suite
répondu par ikaretsaka le 09/09/2008 12:43
xxx ( 07/09/2008 09:57)
tsy miteniteny foana ny olona fa misy dikany avokoa...
hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e. Ny antony ilazana izany dia rehefa nijery site ity http://natur... suite
xxx ( 05/09/2008 14:06)
correspondant
te hifandray amin'ny tovovavy iray 22ans... suite
répondu par colar le 06/09/2008 15:15
xxx ( 03/09/2008 13:09)
Manjakazaka @rehetra ny mpitondra!!
Antananarivo ve? ampijaliana ny ben'ny Tanàna! Faritra hafa tsy lazaina intsony!! Bacc 2008, olana maro be inona, tsy avy @ mpitondra ihany va?... suite
répondu par kidoropamba le 06/09/2008 11:06
xxx ( 02/09/2008 07:46)
bourse
bonjour! aiza mba mety hahitana reny bourse à l'extérieure reny @site internet,misy nièce keliko zay afaka bac G3, kamboty reny depuis son 6ème mois, son père klk part fa tsy te hahalala azy m... suite
répondu par Herimiafina le 04/09/2008 00:01
xxx ( 01/09/2008 20:09)
bac 2008
resultat bac serie c antananarivo... suite
répondu par xxx le 01/09/2008 20:15
xxx ( 01/09/2008 10:41)
hevitra rey tena mety ity tena angambany tsy haditra intso
Infidélité Un mari se fait mordre le pénis lundi 1er septembre 2008, par Franck L’histoire s’est passée récemment dans la capitale. Un homme qui travaille dans le bâtim... suite
répondu par lohataona le 03/09/2008 16:44
xxx ( 01/09/2008 10:35)
loza! loza! loza! mitandrema ihiany sao voa
Infidélité Un mari se fait mordre le pénis lundi 1er septembre 2008, par Franck L’histoire s’est passée récemment dans la capitale. Un homme qui travaille dans le bâtim... suite
répondu par vale le 08/09/2008 15:47
xxx ( 30/08/2008 23:43)
Mamela heloka isan'ianao Jeso zoky be fitia
Raha mba manana ny tonon'io hira io ianareo dia isaoraka be dia be . Dia ity koa bbola tadiaviko : ny refrain no tadidiko : Midera anao andriamanitr'o! Falehibe, fa lehibe ...... suite
répondu par diamondra27 le 02/09/2008 08:58
xxx ( 30/08/2008 17:07)
jao
Mba saika hanontany izay mahalala hoe aiza ho aiza ny toerana tsara ho vidiana ao @ olympia fa mikasa ny hijery jaojoby aho nefa tsy mbola tao amin'ny olympia hatramin'izay?? ary koa ny parking v... suite
xxx ( 27/08/2008 13:38)
soanja
ary soanja wa to efa ela² izay no tsy hita é!!!:( ... suite
répondu par fijo le 07/11/2008 22:40
xxx ( 26/08/2008 18:15)
Hoy ny taratra androany
Hampitahao ireto voalazan'i kapistra sy ireto voalazan'ny gazety taratra androany ireto. Dinika:hambarao koa ny anareo. 1-momban'ny tsy firaharahana mpampianatra. [quote=kapistra]Ity misy hafatra ... suite
répondu par TOKO le 11/06/2009 07:58
xxx ( 26/08/2008 14:06)
Tonga lé hafatra e! misaotra
Tonga ny hafatra hono fa misaotra e! :lol: :lol: http://www.dailymotion.com/relevance/search/horake/video/x2wr08_melky-horake_ads... suite
répondu par xxx le 26/08/2008 14:15
xxx ( 24/08/2008 13:02)
bac malagasy
efa nivaly ve ny bac any dago ?... suite
xxx ( 23/08/2008 19:50)
azo sitranina ve ny mst na ist
azo sitranina tsy mivrenina tsony ve kay ny mst na ny ist raha tsy mahadiso... suite
répondu par xxx le 29/08/2008 08:45
xxx ( 22/08/2008 07:21)
saxophone
misy malagasy mahay mitsoka, saxophone hono eto bordeaux , mba re-hifandray @nao aho mrsaotra... suite
xxx ( 22/08/2008 07:17)
fianarana solfa
mahay solfege kely aho mba tiako ny fifandraiasan @ solfa, ( ny gamme @ solfa ohatra ) ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0876