Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
31/07/2008 19:01)
Voatora-bato indray ny filohan ny FJKM
Araka ny vaovao hita dia mbola voatora-bato indray ny filohan ny repôblika sy FJKM dia Atoa RAVALOMANANA MARC tao ANTSIRABE !Araka ny voalaza dia tovolahy marary saina izy ity.Ny zavatra mahagàga di...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:09
xxx
(
31/07/2008 13:17)
hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
manaona daolo
1 - efa henonareo ve fa misy mpihira ary ny ankabeazanireo mpihira malaza be ireny dia nanao fifanekena na pact taminy satana
2 - ny hira sasany raha henoina mivadika dia misy hafaka ...
tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 11:34
xxx
(
29/07/2008 22:21)
fitovian-jo veh??
salama aby!
misy moa ny vehivavy tena mila hoe te hitovy zo @ lehilahy, ka ankoatry ny asa aman-draharaha izay efa tsy ifaninanana @izy ireo intsony, satria be koa ny vehivavy manam-pahaizana, dia ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 10:18
xxx
(
29/07/2008 21:22)
Nadal
Mba manontany tena foana izà rehefa mahita an'i Rafael Nadal fa toa tsy mba mety reraka ohatry ny namany mihitsy ledala. Na ny musculatureny, na ny technique pratiqueny dia mila fisika daholy..nefa i...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 08:58
xxx
(
29/07/2008 20:52)
ny fanafody vidina eny @ ireny mpivarotra tapa-kazo ireny
ny fanafody vidina @ ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve kay naman'ny manompo sampy ihany...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 03/08/2008 10:44
xxx
(
29/07/2008 20:50)
fa ahona, no, fafana ny mba dinika soratako
manin kay no fafana ny dinika soratako...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/08/2008 16:14
xxx
(
28/07/2008 19:24)
inona no fomba hampandrosoana ny dago haingana
araka ny hevitra inona no fomba ampandrosoana an'i dago haingana,lazao ny hevitrao tsy hoe voatery manohana an'i ravalomanana na manohatra azy fa ny hevitrao plus arrgument no mba ilaina....
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/08/2008 10:48
xxx
(
27/07/2008 13:41)
ny fomba fijery ny atao hoe phenomen naturel
misy ankizy milaza fa ny phenomen naturel dia avy @ satana,ny varatra cyclone,horohoron tany sns.eclipse izay efa voalaza hatrin'ny taona maro fa hisy @ izao ora sy fotoana foafaritra...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 04/08/2008 16:11
xxx
(
26/07/2008 20:34)
manambady vita soratra ve tokantrano maso.
raha ianareo no eo @ toerako inona no ataonareo? manambady aho fa vita soratra fotsiny efa misy zaza iray izahay 2an ; ny olanay tsy nahavitana mariage de nohon'ny tsy fahampiana teo aminay fa ho...
tohiny
novalian'i hery ny 31/07/2008 07:52
xxx
(
25/07/2008 19:50)
fipetrahana miaraka @rafozam-bavy mety ve
raha nareo no eo @toerako ahoana no ataonareo ; mitalaho ny hipetraka aminay ny rafozako (vavy) tsy hitako nefa ze atao satria ela ny ela tsy maintsy hisy ny olana nefa ko adidy izy ...
tohiny
novalian'i aloalo ny 31/07/2008 04:50
xxx
(
25/07/2008 06:12)
Tena sarotra tokoa ve le mitaiza?
Misy oul zay mifanakaiky trano aminay tena masiaka amin-janany rah ny fahitako azy. Fa ny mahagaga ahy de toa mifanohitra @ fahasiahany ny toetran-janany. Matetika izy no mibedy an-janany ary tena mit...
tohiny
novalian'i nikah ny 02/08/2008 08:05
xxx
(
24/07/2008 19:23)
toroy antivirus, "paint" gratos ho an'ny windows millenium
salama jiaby ô!
Zah io vao nahazo ordi tranainy be izay , ka ny systeme d'exploitation" dia [b]Microsoft windows millenium edition[/b]".
- Ka mba toroy [b]antivirus maivamaivana sy gratuit[/b], i...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2008 17:18
xxx
(
23/07/2008 19:48)
recipicéé ve azo andehanana any dago
azo andehanana any dago ve kay ny recipicéé ; tsy le recipicéé 1 ; fa efa manana 1an de tapitra ny 1an de ni-renouvelena fa mbola tsy nivaly fa le 3mois reny aloha nefa izaho andeha dago ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 31/07/2008 13:49
xxx
(
23/07/2008 13:58)
logitiel anti-moustique
[url]http://www.pcastuces.com/logitheque/antimoustique.htm[/url]...
tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:29
xxx
(
23/07/2008 12:09)
Miara-mipetraka @nkavana
Mba toroy hevitra aho ry reto a! izaho vao vita mariage 2taona lasa izay, manan-janaka 9mois izahay mivady, ary mipetraka ao @ tranon-dray aman-dreniko. Marihiko fa izahay telo mianaka irery miaraka @...
tohiny
novalian'i Nanoo ny 30/07/2008 11:12
xxx
(
21/07/2008 23:37)
fa rehefa bevohoka ve...
o ry reto a. mbola vao iray volana fotsiny ny kiboko. anefa izaho tena reraka be sahady. tsy te hanao na inona na inona hafa tsy ny matory dia mihinana.
ny lamosiko marary.
dia voatery hiala amin ...
tohiny
novalian'i malalany ny 30/09/2008 09:25
xxx
(
18/07/2008 06:12)
rajou
w3.fotolog.com/henry12 www.fotolog.com/henrydouze / www.fotolog.com/rajou_12...
tohiny
xxx
(
14/07/2008 09:07)
ontsa ny foko
Mampalahelo anahy mihitsy rehefa mba mamaky ny soso-kevitra sy ny vaovao ato ny tenako. Ny ampandroso ny tanitsika sy ny mba hampanakarena ny malagasy no tanjona nefa dia mifafatra any amin'ny fisiker...
tohiny
novalian'i tsimati ny 16/07/2008 14:35
xxx
(
13/07/2008 14:44)
saxophone
misy olona malagasy mitsoka saxophone hono eto bordeaux ( gradignan) mba te hifakahita @nao vao mianatra saxo aho, toa hitako ianao t@ avril nisy concert d'assasax tao pessac ?
misaotra é !...
tohiny
xxx
(
12/07/2008 07:24)
TRUCS et ASTUCES
O ry zareo ah! raiketo indray samia mba milaza ny sopapa mba hainy reh!
Ahoana kay ny fomba fanalàna calcaire amin'ny Parois douche en verre fa manjavona ny calcaires be mihintsy ilay izy, mokosok...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/07/2008 13:59
