Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 01/06/2008 23:39)
tantara marina!
somary lavalava: -vohaloany indrindra aloha de nanao xxx zah fa tantara tena marina ty ka raha sendra miditra tampoka ato le olona resahiko de tonga de hainy oe iz no resahina satria misy ny sariko a... tohiny
xxx ( 01/06/2008 23:01)
mahasoa ho anareo vevavy eto andafy
efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay za ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko... tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2008 17:53
xxx ( 31/05/2008 23:40)
tsy ampy fitiavana ny olombelona
tena mialatsiny be aho raha mitantara anareo zavatra ,nahatsapa tokoa aho fa olombelona de ray no tena tina aminy fiainana nefa de ny tena mahagaga maro ireo olona mampirafy,inona zany no mahatong... tohiny
novalian'i kiadi ny 04/06/2008 11:39
xxx ( 31/05/2008 20:19)
Karazan-dalao hafa mihitsy
http://dailymotion.alice.it/related/7467859/video/xt885_trojan-games-halteres_ads... tohiny
novalian'i oliviah ny 12/06/2008 14:58
xxx ( 31/05/2008 07:43)
resa-dehilahy,tenin-dehilahy
De mahagaga fa misy hono vhv manao tenin-dehilahy de mi-kaperotra ny sasany fa tsy zakany le izy. De misy koa hono ny sasany vhv miditra @ resa-delh de tsy zakan'ny lohany. Kanefa ange mba misy koa ba... tohiny
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 11:30
xxx ( 31/05/2008 00:38)
cysticercose
bonjour marary aho ay efa nahavita traitement, namerina coltrĂ´le nefa mbola positif dia assina mandeha @ Institut Pasteur. Moa ve mety afaka tanteraka io aretina cysticercose io... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 12:27
xxx ( 30/05/2008 00:29)
Dieny mbola tsy lehibe ny ankizy
Rehefa mbola kely ny ankizy no tena manana fahafahana matanjaka be mihitsy hianatra zavatra. Na zavatra ara-tsaina io na ara-batana, mitovy ihany. Aleo ange asiana ohatra vitsivitsy : - firy taona ry... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 14:27
xxx ( 28/05/2008 17:11)
fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
Manahoana, Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany? ... tohiny
novalian'i nikah ny 04/07/2008 12:32
xxx ( 28/05/2008 17:08)
fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
Manahoana, Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany?... tohiny
novalian'i jhr ny 03/06/2008 16:13
xxx ( 28/05/2008 01:42)
Saim-b*dy sy Saim-bol
Saim-bol : espagnols, norvegiens, neerlandais, alemands, anglisy, suisses Saim-b*dy : portugais, italiana, frantsay, belges http://fr.news.yahoo.com/afp/20080527/tod-foot-societe-euro-2008-sport-ins... tohiny
novalian'i orona ny 28/05/2008 19:57
xxx ( 27/05/2008 20:15)
Manary lanja ramatoa
Trozona be ilay ramatoa Natao operation tany amin'ny hopitaly izy, dia lasa olona normal Lasa hafahafa be ilay rangahy vadiny manoloana an-dramatoa avy eo Voalazan'ilay dokotera fa 1/2 amin'ny co... tohiny
novalian'i vale ny 02/06/2008 14:11
xxx ( 27/05/2008 18:07)
Sakamalaho
Misy fiatraikany amin'ny fahasalaman'ny vehivavy ve ny fihinanana sakamalaho be ? Atao dite ilay izy, vovoka sakamalaho sotroina amin'ny rano mamay be + siramamy. Ary amin'ny zaza raha toa ka vehiv... tohiny
novalian'i kalasnou ny 05/06/2008 20:54
xxx ( 27/05/2008 05:17)
Fanorenana trano any dago.
Hitako otran'ny voa mafy ihany ilay manorina trano any dago mba hialokalofana rahatrizay antitra misotro ronono, ho an'ny olona mila ravinahitra miasa aty ivelany no tiako lazaina... toa maromaro iha... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2008 09:45
xxx ( 26/05/2008 21:56)
Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!
Manaitra ny tompon'andraikitra mba handray fepetra haingana handaminana ny olana goavana mitranga eto amin'ny serasera. ...tsy vitany hoe tsy manaja ny fitsipi-pifehezana i Jeankely fa sady tsy ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 16:04
xxx ( 26/05/2008 15:10)
Vehivevy malagasy notaizaina handefitra sy hanompo.
Tena misy ny mizaka ny mafy,misy ny mizaka ny tsy eran'ny aina,fa dia manakombona ny vava eny ihany fa izany hono no fahendrena ary raha mbola azo atao ny mitazona ilay tokantrano dia zakaina daholo i... tohiny
xxx ( 26/05/2008 00:46)
Inona no atao hoe
[img]http://www.bengu.net/funny/photo/808.jpg[/img] 8) ... tohiny
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:20
xxx ( 25/05/2008 13:56)
webcam!
salut doly! misy cam playstation zay tina atao webcam! eye toy playstation2 le iz! misy mahalala pilote afahana mi installé azy ve? misotra betsaka ohh!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2008 09:01
xxx ( 25/05/2008 13:09)
e! e! aza mbola miala an,...
[quote]http://www.dailymotion.com/relevance/search/anjara/video/x36liu_lalah-et-anjara_shortfilms[/quote]... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/05/2008 20:09
xxx ( 20/05/2008 16:46)
Sipa manararaotra!
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny... tohiny
novalian'i Belami ny 10/06/2008 19:59
xxx ( 20/05/2008 08:57)
Ambassade na consulatn'ny EGYPTE
Aiza ho aiza eto mada ny misy ny egypte na consule zay mahalala ? fa misy ilaina maika . Misaotra ... tohiny
novalian'i tsidina ny 11/08/2008 19:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.086