Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 01/05/2008 14:01)
Benoit XVI : avant deriner Pape avant la fin de Rome?
Asa na ho marina na tsia ny faminanian'i Saint Malachie : i Benoit XVI izao no 111eme Pape , izany hoe farany tamin'ny lisitra nomeny . "Dans la dernière persecution de l'église chrétienne siég... suite
répondu par xxx le 10/05/2008 13:50
xxx ( 01/05/2008 13:50)
centre commercial tsy lavitra ny aeroport Roissy?
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)? Misaotra mialoha.... suite
répondu par Rafotsy le 01/05/2008 16:33
xxx ( 01/05/2008 13:48)
centre commercial tsy lavitra ny aeroport Roissy?
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)? Misaotra mialoha.... suite
xxx ( 30/04/2008 16:11)
brrrrrrrrrrrrrrrRRRRRRRR
fahasalama ve ny mangetotra?... suite
répondu par Bigma le 14/05/2008 13:03
xxx ( 30/04/2008 10:48)
Mal-aimé
Fa zao le zava-misy, henoy tsara fa tantara izy ity:::: Miaraka hono zah sy i ....., efa ho 2 mois eo ho eo angamba izay, hono hoy aho satria, tsy haiko intsony ny famaritana ny hoe miaraka, efa n... suite
répondu par foosa le 18/06/2008 10:19
xxx ( 30/04/2008 04:06)
FAdio ny mividy Vista
Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fant... suite
répondu par Kwasi le 02/05/2008 19:00
xxx ( 29/04/2008 21:11)
vonjeo!!!!
Lelafiko anie hataoko madio ny faladianao Tsetsafiko anie izay azo tsetsafina rehetra eny aminao Mandadilady e! mba azafady e! mila fofombady!! vonjeo!!!! vonjeo!!! xxx@mitady_olotiana.org! tess... suite
répondu par kiadi le 03/05/2008 23:39
xxx ( 29/04/2008 20:05)
'lay Jesoa fitiavana
salut daoly e! ndrindra le mpakafy Firmin! zany ry reto a!ra mba manana an'le tononkira '[b]LAY JESOA FITIAVANA[/b][i]Italic text[/i][color=red]Red color[/color] nareo de mba soraty ato fa tena tiko... suite
xxx ( 29/04/2008 14:51)
GOOGLE
Mba mila fanampiana kely azafady ô! Ahoana kay ny fanafoanana ny mombamomba anao any amin' ny google ny tiko lazaina dia rehefa tapéna ny anaranao dia mivoaka any daholo izay momba anao rehetra! A... suite
répondu par hery le 05/05/2008 14:50
xxx ( 29/04/2008 12:54)
zany hono e
tsy sambatra ny vhv ratsy tarehy... suite
répondu par ploue le 02/06/2008 11:00
xxx ( 28/04/2008 10:21)
mba toroy hevitra
miarahaba, tokony holazaiko ny mpampiasa ve hoe bevohoka aho alohan'ny hanaovako sonia ny contrat-ko sa tsia? misaotra mialoha amin'ny torohevitrareo.... suite
répondu par xxx le 29/04/2008 09:11
xxx ( 28/04/2008 09:34)
Volo
Manahoan adaolo o Za zany mba naika hanontany hoe za iany no manao ny voloko, fa refa vita le izy d refa tsofin'ny rivotra de mivadika orrera otran'ny tsy natao akory e! inona ny astuce?... suite
répondu par kiadi le 11/05/2008 09:36
xxx ( 28/04/2008 00:01)
fanontaniana
Ahoana kay zany hoe mitia an'Atra zany?... suite
répondu par fijo le 02/05/2008 21:39
xxx ( 27/04/2008 20:13)
ISPM
Manana takelaka amin'ny aterineto ve ny ISPM ao Mada ? Mba omeo rohy raha misy mahalala. Misaotra o.... suite
répondu par xxx le 08/06/2008 16:42
xxx ( 26/04/2008 14:44)
Antsirabe : the best
http://mg.wikipedia.org/wiki/Antsirabe Io ry zareo mba fenofenoy ao a! Na dia sary fotsiny aza tsy maninona 8) 8) ... suite
répondu par dadabe le 29/04/2008 08:32
xxx ( 24/04/2008 08:18)
mampirafy sa ?
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés. lay olona miaraka @ko fotsiny... suite
répondu par jusain le 15/05/2008 14:08
xxx ( 23/04/2008 21:42)
aiza no tena mety ny fiainana any dago sa aty?
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo? toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory ... suite
répondu par Papoose le 29/04/2008 02:27
xxx ( 23/04/2008 18:58)
nisy nampahafantatra dia mba ...
http://felakasytehaka.skyrock.com/... suite
répondu par fijo le 15/05/2008 21:11
xxx ( 23/04/2008 16:51)
Prevention malaria/palu
Manahoana daholo, Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy... suite
répondu par kelly13 le 25/04/2008 21:05
xxx ( 23/04/2008 16:32)
Prevention Malaria/Palu
Manahoana daholo, Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy... suite
répondu par niryna le 25/04/2008 19:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4505