Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 04/04/2008 16:44)
Skype Contact
Nisy ranamana voaala tao amin'ny contacts ao amin'ny skype. Saika no-bloquer fotsiny aloha fa kay moa misy hoe remove from contact list koa :( Misy fomba hamerenana azy ho contact ve, tsy atao kobo... tohiny
novalian'i zoukimi ny 10/08/2008 21:38
xxx ( 04/04/2008 10:55)
Ho anilay vadiko izay
efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao d... tohiny
novalian'i Belami ny 20/04/2008 20:19
xxx ( 03/04/2008 14:45)
Mitady olon-tiana @ internet
[center] http://img297.imageshack.us/img297/2713/binsingleladenil1.gif [img]http://img201.imageshack.us/img201/1737/tlbngf0.gif[/img] [/center]... tohiny
xxx ( 03/04/2008 14:30)
Ny fiainana hiainanao.....
Hono ho aho??? ianao kay mba karazan'ny olona manao ahoana eto ambonin'ity tany ity.... - ilay olona miaina ny anio tsy mivaky loha , tsy mijery ny ho avy, izany hoe manararaotra isan'andro ny fiai... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:49
xxx ( 03/04/2008 13:38)
Fiaraha-monina xxx
Raha tena natao ny kajy dia hay misy tena tsy mahatanty ny fiaraha-monina xxx an! ;-) :-D kanefa rehefa misy manao xxx manenjika sy manompa dia lasa izao.....tiana ihany, ahoana ary izany fiaraha-m... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2008 12:00
xxx ( 03/04/2008 11:04)
Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!" Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana. Tsetsatsets... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2008 20:44
xxx ( 02/04/2008 15:14)
Saka = - Vorona
[center] [img]http://img259.imageshack.us/img259/3667/nakamuraho7.gif[/img] [/center] ... tohiny
novalian'i dziana ny 25/04/2008 13:38
xxx ( 02/04/2008 13:44)
GENOCIDE
- FANTATRAREO VE NY ATAO HOE "GENOCIDE" ? - MANAO AHOANA NY HENDRINY ? - IZA NO MI-COMMANDITER AZY ? - INONA NO TANJONY ? - EKEN'NY ANY GENEVE VE ZANY ? SA TSY FANTANY ? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/04/2008 12:08
xxx ( 02/04/2008 12:13)
Andao hitambatra fa efa samy tsy tiam-bahoaka ihany eh
Resaka mandeha eny anelakelaky ny tontolo politika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao, ary indrindra taorianan'ny tsy fahavitrian'ny mponina amin'ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana roa far... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 12:05
xxx ( 01/04/2008 18:08)
Mila fanampina!!!!
Mba saika hanontany hoe mba misy mahalala ve oe! Hôtrina ny connection internet aty Madagascar.De manao aôna ny fe-potoana (durrée de connection) ;Oatra oe 10000 ar ny 2... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2008 15:53
xxx ( 28/03/2008 15:14)
mora malahelo , aretina ve?
Bnj daholo Tsy haiko hoe ahoana, asa na efa aretina fa izaho dia olona mora malahelo izany amin'ny zavatra rehetra,eo anivon'ny zahay mivady , fiarahamonina, any ampiasana ,ohatra misy manabedy ind... tohiny
novalian'i bichette ny 10/04/2008 11:32
xxx ( 27/03/2008 14:45)
Sarimihetsika frantsay
Inona no mahatonga ny sarimihetsika frantsay ho ratsy ? Kanefa tamin'ny andron'i Belmondo sy Delon mba nisy azo noraisina ihany ? Na ry zalahy ihany aza tonga saina, hatrany @ guignols Asa aloha ..... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 30/03/2008 14:02
xxx ( 27/03/2008 14:01)
Hafa ihany hoa ny d'orizinn
Otran'ny hoe tany amin'ny film mampme no misy tantara otran'zao. [quote=lay gazety]Une patiente allemande, qui devait se faire opérer de la jambe dans un hôpital de Bavière, a finalement reçu... ... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 20:18
xxx ( 25/03/2008 16:30)
Antsam-panahy
Ny antoko mpihira FIDERANA dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy izay hataony ny 29 martsa 2008 amin'ny 7 ora hariva ao amin'ny Eglise Basilique Sainte Jeanne d'Arc 18, rue de la Cha... tohiny
xxx ( 25/03/2008 14:53)
Mombamomba ny namana
Iaraha-mahalala fa tsy misy afaka mahita ny mombamomba ny namana raha tsy mahafeno fepetra anankiroa : - efa nisoratra anarana ary loggué - efa nameno ny mombamomba azy koa Noho izany dia heveri... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:29
xxx ( 25/03/2008 13:13)
Toa lasa fampiderana ny atin akanjo , fahavetavetàna ny hira
Raha nandinika aho dia toa lasa mivarina @ fahavetavetàna sy ny vulgarité ny ankabeazan' ny mpanakanto malagasy ankehitriny: na ny mpihira,na ny mpanolotra(raha raisina fotsiny ny kidaona maraina),n... tohiny
novalian'i bida ny 14/04/2008 18:47
xxx ( 24/03/2008 21:32)
Rain-jaza
Misy vehivavy bevoka fa tsy hivady izy ny rainjanany. Ilay lehilahy no tsy te hanambady azy. Te hanambady olona hafa ilay vehivavy ary tian-dry zareo hosoratana hoe zanak'ilay lehilahy ho vadin'ilay v... tohiny
novalian'i Ralay ny 10/05/2008 06:48
xxx ( 24/03/2008 10:27)
Mitady Malagasy ao Tours
Manahoana daholo e! Sao misy malagasy mipetraka any Tours eto, na mpandeha any? Mba te hahafantatra aho hoe manao ahoana ny fiaimpiainana any? Betsaka mpiray tanindrazana ve? Misy fiangonana malaga... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2008 20:44
xxx ( 23/03/2008 15:58)
sejour raha andeha dago
inona avy kay no atao raha andeha vacance any dago ; sejour manko ny ahy de mila makany @ prefecture ve sa pasipaoro sy carte sejour fotsiny de rehefa miverina ve mila mandalo @ ambassade ko sa ts... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/03/2008 10:25
xxx ( 23/03/2008 11:36)
vavolombelona suite....!
Hoy i penina tary ambadika.... [quote]Lohateny : Re : Yanick Noa Hoy i kiadi: aleo hilamina fa ny tany indramina ohh Aleo tsy hilamina aloha ka, aleo vahaina ny olana fa manjary miverina fo... tohiny
novalian'i Papoose ny 11/04/2008 18:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122