Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
04/03/2008 06:24)
possible ve?
nisy olona anakiray efa ho faty dia ny anakiray marary mila fo vaovao, dia vao maty lé ray dé nafindra tamin'ilay anakiray ny fony ,dia rehefa ela ny ela dia ny olontiany ilay maty no lasa tian'ilay...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 07/03/2008 06:48
xxx
(
03/03/2008 13:41)
Yanick Noa
Tena manaja vazaha marina ny Malagasy, fa io no anomanana fitsena goavana, sy famerenan-kira isan'andro
...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 05/04/2008 21:15
xxx
(
03/03/2008 11:40)
tsy ny tsara ihany no azo avy amin'Atra fa ny ratsy koa
aiza ho aiza ao aminy baiboly kay no misy anio teny io zé malala?dia misotra d ni mialo raha afaka manazava vao may tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:06
xxx
(
03/03/2008 07:02)
gripa sy hemorroïde
Tena tapaka ny hevitro ry namana isany fa aretina tsy afa-miaraka mihitsy ny gripa (sery mampievina) sy ny hemorroïde. Aza mba voany e!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 08/03/2008 14:23
xxx
(
01/03/2008 05:28)
manivana
inona no tsara sivana paoman'ambohimanarina sa tsipy kitain'ny gara ?=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i xl ny 21/03/2008 17:04
xxx
(
29/02/2008 18:32)
visa refusé ve kay mbola afaka mamerina mangataka
mbola afaka mamerina mangataka visa ve kay raha refusé , visite familiale no natao t@ naha-refusé azy de raha ohatra ka io ihany ve mety ahazo sa ovaiana hafa mintsy ny motif...
tohiny
novalian'i EF ny 25/03/2008 17:47
xxx
(
28/02/2008 13:30)
Papa
Benoit XVI et Jean Paul II
...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:51
xxx
(
27/02/2008 16:23)
possible ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4
mba vojeo re olona ; mety ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4jr ; nitaky taratasy tsy ampy ry zareo defa naterina nefa mbola tsy novaliany ihany efa nisy toy izany ve nareo...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2008 12:01
xxx
(
27/02/2008 11:21)
Orizinaly
[center]
[img]http://img257.imageshack.us/img257/615/afrohatul4.jpg[/img]
[/center]
:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 22:10
xxx
(
23/02/2008 18:43)
mba ampio re olona o!!
manahoana daolo nareo.zao e misy olana za!dia izao nanao firaisana zay sy ny sipako t@ 14 teo nefa tsy protegé le izy.en +14 jr koakayt@io andro io.faizao aotrany manotany tena oé bevohoka v zafaot...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 19/04/2008 18:19
xxx
(
22/02/2008 20:11)
Karazan'alika
Karazan'alika inona kay no mitomany valala?...
tohiny
novalian'i kofbay ny 13/03/2008 04:35
xxx
(
20/02/2008 09:13)
help
aôna nfamadiana ny [b]pes6 [i]PC[/i][/b] version 1 ho chrash overal 2.3.0, efa ndown patch t@ internet za fa le miintegre anazy ao ntskoboko, tmis instal le izy fa fichier .bin reny daholo ao, sady t...
tohiny
xxx
(
19/02/2008 19:45)
Fahitanareo
Raha ohatra hoe misy namana na olona fantatrareo inviter-nareo sakafo ao an-trano. Tonga ao an-trano anefa le olona tsy vonoiny ny portable-ny fa refa misy olona miantso izy de laozany miresaka @ port...
tohiny
novalian'i jiolah ny 22/02/2008 08:52
xxx
(
19/02/2008 12:51)
raikitira ny concours bizoroka.....
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/bizou&asa=top
hanki dép dép be!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2008 16:22
xxx
(
19/02/2008 10:27)
aôn'ty rzalà
aôna nfamadiana ny [b]pes6 [i]PC[/i][/b] version 1 ho chrash overal 2.3.0, efa ndown patch t@ internet za fa le miintegre anazy ao ntskoboko, tmis instal le izy fa fichier .bin reny daholo ao, sady t...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/02/2008 04:49
xxx
(
19/02/2008 10:01)
FANINA NY NTENAKO
MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO...
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/02/2008 18:45
xxx
(
19/02/2008 09:04)
quatres jambes,quatres bras.
Efa hitanareo ve ity ?
http://www.dailymotion.com/video/x3fdl3_quatre-bras-quatre-jambes_news...
tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:47
xxx
(
18/02/2008 17:01)
fanontaniana momba ny youtube!
slt! saika mba hanontany an'ireo mpijery clip ao @ youtube za oe miraikitra b koa v ny fisosan'le clip rf mijery nareo!
za manko rf mjery d tsis fyany mintsy fa tapatapaka be! ka innona kay no mety m...
tohiny
novalian'i sariaka ny 20/02/2008 15:49
xxx
(
18/02/2008 06:07)
ny Pelaka ve mba???
Eritreritra mandalo ny ahy ity hoa,ireny pelaka ireny ve mety mba miova hetero ihany refa aty aoriana sa de mandrapahafatiny de zay izy?? miala tsiny etoana alo amin'izay pelaka e....
tohiny
novalian'i Bigma ny 10/03/2008 06:35
xxx
(
16/02/2008 10:35)
star'ac
kivy be aho fa resy i mathieu!:?:cry: il est beau, il a une belle voix:?
quentin mi merite fa i mathieu no tiko8)...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/02/2008 14:51