Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
15/02/2008 09:08)
Sarina sipa mba hafa kely
Matetika ny sipa rehefa maka sary dia mampidera ze faritra sexy @ vatany foana. Ohatra hoe mampidera fe, mampidera kibo, mampidera tratra, mampidera sokatry, sns ...
Fa misy anankiray izay ao mba h...
suite
répondu par Papoose le 25/02/2008 14:47
xxx
(
13/02/2008 15:49)
dell refurbished
Efa nisy nividy refurbished ve ianareo? dia ahoana, mba tsara ihany ve ireny... toa efa atsasany mihitsy mantsy ny vidiny. Izaho mantsy saika hividy Precision M4300 dia 2.558 dolara no vidiny. Dia ny ...
suite
xxx
(
13/02/2008 15:19)
byMathless
Slt!
Voa manokatra karajia chat de tonga de feno" by Mathless" ny ecran nay.
Merci!...
suite
répondu par sipagasy le 14/02/2008 08:56
xxx
(
12/02/2008 14:48)
Gitara
Tonga hatraiza amin'ny kolontsaina Malagasy moa ny Gitara ? http://youtube.com/watch?v=5JVxzigQ42U :)
...
suite
répondu par miarinkery le 14/10/2015 10:33
xxx
(
11/02/2008 23:00)
Veta ve Atra?
Nahoana no navelany hozeran'ny meteorita ny tany? Dia maty ny Dinaozaoro
Ho fanavotana ny zanak'Israely sy ny mpanota dia nalatsany ny rà
Dia izay no mba nahatonga ahy hametraka ilay fanontaniana h...
suite
répondu par fijo le 13/02/2008 22:10
xxx
(
11/02/2008 14:01)
aiza kay no alaina ny attestation de change @ banque sa @
aiza kay no alaina ny attestation de change @ agence sa @ banque...
suite
répondu par Kwasi le 14/02/2008 15:11
xxx
(
10/02/2008 11:12)
dessin animé gasy
Jereo anie ity[url=http://www.youtube.com/watch?v=DEUxWEhEwmA]dessin animé gasy[/url]ity e !
Mahafinaritra....
suite
répondu par heribe le 14/04/2008 15:52
xxx
(
10/02/2008 08:43)
tononkira misy raha mahafalifaly
Manaona dôly zareo! mba mila an'le tononkiran'le hira iny za . Tsy aiko ny titre sy ny mpihira fa otraotran'zao le izy:
Misy raha mahafalifaly akia
nanomezako drala be androky
... dia tsy haiko t...
suite
répondu par cutie le 11/02/2008 13:41
xxx
(
09/02/2008 17:16)
fomba fanadinoina
aona kay ry zareo ny fomba fanadinoina bandy iray ze ef nisaraka taminao nefa itanao isan'andro (miresaka isan'andro) sady mbola tinao nf otrn ef ts d mivaky loha aminao tsony? ampio ah r reto fa mija...
suite
répondu par libys le 10/04/2008 18:42
xxx
(
09/02/2008 16:59)
r7-na jambou
manaona nareo! za r reto tena tia be an'le Jambou reny a! otran cuisse dame ny poziny fa izy otran misy tanely ao anatiny de mamy b mints sady malemilemy tena farakizay tsara!
aona ny manambotra an'...
suite
répondu par melody le 08/03/2008 19:24
xxx
(
09/02/2008 00:25)
Impossible !!
http://www.collegehumor.com/video:1773116
[quote][i]Inona no mihodina manodidina ny tany ?
A- Ny volana
B- Ny Masoandro
C- Mars
D- Venus[/i][/quote]
Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa iz...
suite
répondu par penina le 03/03/2008 21:45
xxx
(
08/02/2008 15:21)
Sahinao ve ?
[i]"C'est en faisant n'importe quoi qu'on devient n'importe qui"[/i]
http://www.nimportequi.com/videos-remi_video.html
Jereo ange ireo video ao ireo e.
[u]ps[/u] : dia andraso aloha fa afaka ...
suite
répondu par dziana le 25/04/2008 14:07
xxx
(
08/02/2008 13:43)
nifanena ny musulmana sy ny kristianina e!
:-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/video/x4agw1_skech-1_music...
suite
répondu par mbaliana le 13/02/2008 19:55
xxx
(
07/02/2008 20:13)
inona kay le lettre d' engagement le ao @ ambassde
inona kay le lettre d' engagement ao ambassade fa tena tsy azoko mintsy ...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2008 23:44
xxx
(
07/02/2008 13:07)
Personne à charge
Manaôna daholo!
Mba saika hanontany kely aho azafady izay mba afaka manazava.
Izay hoe "personne à charge" izany ve ao anatiny ny vady sa ny isan-janaka fotsiny ihany.
Misaotra....
suite
répondu par tess le 07/02/2008 21:10
xxx
(
06/02/2008 15:11)
Mila miandry xx minitra
[quote]Vao minitra vitsivitsy ianao no nametraka hafatra vaovao tamin'io lohahevitra io. Mila miandry 10 minitra ianao vao afaka mametraka hafatra vaovao indray.[/quote]
Tsy mety ve raha ny [b][[u] H...
suite
répondu par penina le 09/02/2008 19:12
xxx
(
05/02/2008 21:26)
MERCREDI DESCENDRE
le Mardi gras , c'est le jour le plus haut de l'année pour les Catholiques ROMAINS parceque après c'est le mercredi descendre, on descend ha ha ha ....
...
suite
répondu par tafita le 06/02/2008 09:10
xxx
(
05/02/2008 15:19)
Masturbation
Hono akia!!! inona ny soa azo sy ny vokadratsy azo raha mi mast ny vehivavy iray?:-*...
suite
répondu par kotobekibo le 21/11/2008 20:11
xxx
(
04/02/2008 22:10)
olana amin ny zaza ao am bohoka
bevohoka 23 semaines aho dia avy nanao échographie ny 2eme trimestre (be teny frantsay be fa mifona. Hitan ilay mpanao echographie tao fa manao "[b]situs inversus complet[/b]" ilay zaza, izany hoe mi...
suite
répondu par arialy le 23/02/2008 16:51
xxx
(
04/02/2008 16:57)
Mandrangitra pensily hazo
[center]
http://www.wintrest.com/irs-pencil-sharpener-now-available/
:-D:-D:-D
[/center]
[center][img]http://img266.imageshack.us/img266/6891/irspencilsharpeneral1.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par agoago le 09/02/2008 13:28
