vavolombelona suite....!

1. xxx ( 23/03/2008 11:36)
Hoy i penina tary ambadika....

Lohateny : Re : Yanick Noa
Hoy i kiadi:
aleo hilamina fa ny tany indramina ohh


Aleo tsy hilamina aloha ka, aleo vahaina ny olana fa manjary miverina foana.

Efa nisy kosa aloha ny famompana. Efa nisy ny fialana tsiny tamin-dry zareo.
Dia nisy hafa koa nompaina(tsy hay na iza no nanompa na iza), fa tess no nompaina ary nolazainy fa tsy nisy ny fialana tsiny.

Izao no fahendrena malagasy, "Ny eloka ibaboana mody rariny", ka iangaviana izay nanompa tany ho any mba hiala tsiny.
Eo amin'ny lafiny teknika indray, dia iangaviana hosakanana ny IPn'ilay nanompa. Tsy tadidiko ilay ps fa ohatrohatra ny hoe "harinah", na tsy misy h tsy haiko.
Dia farany momba ny resaka manara-body, "Ny rariny itopoana mody heloka".

Dia mazotoa misera.



Matoa misy ny arakara-body dia mbola tsy milamina ny tany:-P raha nanokatra ity dinika ity aho akory dia tsy natao hoe dinika hiadina, fa dinika filàna fanazavàna fotsiny.
Mikasika indrindra io harinah io, matetika io ps io no manokatra dinika fotsiny hanompàna olona na hi provokéna olona, ary matetika olona iray tsy maitsy tafiditra ao ohatra izaho ohatra...vao tsy ela mitsy izy no nampiditra dinika mikasika ahy sy aino fa nasaiko nofafain'i admin moa ilay izy.

MBola misy dinika any ho any nanompa sy nandoto ny vie privé-ko anefa tsy voafafa ny ip-ny , ka eto aho dia miray hevitra amin'i sitlo hoe: maninona raha fohanana ny ip-n'i harinah.....

Fa ny tena tsy tiko dia izao, avelao aho aloha hanonona ps, fa zava marina no lazaiko eto, ary mitombina ve ny zavatra nolazaina ahy....

Tamin'io harinah nanomboka nanompa teto am forum dia niresaka tamiko tam fone i fiffi fa i karinah ihany no harinah ary nampiany fanazavàna kely mihitsny hoe saika hamorona ny ps karinah izy dia nisy fahadisoina, au lieu de ha k (karinah) dia lasa h (harinah), ary samy notazomin'i karinah hono ny ps roa ireo....
Tamini'zaho notsenain'i fiffi teny am aiéroport volana octobre 2007 dia mbola nolazainy ary namafisiny ihany fa i karinah no harinah ....
ny fanotaniako dia izao, ahoana moa no ahazoan'i fiffi manamafy hoe i harinah ihany no karinah anefa
araka ny voalazan'i hery fa tsy misy afa tsy i hery sy lanto ihany no afaka mampitovy ip ny namana ato am forum....

Raha niresaka tamin'i karinah aho anefa tamin'ilay ompa be tamin'ny taloha ireny, dia niniana i karinah fa tsy izy no harinah fa hoe i fiffi io ozy.....
nanotany ny adimin aho hoe i harinah ihany ve no karinah, ny valinteny azoko dia hoe tsy harinah no karinah, donk tsy marina ny voalzan'i fiffi

Eto dia miala tsiny amin'i karinah aloha aho raha tsy nanafahatokisana azy intsony hatreo anefa i karinah dia namako voalohany indrindra tato amin'i serasera...ny antony tsy nifandraisako tamin'i karinah intsony dia io doute nolazain'i fiffi ahy io....

ka tsy haiko izay tena marina sy hinoana na i fiffi na i karinah, raha tena vonona ny hiady hevitra i karinah sy fiffi dia afaka mamaly hevitra eto manazava io resaka harinah io....
averiko fa tsy resaka ady fa filàna fanazavàna,
maninona no sokafako eto ny dinika satria teto am forum no nipoitra ny resaka fanompàna.
novalian'i Papoose ny 11/04/2008 18:40
2. tess ( 23/03/2008 11:39)
izaho ihany no nanao xxx fa tsy tiko hiseho any am page d'acceuil ny dinika....

tsy te hanana intsony alahelo aminareo roa aho ka raha sahy hilaza ny marina ianareo roa dia samy vita ny amin'iny raha mazava ny resaka.
misaotra meloha.
3. Papoose ( 23/03/2008 18:34)
miandry ny mpanara-baovao toa ahy:-w
4. kelly13 ( 23/03/2008 20:04)
fa ny tsy azoko hatramin'izao d inn no tsy aritrin'ny sasany @ i tess e? za manokana d mahita azy ho sympa sady tsotra! sa noho izy sympa sady tsotra no anararaotana hanenjehana azy? miandry anareo ankia zany ry fiffi sy karinah mba hanazava ny momba io harinah io a!

Izao no fahendrena malagasy, "Ny eloka ibaboana mody rariny", ka iangaviana izay nanompa tany ho any mba hiala tsiny.


indrisy, izay no nahatonga ahy niteny tany ananonanona tany oe "tsara kou le hiran'i elton john oe sorry seems to be the hardiest word". saingy tsy haiko ra nisy naharaka ny hevitra tiko nampitaina.
5. tess ( 23/03/2008 20:21)
:-P aleo ho avy izy ! dia aamzay mazava ny resaka tsy misy ny arakaraka e! raha tsy mifampitsotra eto dia hitohy foana tsinona, mba tsy hanana alahelo amin'izy roa intsony dia raha sahy haneho ny heviny mazava izy! hoy ny sasany hoe hanokafy dinika manokana ny relgement de compte de notanterahiko lay izy fa lazaina fa ny ankilany foana mantsy no mahazo loza.....:-P
6. kiadi ( 23/03/2008 20:40)
zah aloha de haka toerana indray! tonga de zah no mivaotra voandro sy nem ary sambos an!zah zay no nahateny aloha!
omeko pourcentage i tess fa iz nanokatra ny dinika! :-D:-D:-D
7. yonikafopl ( 23/03/2008 20:47)
kiadi hihi sainkanina tssssssssssssss
za kou haka plasy dieny mbola vo manomboka ny filmm kleee:-D:-D:-D

hoy keliterezy
fa ny tsy azoko hatramin'izao d inn no tsy aritrin'ny sasany @ i tess e? za manokana d mahita azy ho sympa sady tsotra! sa noho izy sympa sady tsotra no anararaotana hanenjehana azy?


Za kou tena miray hevitra aminjy,
ny zavatra tsapako eto amty serasera ity, tsy ny rehetra fa ireo izay tsy mahazaka ny mijery ny hatsaran'ny hafa dia feno fialonana ny fony ary dia manao izay hevitra hanaratsiana.Mahafatifaty ery manko ny mahita an'i aino sy tess antsary, ny mahita an'i tess mivantana zany mou de mampivanaka kely mihintsy, fa tena hita mihintsy ny hatsarany tsy ivelany fotsiny fa hatrany anatiny ( so de misy ratsy saina njay eto aaa :-D). Dia izay no heveriko fa tsy zakan'ny sasany ka hitsingolohany mihintsy ,atao doly zao irika rehetra hanaratsiana izao.

Io fialonana io wa mba ajanony :evil::evil:.
8. kiadi ( 23/03/2008 20:57)
eto akaikiko ry yonika ba manao hotesse de vente-ko eto an! ba betsaka ny mpividy mahita atsaratarehinao! omeko pourcentage ko enao fa aza matahotsa
9. lapino ( 23/03/2008 20:58)
tess,

1- nanokatra dinika vaovao fa tsy mitsaingoka ny diniky ny sasany rehetra etsy sy eroa
:arrow: misaotra e! =D=D

2- mahazo antony mety ilana ny xxx na dia anankiray fotsiny aza
:arrow: misaotra e! =D=D

3- tohizo am'zay ary ny resakareo, fa hitako fa tafita ny hafatra tiako nampitaina tary ambadika. :wink: :)
Dia aleo za hihataka fa sao dia lazaina hoe misy idirako eo indray ilay kozy maloto satria niditra tato aho :-P:°)
10. xxx ( 23/03/2008 21:06)
za kou efa niteny tam tess we atovy iany mou io tsara bika tsara tare io fa io no mahalasadala an'ny sasany, tonde kopy tess we iza za fa :-$

misy mantsy mitsikera sy mampitaha foana, we antitra no izy, na bota noho izy, na lava nify, na ratstare sinisisa

fa amin'i tess izy tena tsy mahita ho kianina de rangitsa be 8-)
moa tess ko tsy manaiky resy zay ;-)
11. Papoose ( 23/03/2008 21:14)
aoka marina!
12. kiadi ( 23/03/2008 21:16)
eo le vandro ehh
13. yonikafopl ( 23/03/2008 21:25)
kiadi dain kosa eeee za kosa tsy manaiky ataonao fomba hahazoana kill am le varotra kleee, aleoko za mividy bedabe hokepokepohako eto am ty sezakeliko ty :-D:-P

xxx he he he za kou kopyyyyyyyyyyyyy

Hoy lapino
Dia aleo za hihataka fa sao dia lazaina hoe misy idirako eo indray ilay kozy maloto satria niditra tato aho


oujyyyyyyyyyyyyy, fa inona no kozy maloto eo zao kay eeeeee:roll::roll::roll:
14. kiadi ( 23/03/2008 21:37)
io moa ry yonicka fa ba mandeh ny varotra amizay an! omeko pourcentage enao wa
15. kelly13 ( 23/03/2008 21:37)
xxx>za tsy kôpy fa mba bitsibitsio oe :wink:
16. tess ( 23/03/2008 22:41)
lapino:

tess,

1- nanokatra dinika vaovao fa tsy mitsaingoka ny diniky ny sasany rehetra etsy sy eroa
:arrow: misaotra e! =D=D

2- mahazo antony mety ilana ny xxx na dia anankiray fotsiny aza
:arrow: misaotra e! =D=D

3- tohizo am'zay ary ny resakareo, fa hitako fa tafita ny hafatra tiako nampitaina tary ambadika. :wink: :)
Dia aleo za hihataka fa sao dia lazaina hoe misy idirako eo indray ilay kozy maloto satria niditra tato aho :-P:°)


lapino tsy misy fisaorana, sao everinao fa adala zaho.....

sao everinao fa mpanao xxx mpanompa ihany fa diso ianao raha izany, ny anaovako xxx mba tsy hanitona olona bdb ary am page d'acceuil ny dinika:-P

dia tsy azoko hoe inona no hidiran'ny ilay hoe kozy maloto????? sao enjehin'ny eritreritra....

misaotra namaky ny dinika sy nametraka sonia nao ihany na izany aza....


17. tess ( 23/03/2008 22:44)
de miandry an'i fiffi sy i karinah na i vale izany....mifanilika izy roa amin'ilay harinah ka dia hita eo izay tena marina sy sahy milaza eto fa tsy izy io....
ny tsy tiko fotsiny ilay manilika ny ratsy ataony amin'ny olona hafa tsy misy idirany akory.....
raha tsy hoe angaha hoe complice nifanarahana.
18. ratonga ( 23/03/2008 22:52)
aefaso aty ny poursantazy ry kiadi dé aleo ho hipetraka eo akaikin'i yonika hikepoka vandro:-P
19. tess ( 23/03/2008 22:56)
xxx: tena mba tsy arako mitsy hoe iza klou i xxx! tsy kopy mariné e!:wink::-D
20. tess ( 23/03/2008 23:05)
xxx:



fa amin'i tess izy tena tsy mahita ho kianina de rangitsa be 8-)
moa tess ko tsy manaiky resy zay ;-)ko tsy ma


izaho izay mitsy e! efa naveriko foana tany ananona tany fa tsy zakako aloha ilay izaho no hanokafana dinika de lotoina natao maty hasiny mitsy, efa impiry izay, ka raha zvtr nanohina mafy ny foko izany tsy maitsy mila mifanazava aho ary lmila ny fahatsorany miresaka amiko milaza ny antony ary ny fialantsininy....avy eo ataoko otran'ny tsy misy iny samy miala madio na tsy hifampiresaka intsony aza.
Tsy misy otran'ny mifamela anie e! fa ny zavatra miseho tsinona tsy izay dia izay no antony mahatonga ny tsy filaminana, izy rahateo manao manao ny ataony ihany etsy andaniny, ka tsy mba hi revolte kosa ve???
Maninona raha sahy mijoro amin'ny maha izy azy dia milaza au moins ny heviny ho henoina, tsy misy olona tonga lafatra akory.





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1514