vavolombelona suite....!

41. diamondra27 ( 24/03/2008 09:25)
jereo le site nomeko io e! ary toa efa nifona ange i harinah tamin'i fasaly sy aino e! fa tsy arako koa le dinika t@io le


ndraso aloha hanao recherche kely ndray
42. diamondra27 ( 24/03/2008 09:31)
o rakia ry tess aona ndray ndry amty? Reo ny recherche hitako fa tsy za mamorona an!
santionany reo fa de mamakia le site e!


Mombamomba an'i harinah


Solonanarana : harinah
Takelaka manokana (Wiki) : harinah
Namana faha : 26481
Nisoratra anarana : 2006-03-24
Tato farany : 25/11/2007 21:23
Fanampinanarana : fasaly kely
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1988
Mari-bolana : Vierge
Firenena ipetrahana : France
Marika postaly (CP) : lille
Faritany :
Zavatra atao : Hafa
Asa atao : comptable
Fari-pahaizana : BACC+5
Fialam-boly : mamaky boky sy manala azy eto @serasera
Fanatanjahantena : basket
Halava : 1m60 - 1m64
Mitady : Mpiara-miasa
Fanampiny : lhl manana ny ampy mandinika tsara ny fomban'ny sipa ary ty manala azy ka ze tsy mahantaty mimpitsoka eh! sa ahona


=))=))=))=))=))

____________________________


Miverina ery ambony
8. Mpandefa : harinah [ Valio ] 25-06-2007 21:45:50
Lohateny : Re : mifona fa diso eh! mamela @zay ahy @zay ry fasaly ry aino
fiffi eo ko enao no mody mananatra eo bandy kely vao 20 ans ary kotinao enao anie haiko fa efa raneny eh! mana-janaka ray ary tsy manambady fa de zay no hikotinao bandy kely ; donc aza mifananatra raha samy mbola mana-kilema
43. diamondra27 ( 24/03/2008 09:41)
ny mampime anha etsy ambony de le fanampina'anarana e! fasaly kely =))=))=))=))=))=))
44. tess ( 24/03/2008 09:59)
diamondra: tsy misy nin nin tsony ilay jereo eto ndry fa efa any am fako dool8)

fombany ny mifona anie isaky izay manao koup fa miverina ihany izy e! io nolazaiko hoe vao tsy ela indray izy no nandalo fa nofafaina lay dinika:P

efa hitako ny momba azy io aky ry diamondra an!:wink:


ratonga: ka raha samy nanao zany ry zareo de tsy hiditra eo mitsy izany raha te hanana ny filamanana marina ho am manaraka de aza malaky maka avocat
45. yonikafopl ( 24/03/2008 10:01)
dims joaiezy paka njy:-*
mba nanokatsa an le jereo eto iny za fa tsy nisy hitako na de ny pitiny aza:(
46. tess ( 24/03/2008 10:02)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika%2Ftopic&topid=t408977449c426&result=ok&debut=150

diamondra de jereo ny dinika faha efatra sy fahadimy avy any ambany no miakatra, mody miscène lay ps iraika sady feno ps fampiasany ao:-P
47. yonikafopl ( 24/03/2008 10:10)
joaiezy paka kpo njy tess:-*
48. diamondra27 ( 24/03/2008 10:14)
yonika: tratry ny paka e , bizzz


mbola tsy lasa any am fako izany akia reo a

fa zao: manokafa fenetra iray
de mi deconnecte-va aloha nareo
de klik am le jereo eto napetrako io refa deconnecte fa tokony ho hitanareo ao le site
49. kiadi ( 24/03/2008 11:18)
avoay fiffi sy cazal eh!! de aiza ko zany harinah zany?:-D:-D:-D:-D
50. yonikafopl ( 24/03/2008 11:30)
namaky an le jereo eto an tess za de zao vo vita :oops:
tantara ka tantara aaa, tena mbo tsy naharaka mintsy za zany

kiadi, i tonton cazal mbola nanomana ny TDM
Ry zareo voatonona anatana afa tokony Tonga De Mipoitra de sady Tonga De Manazava
51. kelly13 ( 24/03/2008 13:15)
akoho tsy naneno ôtran'izay d efa lasan'ny kary!

tsy ho avy hanazava ry zareo ry tess fa d mahaiza mionona :wink:
52. sitlo ( 24/03/2008 16:22)
Dia miandry moa izany koa. Iza no iza? karinah sa fiffi? Aza matahotra ny mijoro amin'ny maha-izy azy.
53. tess ( 24/03/2008 16:49)
yonika joyeuse paques aky an! hihihi

diam sarotra b ny manokatra jereo eto raha izany fanazavandry izany....

kelly, sitlo: dà sha nisy nipoitra ko! antsoina milam hiresaka ry zareo tsy hita fa refa anovana sasinteny tonga tampoka ry botra sy tamberina ry manaraka sy tsy hay tsy hay tsony ....
olona iray ihany no mpanao anio satria tena zavatra mitovy foana ny insulte ataony hatrizay ary mitovy foana ny tanjona.....
rehefa tsy ho avy izy de .....
54. xxx ( 24/03/2008 17:05)
tess:

yonika joyeuse paques aky an! hihihi

diam sarotra b ny manokatra jereo eto raha izany fanazavandry izany....

kelly, sitlo: dà sha nisy nipoitra ko! antsoina milam hiresaka ry zareo tsy hita fa refa anovana sasinteny tonga tampoka ry botra sy tamberina ry manaraka sy tsy hay tsy hay tsony ....
olona iray ihany no mpanao anio satria tena zavatra mitovy foana ny insulte ataony hatrizay ary mitovy foana ny tanjona.....
rehefa tsy ho avy izy de .....





fantatro io oul 1 manompa an'ny Fasaly eto io! efa nanompa anah tetokoa io ary mpampiady olona any @ zay alehany rehetra

Tsy i Fiffi io akory fa olona 1 manana ps bdb ato sady vavy no lahy^^ ,raha azoko io asa angambany fa andraso kely.
misy ps-ny aminireo mody miresaka @ fasaly reo.Mody manao namana sy tsara fanahy be io fa mamely ambadika.
55. tess ( 24/03/2008 17:19)
izany an! iza koa no hahatoky xxx de lazao lay ps mpanompa ato am dinika e!
efa hoe sahia mijoro ary fandaminana no eto fa tsy misy hanaikitra na hiady ......ny fantako fotsiny dia io nazavaiko etsy ambony io hoe i fiffi sy i karinah no nifanilika momba io ps io donko.......
56. diamondra27 ( 24/03/2008 17:26)
tess ka normal satria tsy tato am sera no nangalako an io fa efa tany amin ny sisiny:-D:-D:-D

midira wa aloha sera sans mot de passe de klik amin io jereo eto io zay vao tafidtra nareo fa refa tafiditra sera no mi klik de tsy tafa

57. tess ( 24/03/2008 17:37)
diam: ah ok! zay vao mazava ka!:wink:
58. tess ( 24/03/2008 17:45)
diam: merci fa nety ka! nitanàka fotsiny ndray zà8O



49. Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 24-03-2008 12:30:45
Lohateny : Re : vavolombelona suite....!
namaky an le jereo eto an tess za de zao vo vita
tantara ka tantara aaa, tena mbo tsy naharaka mintsy za zany


tsy misy dikany retsy io dinika io fa santionany fotsiny a! io no tsy voafafa fa ny voafafa hatrizay mbola gravy.....
59. ikaretsaka ( 24/03/2008 17:59)
tara indray aho fa izao no hanaovy an\'ity re e.

-maninona izao raha miteny tsotra ampaibemaso fotsiny ilay olona manao harinah hoe \"i. . . ihany no harinah, izao no antsony nanaovana an\'io sy hanaovako an\'io ka de....:oops::oops:\"

-i .... NO manara-body an\'i tess izao sy izao ny antony ka de :oops::oops::oops:

-i.... no manao multips, ny antony dia izao aby... ka de:oops::oops:

-Izao no tsy aritra momban\'ny firazanana zao sy zao ka de:oops::oops::oops:

-izao no tsy maty lolo momba ny voninkazo tahaka ny raozy ka de:oops::oops::oops::oops:

-Izao no tsy aritra amin\'ny PS anoan sy anona ka de:oops::oops::oops:

dia mifona sy mivalo dia tena tsy manao intsony tokoa!


avantano hoa..
ny fijeriko azy dia izay ny vahaolana raha tsary mipoitra intsony ity vavolombelona laharana faha tsy haiko intsony ity
tsotra sy mazava indrindra noho n\'ny mitsindroka fako e, voirie e, o ry admin e, soloy vava e sns..

fa raha tianareo moa ny handehanan\'ny bizan vandro sy glacholet sy nem an\'ny madinika dia tairo fa tsy maninona
60. kiadi ( 24/03/2008 19:16)
eo le vandro eh! eo le vandro eh!nem vô mafana misy salade ohhh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5338