vavolombelona suite....!
81. yonikafopl
(
25/03/2008 18:26)
He he he hisy ho avy amzay zao eo fa efa nasiany prelude ao an'efitrano ambony ao =))=))=))=))
82. Belle
(
25/03/2008 18:29)
Miarahaba ny rehetra!
Tsy sanatria miana-kendry aho fa mba haneho ny hevitro avy amin'ny fomba fahitako ity resaka vavolombelona ity hatramin’ny nisiany teto fotsiny ihany. Izao no ataoko dia ny mba hisarihana ny saintsika handini-tena tsirairay avy amin'ny tokony hatao rehefa sendra seho toy izao resahana izao.
Tsaroako tsara fa nisy dinika iray nandalo teto momba an’i Fiffi. Nanindrahindra sy nidoka azy fatratra, ary ianareo rehetra mpandray anjara mavitrika eto ireo indrindra (raha tsy diso ny fitadidiko) tamin'izay no nanamafy tao: tsy misy toa an’i Fiffi ny mpikambana eto amin’ny serasera raha fifandraisana aman’olona (mahay manampy, mahay mihaino, mahay miresaka, sns. tsy voatanisa). Toraka voninkazo tsy nisy toy izany, ny filazana an-tsarikely (emoticones) moa manginy fotsiny! Nigaga mihitsy aho tamin'izay hoe tena mba mahay mifankatia ireto ankizy ireto an!
Kanjo inona!?!?! Gaga indray aho nony nanomboka ny resaka vavolombelona! Dia inona fa ireo mpandray anjara tao ireo ihany ireto misahotaka tsy misy farany eto ireto! Ny vy tsy mikitrana irery hoy ny fitenenana nefa. Matoa ny zavatra niseho miparitaka ambietsy sy ambieroa (io koa no tena fototry ny disadisa misy) dia nisy ny takoritsika, nisy ny fanaparitahana, nisy ny famadihana resaka rehefa tsy nifanaraka intsony ny tadin-dokanga! Lazaiko anareo fa izaho koa dia anisan’ny nifandona tamin’i Fiffi. Tonga dia tsapako sy fantatro tamin’ny fomba fanorany ny toetrany ka dia naleoko niala mazava.
Ny tiako ahatongavana dia ny hoe: maninona raha alamina any ambadika any ny adinareo? Resaka manokana no nanombohanareo azy, maninona raha resaka manokana koa no andaminana azy? Tsy nisy nentina teto an-tokotany be teto tamin'izany ny fifankazahoana! Ka nony mikorontana ve vao aparitaka eto ho hitan’ny be sy ny maro?
Eritreritro fotsiny ihany ireo fa tsy misy fiandaniana na amin’iza na iza tsy akory sao dia avadiky ny sasany ho zavatra hafa indray. Miala tsiny amin'ny mpanao bizna koa raha toa ka mba tonga saina ny mpandray anjara dia hanajanona ity resaka mankalilo ity!
Misaotra anareo naharitra namaky hatramin’ny farany.
Belle

83. XxxX
(
25/03/2008 18:41)
tena =))=))=))=))=))=)) mahita ny zvt lazainareo ato k!=))=))=))=))=))=))=))
84. yonikafopl
(
25/03/2008 18:42)
Tsaroako tsara fa nisy dinika iray nandalo teto momba an’i Fiffi. Nanindrahindra sy nidoka azy fatratra, ary ianareo rehetra mpandray anjara mavitrika eto ireo indrindra
Ataoko ngamba fa za tsy tao anatiny an, nefa naheno aho fa manangona dossier momba ahy ramatoan de mba gaga ny tena we oudyyyyyyyyyy:roll:
Tsy nisy nentina teto an-tokotany be teto tamin'izany ny fifankazahoana! Ka nony mikorontana ve vao aparitaka eto ho hitan’ny be sy ny maro?
De ianao ihany anefa io niteny io hoe
Tsaroako tsara fa nisy dinika iray nandalo teto momba an’i Fiffi. Nanindrahindra sy nidoka azy fatratra, ary ianareo rehetra mpandray anjara mavitrika eto ireo indrindra (raha tsy diso ny fitadidiko) tamin'izay no nanamafy tao: tsy misy toa an’i Fiffi ny mpikambana eto amin’ny serasera raha fifandraisana aman’olona (mahay manampy, mahay mihaino, mahay miresaka, sns. tsy voatanisa). Toraka voninkazo tsy nisy toy izany, ny filazana an-tsarikely (emoticones) moa manginy fotsiny
85. tess
(
25/03/2008 18:44)
belle: misaotra tam hevitra:-*, izahay rehetra nanindraindra a'ni fiffi taloha koa dia voafitaka, endrika ivelany fotsiny no nasehony etoana fa ambadika izy tsy toy izay, izaho manokana milaza eto fa voafitaka sy victime tanteraka mitsy.
Maninona no entina eto ny resaka???? teto no niatombohan'ny asa ratsiny rehetra ka maninona kosa no hafenimpenina any ny fandaminana, efa mba nifampiresaka tany ihany fa io fifanilihina io, na koa hoe i anona no i anona, lazainy fa i anona sy anona ato am forum ato no nanao ny ratsy nataony
ny fampiasàna ireny ps fanompàna rehetra ireny....
Ka raha tena sahy hijoro sy haneho ny heviny, dia afaka mandray anjara eto! ity resaka harinah ity no nanokafako ny hehvitra fa ny ps hafa efa fatako dool hoe iza no iza......
Mbola averiko fa ny fandaminana ambadika ankiafina tsy solution fa famafazana lainga sy faendrikendrehana ny hafa fotsiny no ataony any ka tsy de misy dikany.
Ny ahy rehefa teto am forum no nanao folaitra imason'ny publik de aleo eto ihany no handaminana hamaranana ny tantara. tsy lojik ve izany
Efa nanokafako dinika manokana vavolombelona araka ny fangatahan'ny namana donko izay tsy te hamaky afaka tsy mamaky.
Sa ahoana hoy i belle:wink:

86. XxxX
(
25/03/2008 19:19)
ny mahagaga ftsn d manin ra mifampiresaka any ambadika any lisany f ts manao dinika lava oh zao e?
87. tess
(
25/03/2008 19:33)
efa io ny valiny nosoratako io, aleo hoe eto e! teto izy no nanao ny nataony kou!
88. kiadi
(
25/03/2008 19:46)
ika>andao lesy hibizina any @ toerankafa fa tô tsy miasa ny bizina eto klé
91. ikaretsaka
(
25/03/2008 20:34)
le kozy lazain'i tess io hoe tokony hisy hifandamina @ zay ato de hiandry ilay ary @ partie ilany handamina ilay resaka iznay dia fin ny film ato dia mibizna any an-kafa indray isika mitsam
93. ikaretsaka
(
25/03/2008 20:46)
miandry fin an a film fotsiny isika letsy e..
hibaboka ihany ve fantomas?
hibaboka ihany ve fantomas?
94. tess
(
25/03/2008 20:58)
:-D:-D:-D:-D otran'ny hitako mitsy nareo mitsamy miresaka bizna mitakoko hoe tsy mande ny bizna ato fa aleo ary:-D:-D:-D:-D lay bandy mapano bizn any am tanàna e!
belle: ny ambadika lazaiko io dia ambadiky ny pseudo hafa sy ny xxx....izaho tsy dia tena hoe grande copine n'i fiffi akory......fa teto ihany , nony nanomboka nisy blem vao mpiantso matetika ahy izy....
ny dinika fanindraindràna dia taoko izy ihany no namorona iny fiffi be fitiavana iny fa nisaron-tava fotsiny......
dia farany mbola miandry ihany raha mbola handalo lay endrasana fa toa lasa niova lasy ary ilay tokony hamaly:^)

96. ikaretsaka
(
25/03/2008 21:02)
fin eto ty sa saison manaraka ??
zahay efa leo sequell fa tsy mandeha ny bizna vandro sy glacholet ko

98. yonikafopl
(
26/03/2008 06:55)
aiza le vandro ry kiadi hotsakotsakoina hiandrasana ny fin eto aa:miam::miam:
99. sasa
(
26/03/2008 10:49)
za koa mandalo mamaky eto mametraka sonia fotsiny fa tsy mahita zavatra betsaka ambara,
yonika za maharaka foana na d tsy mahasoratra firy aza an! mamaky fotsiny

100. Papoose
(
26/03/2008 11:26)
ny dinika fanindraindràna dia taoko izy ihany no namorona iny fiffi be fitiavana iny fa nisaron-tava fotsiny......
:-D:-D:-D:-D raha zany no izy de midoka zany le anarany!mahita atao ka!:-D:-D