vavolombelona suite....!
142. ikaretsaka
(
31/03/2008 17:17)
version tandroy an'i kiady oh! :°)
(ny d mifanova @ L shefa any)
(ny d mifanova @ L shefa any)
144. Papoose
(
31/03/2008 19:44)
kiadi, tsy razafe aloha ny nom-ko e! nga enao efa nampiharako ny raako no miteny izany enao!!!
ka ika v wa tsy hi babysit zazakely eee
ka ika v wa tsy hi babysit zazakely eee
146. ikaretsaka
(
31/03/2008 20:44)
pozin'ny mahay io fa matahotra rehefa ann fa tsary ampy taona de bedin'ny papa sy maman
147. Papoose
(
01/04/2008 02:19)
zay ray tonga aloha nareo mitsamy hijerentsika hoe iza no matahotra, nareo mihitsy zao le matahotra io koa fa sao hoe pedofil eee
kiadi, zefa wa efa lasa!
kiadi, zefa wa efa lasa!
148. Rasiligaoma
(
01/04/2008 05:29)
papoose> aza mitondra ireo olona ireo any amin'ny fakam-panahy fa tsy hahavita hanati-bary ho an'ireo any antanimora, anosilava, Tsiafahy akory raha tratra eo
152. Rasiligaoma
(
02/04/2008 05:51)
andraso amin'ny taona ho avy, mbola ho leo foana ianao ranabavy
153. Papoose
(
02/04/2008 11:16)
rasily :-D , raha misy ny eny tsiafahy dia bizoroka no ateriko fa tsy vary!
mandrampiavin'ny taona ho avy efa betsaka ny tranga koooo!! domina re ny vy dieny mbola mafana!@zany ko za mety efa tsy v... tsony!
yonika, ka na mahay aza fa le dipoloma mbola tsy ananana koo :-P
kiadi, kely kizitina ahoana, tongava wa fa tsy anenenanao io :-P :-D
mandrampiavin'ny taona ho avy efa betsaka ny tranga koooo!! domina re ny vy dieny mbola mafana!@zany ko za mety efa tsy v... tsony!
yonika, ka na mahay aza fa le dipoloma mbola tsy ananana koo :-P
kiadi, kely kizitina ahoana, tongava wa fa tsy anenenanao io :-P :-D
156. Papoose
(
02/04/2008 16:04)
kiadi, tsy manao pub zany ny zazakely wa fa miteny @ fomba maha-tsy manantsiny azy eee fa tongava aloha dia hita eo raha tena nanao pub tokoa!
tongava malaky dia malaky!
tongava malaky dia malaky!
157. kiadi
(
02/04/2008 16:37)
ho avy aingakaingana! angataka frais any @ hery zah de ho avy :wink: :idea:
159. Papoose
(
03/04/2008 02:44)
zay ndray hery, bli de hery, bla de hery! sao de tsy tokony i hery aza fa iii.....