vavolombelona suite....!
102. xxx
(
26/03/2008 12:18)
Papoose:
ny dinika fanindraindràna dia taoko izy ihany no namorona iny fiffi be fitiavana iny fa nisaron-tava fotsiny......
:-D:-D:-D:-D raha zany no izy de midoka zany le anarany!mahita atao ka!:-D:-D
:-D:-D:-D fangah tsy ptrzay foana ny fiseony fa zé marivosalosana dia tena vofitaka tanteraka:-D
103. Papoose
(
26/03/2008 12:48)
tsy ampy kely fa saika "midoka tena" no tiko lazaina
za ko mba nde hidokam-barotra!:-P
za ko mba nde hidokam-barotra!:-P
104. yonikafopl
(
26/03/2008 13:55)
le aktera ngamba tsy mba nosorandreniny menaka, de tsy sahy mipoitra mivantana fa any ambadika njay no manapatra ny haratsiantoetra :-D:-D:-D:-D
sasa, bizzzz njy de sotra nametraka ny orografinjy tato hihihih:-*:-*
sasa, bizzzz njy de sotra nametraka ny orografinjy tato hihihih:-*:-*
106. diamondra27
(
26/03/2008 15:26)
tess:
:-D:-D:-D:-D otran'ny hitako mitsy nareo mitsamy miresaka bizna mitakoko hoe tsy mande ny bizna ato fa aleo ary:-D:-D:-D:-D lay bandy mapano bizn any am tanàna e!
belle: ny ambadika lazaiko io dia ambadiky ny pseudo hafa sy ny xxx....izaho tsy dia tena hoe grande copine n'i fiffi akory......fa teto ihany , nony nanomboka nisy blem vao mpiantso matetika ahy izy....
ny dinika fanindraindràna dia taoko izy ihany no namorona iny fiffi be fitiavana iny fa nisaron-tava fotsiny......
dia farany mbola miandry ihany raha mbola handalo lay endrasana fa toa lasa niova lasy ary ilay tokony hamaly:^)
__________________________________
hummmm :-w:-w nefa za de nolazainy hoe: tena mpinaman be mihintsy nareo roa , de tonga nitsena andry mihintsy aza izy tany am CDG, de niantso hoe: allo diams, aiza njy fa fasaly nge ho avy sa efa tonga moa izy zay?
Lazao ze marina a!
fa ny an'ny sasany angamba aloha de we: rehefa mihaino azy ianao dia namany zay.
Mba tandremo ihany leretsy fa tsy ze mihaino akory de we namanao be....
Za koa naheno fa we za hono namany be nefa nivadika , nifampinana manta sy ny masaka ...
Za aloha mbola tsy nampiditra an-trano azy ary tsy mbola tany aminy e! de amiko mbola tsy tena namako izy zany fa raha resaka tel aloha de manampotoana aho dia mihaino azy... Kanjo hay mivadika le resaka henoko fa we i diams ndray no miteny an 'zao sy zao nefa le zavatra miseho izy no mitantara amiko aty.
FANONTANIANA:
rassurer-o za ry tess we aona ny nandraisan-dry azy.
107. tess
(
26/03/2008 15:32)
nandraisako ny inona ky ry diamondra no rassurer-na:wink::-D:-D:-D:-D
ny namako be tena namako dia namako foana hatram zao ka hatramazay! ary namana tsy mamadika ary tjrs fidely am rehettra:-P
interet ftsn ny an'i sasany no angalàna namana kou!
ny namako be tena namako dia namako foana hatram zao ka hatramazay! ary namana tsy mamadika ary tjrs fidely am rehettra:-P
interet ftsn ny an'i sasany no angalàna namana kou!
108. diamondra27
(
26/03/2008 15:47)
tess: we njy ve nandray azy ho tena namana be sa tsia fa izy mihevitra we tena namany be njy
109. tess
(
26/03/2008 15:59)
hummmmm! ny ahy raha vao hoe namana namana ka tsy reciprok ny fahatokisana dia efa tsy namana amiko aky! ohatra lazaiko : izaho angatahana numero fone fixe - gsm anefa ny azy tsy omena de efa tsy poinsa:°) raha lainga foana no resahina aminao anefa ianao mitsotra aminy de efa tsy poinsa, azondry?????:°)
Raha hoe mpinamana izany dia tsy mifanafina, ary mifampatoky am rehetra.
Raha hoe mpinamana izany dia tsy mifanafina, ary mifampatoky am rehetra.
110. ikaretsaka
(
26/03/2008 16:25)
mbola tsy mety tonga eo @ le episode "fibabohan'i fantomas" foana kao ity filma ...
kiady a.. meo vandro aho atakaloko glacholet
kiady a.. meo vandro aho atakaloko glacholet
111. tess
(
26/03/2008 17:04)
ka efa we nanokatra film arokatra fa ikaretsaka kou!:^) nazavainy ao lay izy de we otran'ny tsy nifanilihina indray ilay peeso:^)
114. diamondra27
(
26/03/2008 17:57)
tess ok mazava ary d'ac aminjy za am le reciprocité akia a :-*:-*
115. ikaretsaka
(
26/03/2008 18:28)
ity ko tsy fantatra intsony hoe i komsera ratandra ihany ve no bako mpitsongo dia dia i fantomas ihany ve no ombrax
dia i rakarandoha ihany ve rabotrefona...
sispens.... sety mpams....... huit mpams
dia i rakarandoha ihany ve rabotrefona...
sispens.... sety mpams....... huit mpams
119. sasa
(
27/03/2008 10:29)
za zany d miandry ny tohiny foana hatramzao fa tsy mety tapitra mintsy ity film ity an! efa reraky ny fibatana seza fa io sipa lava be sady be volontongotra io manakona ao aloha ao foana(ika io an)