vavolombelona suite....!

21. kiadi ( 23/03/2008 23:05)
ratonga:

aefaso aty ny poursantazy ry kiadi dé aleo ho hipetraka eo akaikin'i yonika hikepoka vandro:-P


ny bizinanay ve ry ratonga de tadiavinao hakepoka an! in indray no hamelomako vay amanjanaka :-D:-D
22. ratonga ( 23/03/2008 23:39)
:-D:-Daouna zany famelomana vay zany ry kiadi
23. kiadi ( 23/03/2008 23:50)
ratonga:

:-D:-Daouna zany famelomana vay zany ry kiadi



vady lesy io fa nelah ko de tsongolohana doly ny diso tsipelina retra zao tsssss
24. ratonga ( 23/03/2008 23:57)
=))=))=))élah zany ngé ry kiadi ka to kizikizitina ihany :-w sô marina ihany aza lé resaka atsy ambadimbadika atsy:-D:-D:-D
25. kiadi ( 24/03/2008 00:08)
tsy kizitina lesy io fa efa zao ny fomba firesako an!
ze forum ve de ataoa hakizitina fa ba manala azy de mijery sy mimé mahita ireo mamaly miakafofona de ba harahana miakafofona ko de mimé avy eo:-D:-D:-D
26. cutie ( 24/03/2008 00:21)
kiadi
aiza ny biz oroka koa=))=))=))=))=))=))=))
27. ratonga ( 24/03/2008 00:28)
mba omeo biz oroka hono letsy i cutie fa aza odina fann fotsiny é!:-D:-D:-D
28. cutie ( 24/03/2008 00:29)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
mba te ho top fa omeo biz oroka e =))=))=))=))=))=))
29. kiadi ( 24/03/2008 00:31)
tsy manome biznoroka @ bezesista hotranah wa zahhhh=))=))=))=))
30. Rasiligaoma ( 24/03/2008 00:33)
areheto ny jiro fa misy kozy tsy mazava e
31. cutie ( 24/03/2008 00:34)
le kiadi be zesta ty koa kahiatran-doza=))=))=))=))=))=))
32. kiadi ( 24/03/2008 00:37)
zah tsy manana dollar de mahihatra ! ny enjy sy ny tsy bezesista no omeko! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0010.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0010.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/0010.gif[/IMG]
33. cutie ( 24/03/2008 00:55)
=))=))=))=))=))=))=))=))
nisy nandray an-tendrony ndray ny sasany marina
34. Rasiligaoma ( 24/03/2008 03:14)
tess:

de miandry an'i fiffi sy i karinah na i vale izany....mifanilika izy roa amin'ilay harinah ka dia hita eo izay tena marina sy sahy milaza eto fa tsy izy io....
ny tsy tiko fotsiny ilay manilika ny ratsy ataony amin'ny olona hafa tsy misy idirany akory.....
raha tsy hoe angaha hoe complice nifanarahana.



Izaho vao saika hanontany hoe maninona ireo olona "nampangaina" no tsy sahy mipoitra miaro ny tenany fa manarama "mpisolo vava"??
Biz'oroka sy raozy firy ny karama?

35. tess ( 24/03/2008 07:58)
hehehehe! ka refa tsy hitsotra izy dIa araka ny voalaza fa tsy hilam izany .....DE TSY MAINTSY hoe hisy ny tsaingotsaingoka etsy sy eroa:lol:
36. diamondra27 ( 24/03/2008 09:06)
tess:

de miandry an'i fiffi sy i karinah na i vale izany....mifanilika izy roa amin'ilay harinah ka dia hita eo izay tena marina sy sahy milaza eto fa tsy izy io....
ny tsy tiko fotsiny ilay manilika ny ratsy ataony amin'ny olona hafa tsy misy idirany akory.....
raha tsy hoe angaha hoe complice nifanarahana.



__________________________________

za mahalala ny zavatra nolazain'izay 2vavy ahy fa ny antony tsy nampiteny ahy tany amindry ry tess we inona ny valintenin'izy roa dia tsy te hampiady olona aho fa aleo izy tenany ihany no miteny eto satria le mampiady olona tena tsy fombako mihintsy ka dia mankasitraka koa ny aty amin'ilay dinika nataonjy ary misaotra an'i lapino nanoro hevitra.

fa na de zany aza de bon courage akia a!
37. diamondra27 ( 24/03/2008 09:17)
tess: de mahaiza mionona njy sao de miandry an'i poly eo akia na hiandry andrazaka tsy hivalana

siora ve njy fa hanjay anjara eo le ol?
:wink: tratry ny paka aloha njy

ary sao de zay aza no ilainjy an'le fako akia ry tess amerenana hamakiana le resaka harinah iny.:-D:-D



38. tess ( 24/03/2008 09:19)
diamondra27: ka zay indrindra no nanokafako ity dinika ity ny fahatsoran-jareo sy ny filàna fanazavàna momba io harinah io, toa nifanilihina mantsy ilay ps8) raha olona tena madio saina sy marina dia sahy hamaly eto.....
ny ps hafa efa fantako ny tao ambadika fa i harinah nifanilihina.....ary raha tena tsy nampiasa io i karinah izany dia voaendrikendrika fotsiny....
39. ratonga ( 24/03/2008 09:21)
:-Dmarina toko ra misy andalo eto reny:-D:-D
40. diamondra27 ( 24/03/2008 09:22)
ho fanampiana anjy ry tess de ty ny dinika harinah rehetra a!
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika%2Ftadiavo&tadiavo=1&submitter=harinah

de aza mitsinjoka any am fako tsony an!:-P:-P

mazotoa o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6603