Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 19/05/2008 16:58)
Tsy virtual hoa
http://www.pcinpact.com/actu/news/43659-intimidation-cyber-violence-internet-suicide.htm inona no anatra azo sintomina amin'ny trangan-javatra ohatra an'izao ? ... tohiny
novalian'i zoky ny 28/05/2008 11:47
xxx ( 19/05/2008 14:35)
amour virtuel eto @ serasera
tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona? ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?... tohiny
xxx ( 19/05/2008 13:55)
Indiana Jones et le royaume du crâne de cristal...
toa ohatran'milay zany le izy....mbola vao pub kalou no hitako fa tsara kah :) [img]http://img294.imageshack.us/img294/156/h3ill1046642indianajonelq4.jpg[/img] http://cinema.fluctuat.net/blog/... tohiny
novalian'i melody ny 30/05/2008 11:53
xxx ( 19/05/2008 10:54)
olana ara-tokantrano
Inona ny karazan'ny olana matetim-pitranga eo @ mpivady ka miteraka ady lava? Ny resa-bola sa ny resaka communication sa ny tsy fifampitokisana sa mbola misy hafa ankoatran'reo? de inona avy no mety ... tohiny
novalian'i mangidy ny 08/07/2008 12:33
xxx ( 18/05/2008 08:46)
bon annif
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire10.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img] [IMG]http://s... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 10:52
xxx ( 16/05/2008 17:06)
hafakely
:( mba nahita vé nareo mpivady vita fisarahana tanteraka tany amin'ny fitsarana nefa mbola miaraka toy ny niady ireny fa mbola mpivady ihany,mba lazao fa tena mahavariana,inona ny antony nanenina s... tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2008 20:40
xxx ( 16/05/2008 14:53)
kapoty ho an'ny ankizy
http://dailymotion.alice.it/fr/featured/video/x4g28j_pemba_shortfilms... tohiny
xxx ( 15/05/2008 14:55)
fa de nahona lotra!!
natao ny antso avo tsisy namaly!! natao ty resaka fileladelaka fa bola ehhhhh! nasina tonokalo fa ehhhh! nasina hiran'i i princio fa ehhhhh!! nila vonjy fa ehhhh!! majaly aho ry reto an!! ba mij... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/06/2008 20:16
xxx ( 15/05/2008 10:36)
mitady sipa atao akama
za zany manambady fa mba te hanana sipa ho tiaviko sy ampiadaniko koa an,misy tezitra b njay zao eo mamaly anty nefa zamba matotra b le kozy,... tohiny
novalian'i sovaka ny 14/10/2008 20:52
xxx ( 15/05/2008 08:29)
Fihaonana b eny Ivato : fanaovana veloma an'i Bozy
D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato : - hisy kaly eny saingy andoavam-bola - izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b - zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toe... tohiny
novalian'i avana ny 28/05/2008 13:47
xxx ( 14/05/2008 17:23)
tsy mahagaga
Tsy mahagaga raha tsy mahatoky intsony Tsy mahagaga fa ny heloky no hafa nakana lesona Tsy mahagaga raha tsy mahita intsony Satria leo nitady aleo miandry ny ao ambony... tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 19:00
xxx ( 14/05/2008 07:41)
O VELONA , VELONA TOKOA ILAY HITANAY MATY E
Mba lasa ny eritreritro nandinika ny tonon'io hira io , fanaon' ny Katolika aorian' ny Fankamasinana ( Anamnèse ) ,, Fa ny tena nampandinika ahy kely de le andininy raha tohizana hoe ARY IN... tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2008 00:49
xxx ( 13/05/2008 11:37)
Virtoaly ve izany ?
Raha misy olona fantatro, efa nihaona tamiko ary nifampiresaka, fantatro ny endriny, haiko hoe aiza izy no mipetraka, haiko ny fiakanjony, fantatro ny zavatra tiany sy tsy tiany, misy fantatro ny momb... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:16
xxx ( 10/05/2008 14:12)
Série C
Ho an'ny olona siantifika : Ahoana no hevitrao raha toa ka ampidirina amin'ny programan'ny serie C ny informatika, ka anadinana any amin'ny bac? Resaka algo sy langage C fotsiny. Efa lasa ilaina... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 23:35
xxx ( 09/05/2008 17:27)
mety ho bevohoka v?
manaona o! mis zvt mba mampiahiahy ahy kely ity! nanao firaisana tamin'ny vadiko ah de nampiasa fimailo zahay nefa nony vita le iz de niala tampoka le fimailo de raraka teo amiko teo ivelany ny azy, i... tohiny
novalian'i rodins ny 15/10/2008 13:00
xxx ( 08/05/2008 23:07)
anti-mitapitapy
Ny akamaroany tanora indray no tsy antimitapitapy eto @ sera. TENA MAHAGAGA! :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2008 18:50
xxx ( 07/05/2008 09:56)
mbo tia tonokalo ve ny mpitsidika eto @ seraera?
mbo tia tonokalo ve ny mpitsidika eto @ seraera?... tohiny
novalian'i Zozoro ny 25/08/2008 17:41
xxx ( 05/05/2008 17:19)
aza handefasana hafatra
Aza handefasana hafatra intsony aho ry zareo fa sady kamo mamaly hafatra no sahirana be mihitsy ah! mampalahelo fotsiny ilay hafatra tsy vaoavaly... misaotra mialoha ô! :wink: ;-) ... tohiny
xxx ( 03/05/2008 17:11)
Antso
Fa nankaiza ka i Cazal no sy eto intsony?... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 05/05/2008 13:44
xxx ( 03/05/2008 07:57)
Pasitera
[center] [img]http://i26.tinypic.com/2h8a1ko.jpg[/img] =)) =)) =))[/center] ... tohiny
novalian'i kanota ny 03/05/2008 09:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0986