Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 11/07/2008 07:29)
hatraiza no tena fitiavana
Mirahaba antsika rehetra Izaho de manana olana ka mba tiako ho vahana eto ilay izy Izaho dia tovovavy mddn ny 30 taona niaraka t@olona zandriko heritaona , nanomboka ny taona 2000 no niaraka teny f... suite
répondu par xxx le 30/08/2008 08:44
xxx ( 09/07/2008 19:53)
combien ça coute?
Ianareo ve nahita an'iny fandaharana iny tamin'ny france 1, tsy harako hatramin'ny voalohany... :x tena hamidy varo-boba amin'ny vazaha izany ny tanindrazana, tany+plage = 2 euro/M2 à NOSY BE, dia... suite
répondu par diamondra27 le 11/07/2008 14:29
xxx ( 04/07/2008 09:50)
cesarienne
miarahaba ny rehetra, mba afaka mitantara na milaza eto amin'ny ambangovangony ve ianareo reny izay efa niatrika io fomba fiterahana io? ny tiako ho lazaina dia hoe miandry ny col hisokatra etc... sa... suite
répondu par Lejoba le 23/07/2008 14:26
xxx ( 02/07/2008 08:38)
sao mba
:arrow: salam diaby,sao mba misy mety mahita evitra momba'ny compteur hikambanana fa miady foana ny roa tonta satria ny sasany tsy manana télé etc,ny sasany mijery télé mandra-patory dia ady foan... suite
répondu par xxx le 31/07/2008 10:51
xxx ( 01/07/2008 10:41)
vonjy jiro
:^) miarahaba ny rehetra,manana trano aho ,mikamabana compteur ny mpanofa ao,miady foana zareo rehefa andoa ny jiro satria tsy mitovy ny fanpiasana jiro,ny sasany miasa tsy eo lava,ny loza aminy sami... suite
répondu par Bita le 02/08/2008 13:34
xxx ( 30/06/2008 14:06)
MIRADO
I anareo ve mahafantatra vaovao marina momba an'i Mirado satria misy resaka mandeha be dia be @ internet,sao dia fanaratsiana fotsiny. ... suite
répondu par mikie le 27/07/2008 17:21
xxx ( 30/06/2008 11:44)
manao travaux de renovation eto @ ile de france
misy gasy manao manao travaux de renovation manao sous traitant @ societe batiment eto ile de france momba ny plomberie,electricité,peinture de decoration,papier peint,toile de verre,parquet flottan... suite
xxx ( 30/06/2008 07:59)
FANALEBIAZANA
Mety mahita fika vaovao sy milay ve nareo @ fanalebiazana fika ,Mety azo alebiazina ve ny filahina sa tsia ... suite
répondu par lalou99 le 12/11/2008 06:20
xxx ( 26/06/2008 20:12)
ny zizi-ny zaza lahy kely amam-bolana
saika mba hanontany za ho anareo manana zaza lahy kely mbola ama-bolana hoe normale ve hoe mihenjana ny zizi-ny indraindray... suite
répondu par Samoana le 27/06/2008 16:46
xxx ( 24/06/2008 11:57)
Fizahan-tany
Mpizaha tany avy aiza no tokony hantsoina ? http://fr.news.yahoo.com/rtrs/20080624/tod-tourisme-sondage-cb1d00a.html... suite
répondu par 08051972 le 30/07/2008 20:56
xxx ( 23/06/2008 22:56)
kilalao ohatran'ny koboko
Misy kilalao hoe ohatran'ny koboko izay. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/super-heros-024.gif[/IMG] ankamatatra... suite
xxx ( 23/06/2008 11:24)
Antsam-panahy Chorale FIDERANA + Luk sy Mahery
Ny antoko mpihira [b]FIDERANA[/b] dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy Fisaorana izay hataony ho famaranana ny taona 2007-2008ny alahady 29 jiona 2008 amin’ny 11 ora sy sasany (aorian’n... suite
répondu par adriane le 25/06/2008 19:39
xxx ( 23/06/2008 00:13)
pop corn
Iza no efa nanandrana? http://www.koreus.com/video/telephone-portable-mais-popcorn.html... suite
répondu par fahamarinana le 24/06/2008 11:49
xxx ( 22/06/2008 18:25)
Colis Mada
Zahako toa naheno fa misy gasy mandefa entana avy aty france mankany dago hono ,sady maka (ilay entana) any antrano (france) no manatitra any an-trano any dago, Mba manon,tany aho ry reto oe mba afak... suite
répondu par ainaheri le 24/06/2008 12:50
xxx ( 22/06/2008 08:29)
Blaogy anti- serasera.....
Niseho ho azy ho matanjaka amin'ny vava maimbo sy ny fanaratsiana diso tafahoatra ny [color=red]felaksytehaka.skyrock.com[/color] Blaoby ry zareo.... niseho natanjaka hoy aho satria azy izy no nanao d... suite
répondu par mima5 le 20/10/2008 13:34
xxx ( 21/06/2008 06:24)
FANARAHANA TOMBOk ANDRO
Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha.... suite
répondu par endrika01 le 25/10/2008 04:22
xxx ( 20/06/2008 08:09)
fa manino ny gasy no minomino foana
betsaka ny gasy no manaiky fa misy ny ody gasy,ny finoanoampoana tahakany hoe misy bibiolona,kalanoro,mahay madatra baratra,rano misy lolo,fady isankarazany,ny fanatitra.Misy ary moa sahy milaza hoe ... suite
répondu par Amboara-A le 06/12/2011 14:38
xxx ( 19/06/2008 19:14)
Ny sary....Fafao? Fafao daholo.....:?:-p
Fa ny ankabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ho aho rehefa mifikotra sy manam-pitiavana amin'ny sipa indrindra ny manana sary ato amin'ny namana serasera dia hoe fafao fafao daholo amin'izay ilay s... suite
répondu par tess le 21/06/2008 10:24
xxx ( 19/06/2008 07:58)
DIFFERENCE D'AGE III
Miarahaba anareo rehetra!! Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!! Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampio... suite
répondu par xxx le 21/07/2008 23:58
xxx ( 17/06/2008 18:07)
sô de mba tafiditra serasera aza reo devoly ??
orona,jeankely,bozy,salmo,tezitra,salopard,kanota.... sô de mba reo aza reo devoly nalan'i maihol tany ambondrobe?... suite
répondu par yonikafopl le 20/06/2008 18:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0853