Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
12/01/2009 17:13)
MBA FIRY NO ISANY NILAHATRA TENY @ AMBASSADE GASY PARIS EH
Iza sy iza avy no mba nilahatra tany paris eh,matahoatra aho mantsy soa dia mbola ny arema ihany no ao ambadika ao 8O 8O 8O 8O ...
suite
répondu par tsinjo le 15/01/2009 12:08
xxx
(
09/01/2009 12:32)
probleme lecteur cd/dvd
miarahaba antsika rehetra de miarahaba tratry ny taona vaovao ihany koa!
izao zany ny pb_ko !
vô manokatra pc zah de misokatra ho azy ny lecteur cd_ko, na hidina aza de tsy mety fa miverina miso...
suite
répondu par nilex le 15/01/2009 10:42
xxx
(
08/01/2009 16:24)
Mila fanazavana sy fanampiana
nisy olona lehilahy izay niteny tamiko hoe te hanambady hono izy fa nahita olontiana tiany alaina ho vady
Ny olana anefa dia izao: natao mariazy tany dago izy 2 ( ilay lhl sy ny ex) ary nanao transc...
suite
répondu par malala1 le 09/01/2009 16:56
xxx
(
07/01/2009 21:27)
lazaina ny ankizy ve ?
ny aretina gravy mahazo fianakaviana akaiky ? indrindra raha mifanerasera matetika sy tena tian'izy ireo ilay marary ? dia ahoana no fomba ilazana azy ? latsaky ny 10 taona ireo ankizy, fa hoatry ny m...
suite
répondu par mibalika le 15/03/2009 12:30
xxx
(
05/01/2009 18:26)
Mila fanampiana
Ny sentiment ve aminareo, mety ho foana tanteraka. Tsy izany mantsy fa manana sipa za, nefa lasa niraiki-pitia tamin'ny olona hafa koa. Nefa fantatry ny saiko tsara fa tokony tsy hanao an'izany aho, t...
suite
répondu par haritianah le 17/01/2009 23:54
xxx
(
03/01/2009 11:19)
Magie
Mampivadi-po fa tandremo
http://fr.video.search.yahoo.com/video/play?p=magie&ei=UTF-8&fr=yfp-t-501&tnr=21&vid=00018015006
http://fr.video.search.yahoo.com/video/play?p=magie&b=361&ei=UTF-8&fr=...
suite
répondu par Simpona le 25/01/2009 14:46
xxx
(
02/01/2009 16:31)
certificat d'hebergement
Miarahaba antsika rehetra tratriny taona 2009 , ary de mirary soa sy fahombiazana .
Ty mba misy fanontaniana apetrako aminareo namana , refa manao certificat d'hebergement ve ka misy zazakely tsy amp...
suite
répondu par xxx le 03/01/2009 12:10
xxx
(
02/01/2009 11:06)
famindràna razana
Mba saika hanontany tompoko, azafady...
Sao misy mahalala ny fanao rehetra rehefa hamindra razana amin'ny fasana vaovao? na afaka manome soso-kevitra ? Ny faty tsy handrasana am-bohitra fa fonosina d...
suite
répondu par xxx le 08/01/2009 11:46
xxx
(
31/12/2008 08:59)
Ao anaty boky mena
Ao anaty boky mena
misy soridalana
de ny lalampandresena
sy ny fahafahana
Ndao ampio didier Ratsiraka
mba hanatateraka ilay
fiteny mamy hoe
Mcar hatr@ zao
mijoro fa tsy madohalika
No...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 23/01/2014 09:39
xxx
(
30/12/2008 09:35)
peintre decorateur any Dago
Miarahaba atsika rehetra .
te hifandray @ peintre decorateur any dago .Manao reny decoration @ trano ireny,dessin trompe l'oeil,sy fresques ,na manao dessin ornemental reny pour mur na plafond etc.....
suite
répondu par xxx le 10/04/2009 15:55
xxx
(
29/12/2008 20:12)
Carte miantso dago
Inona kay ny carte tsara afaka iantsona any dago raha eto allemagne?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par Koditra le 05/01/2009 17:09
xxx
(
27/12/2008 19:08)
Te hanafatra an'i zandrinay
Manao ahoana daholo,
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra...
suite
répondu par Tazana le 13/02/2009 19:06
xxx
(
27/12/2008 12:44)
Fanabeazana aizana
Inona ry zareo ny fanabeazana aiza tena tsara ?? Ny ahy Implanon no ampiasaiko vo 2 mois zay fa tena mihakely za , sady nisy 1mois zay mbola tsy tonga ny regle-ko . Ny sasany nefa vo manao fanabeazan...
suite
répondu par Madnaoda le 23/02/2009 12:26
xxx
(
27/12/2008 11:37)
tsy nande regle 03 volana / tsy bevohoka
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy.
Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, n...
suite
répondu par Rafahafahana le 31/12/2008 09:18
xxx
(
23/12/2008 19:17)
Dedikasy
Ny tenako zany dia faly manao dedikasy manokana ho an'i Prezida hery amin'izao zava-tsoa nataony izao, (tsy inona izany fa ity tranokala serasera ity) ka hindrana an'ilay hiran'i christophe "les mots ...
suite
répondu par Lejoba le 29/12/2008 10:47
xxx
(
22/12/2008 16:48)
ka'iza k'aiza
Indray andro hono.....
Namangy ny namany teny Anjanomanal ny mpilalao avy ao Isotsy fa maty ny
mpilalao rugby iray
Toy izao ny tantara:
Mpamangy: kaiza kaiza daholo nareo
Vangiana: zao k...
suite
répondu par colaps le 02/03/2009 17:18
xxx
(
22/12/2008 12:21)
naharay an'ity ve ianareo?
Miarahaba anareo namana,
manana PS hafa aho dia gaga fa nahazo ity mess perso ity t@ ireo PS rehetra. Ianareo koa ve? sao mba fandrebirebem-bahoaka itony?
Ahoana ny hevitry ny Admin?
Ny ao @ momb...
suite
répondu par dadasy le 25/01/2009 01:30
xxx
(
20/12/2008 18:55)
"Hanangana cellule de crise hiarovana an'i Andry TGV"
O ry zareo, vao miainga dia efa kirizy sahady dia ahoana no ahatratrarana ny tanjona amin'ny 2012 raha izany no miseho?
Aza mba ampiesonina ho'a le Malagasy fa tsssss
Akaman'la raTGV, niaraka DJ...
suite
répondu par penguin le 24/12/2008 09:35
xxx
(
19/12/2008 20:17)
clichy
Manao ahoana daholy tompoko, mba saika hampatsiahy fotsiny hoe ho antsika eto paris sy ny manodidina dia: rahampitso asabotsy sy alahady 20 -21 dec 2008 izany dia misy tournoi volley sy basket ao clic...
suite
répondu par ainaheri le 06/01/2009 17:24
xxx
(
17/12/2008 15:03)
Mba ilazao ry zalahy i Andry TGV an
Salama hoy xxxx
Mba ilazao ry zalahy akama i Andry TGV mba ho mailo ihany fa ataon'ny antoko mpanohitra fakana vilona fotsiny izy an.
Soavaly efa mahia no nahita tany lonaka ireo ka dia zarany a...
suite
répondu par penguin le 29/12/2008 07:45
