Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 09/02/2009 07:21)
TSY HIISY FILAMINANA INTSONY I M/CAR RAHA...
Tsy hahita izany atao hoe filaminana sy fiadanana izany intsony isika Gasy raha toa ka mbola ny tarik'ireto olona volazako anarana ireto no hitarika sy hitondra ny firenena satria dia tsy maintsy hif... suite
répondu par xxx le 09/02/2009 11:02
xxx ( 09/02/2009 04:41)
INONA NO ANDRASAN'i R8
fa inona ary no mbola tsy mampiala an'i R8 e? efa mibaribary be zao ny tsy fitiavan'ny sarambambem-bahoaka azy de mbola mijanona eo amin'ny sezany ihany izy! efa tsy mamy hoditra @ vahoaka intson... suite
répondu par pimaso le 09/02/2009 05:13
xxx ( 08/02/2009 22:42)
INONA INDRAY NO TAKITIKAN'I TGV HANOHIZANY NY TOLONA
Efa mihena ny isan'ny mpanaraka an'i tgv eo @ 13may,efa tapi dala kaleha ,natao ny sorina ny vahoaka sasantsasany teny ambotrirohitra mbola tsy azo ihany ny fitondrana,dia inona indray manaraka ??????... suite
répondu par xxx le 08/02/2009 23:19
xxx ( 08/02/2009 19:32)
Very faty
Marina aloha fa efa natolotry ny filoha ho an’ny firenena ny MBS, mety vokatry ny nenina ve sa tena fanetren-tena ? Tena mbola tsy fantatra. Hitohy ny couvre feu, tsy azo atao ny mivorivory. Ny mpan... suite
répondu par heidi le 08/02/2009 19:47
xxx ( 08/02/2009 18:47)
ny marinavrai
Les comptes de fait de Marc Ravalomanana Panorama sur l'Empire Tiko ou Tikoland Au moment où j'écris (25 janvier, 2h du matin), on m'avait averti que des blindés d'Arivonimamo (45km de la Capi... suite
répondu par Noue le 08/02/2009 18:49
xxx ( 08/02/2009 14:28)
Manomboka rahampitso ny fakana ny ministera
Rahoviana no manomboka miasa ny gouvernement tgv eh ? ary ny fakana ministera ? mba liana izahay.ary iza avy ireo looser nanaiko hiditra ny gouvernement tgv?????... suite
répondu par marozevo le 08/02/2009 16:19
xxx ( 08/02/2009 13:31)
io izay tsy mbola nahita !!
http://www.ravalomanana.com/... suite
répondu par Noue le 08/02/2009 17:07
xxx ( 08/02/2009 13:10)
ahoana indray no programe TGV @ ity herin'andro vao2 ary ra8
mba liana ny te ahafanatra ny vao2 avy aty dago eh,misy manif ve lundi ou mbola hametraka ny minisitr'i TGV eran'ny minisitera ny tgviste,ary ra8 ve mbola tsy nisambotra ny tgv ihany ?... suite
répondu par xxx le 08/02/2009 13:44
xxx ( 08/02/2009 11:30)
FITIAVANTANINDRAZANA SA ...
Nanome baiko an i miaramila tia tanindrazana ny deba tamin ny andro fahiny hoe tofiro de nitifitra ny miaramila tia tanindrazana, nanome baiko toy izany koa izao ra8 hoe palao de nipalaka ny miaramila... suite
répondu par Mirananirina le 08/02/2009 14:52
xxx ( 08/02/2009 07:12)
tohin'ny tantara omaly
hatramin'izao dia siosio no re fa ny mercenaire afrikana dia tao amin'ny lapan'ny iavoloha ary ireo no nitifitra ny mpitolona. Nitsoaka niara tamin'ny vahoaka koa aza ireo miaramila taty ivelany satr... suite
répondu par xxx le 08/02/2009 11:35
xxx ( 07/02/2009 19:22)
Tohana!
Tohana aho ry reto an! tsy hitako intsony izay ho lazaina. [i]Peut-être qu'un jour Dieu s'en mêlera.[/i]... suite
répondu par Zazala le 07/02/2009 21:34
xxx ( 07/02/2009 16:10)
Mila mijery solution haingana dia haingana hanajanonana izao
Mila solutions haingana dia haingana hanajanonana izao LOZA izao izay tsy ahitàna tombo-tsoa na 1 centime aza ! :oops: TONGO BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA ! Mananontanona ny ady antran... suite
répondu par Andribe le 07/02/2009 16:46
xxx ( 07/02/2009 15:44)
mitohy ny tifitra
18H28 : Appel a dons de sang pour l'hopital HJRA 18H16 : échanges de tirs entendus a Antaninandro 17H52 : Hotel Colbert dément les infos de vandalisation de l'hotel. 17H51: L'hotel du louvre dém... suite
répondu par Andribe le 07/02/2009 16:56
xxx ( 07/02/2009 10:43)
firy tôna vô tokony mahazo...........?
firy tôna ny ankizy lahy na vavy vô tokony hanao sipa! 15 ans ve? SATRIA?... suite
répondu par bradley7 le 15/02/2009 18:37
xxx ( 07/02/2009 10:12)
MASTURBATION
Masturabation ndray no nde asiana resaka! Teneno ato aby -ny tombon-tsoa sy ny voka-dratsiny! -ny genre-na olona mpanao azy! -ny mahatonga ny olona hanao azy! -sns..........momba azy! c'est p... suite
répondu par samienintsoa le 04/12/2015 14:25
xxx ( 07/02/2009 10:05)
vavaky R8
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery: [b]« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mb... suite
répondu par JOSIAH le 28/03/2009 12:14
xxx ( 07/02/2009 09:32)
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery............
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery: [b]« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy ... suite
répondu par marozevo le 07/02/2009 23:48
xxx ( 06/02/2009 19:32)
mba mangataka ny hevitrareo r'ireto a
ny olona miaraka amiko dia lasa mifandray be @cousine-ko, lasa miantso isankalina fa to hoe mila conseil hono ilay cousine-ko, ary rehefa miresaka ry zareo dia tena maharitra.vao tsy ela akory ry zare... suite
répondu par bradley7 le 15/02/2009 18:56
xxx ( 06/02/2009 17:04)
miandry tgv mandalo ny pokona sy ny prezida
:-D :-D :-D efa niainga tao 13 mai ny train fa mbola tsy tonga any iavoloha nandalo gare tetsy soanierana ihany koa ry zareo... suite
xxx ( 06/02/2009 16:34)
ZAY VOA MANODIDINA,ZAY MAHARARY MANAFOSAFO !!
tsy hay tsony izy ty fa misy pds 2, filoha 2 ;miaramila koa toa hivaky roa , ho avy koa ny gouvernement Andry TGV ,de lasa misy misy ministra fois deux daholo koa zany ,de ity sefo fokotany ho fidiana... suite
répondu par Jackychan le 06/02/2009 21:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.949