vavaky R8
1. xxx
(
07/02/2009 10:05)
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery:
« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! »
« Izaho no lalana sy la farine ary menaka, tsy mahazo mikaly raha tsy @ alalan’ny MAGRO irery ihany » Marka 7 ; 77
« Tiava ny namanao ary gadrao izay manenjika anao » 1Tim 7 ; 77
« Araraoty ny andro azo anangonam-bola fa miharatsy izao fitondrana izao » 2Tim 7 ; 77
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ho ahy irery anie ny voninahitra sy ny fanjakana ary fiadanana ho an’ny olona ankasitrahako !!
Dia nandray ny dibera TIKO izy dia hoy izy : « hano, ity ny dibera vitan’ny ombivavy be ronono nafarana avy any Afrika atsimo, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo, dia toy izany koa ny ronono : raiso ka sotroy, ity ny MANA MILK, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy rehefa lasa adala any @ hopitaly ianareo… »
« Raha misy olona roa na telo mivory tsy @ anarako dia sambory izy »
by réaliste @ 05 Feb 2009 01:20 pm

novalian'i JOSIAH ny 28/03/2009 12:14
3. Stretch
(
08/02/2009 18:27)
Eny wa e !
tsy nitsiky a fa nisento , tsy voavidy tsony toko mo zany ny dibera kle aza a !
kapa amana fika ndray iny :°)

7. Picsou
(
09/02/2009 11:07)
Dia hoy Andry
Andriamanitra ô! za tsy mbô manao vavaka lava be tô nen lery fa nenà mbô omeo fitondrana za na de iray andro monja aza fa i MOnja Roindefo no ataoko Praiministra.

9. jgast
(
13/02/2009 14:58)
[quote=xxx]
:* vogadra rf mivorivory pour rien! normaly fa efa nitondra teto ny jamba
ny marenina ary ny manarak?...

10. fitiatantely
(
19/02/2009 08:54)
:-D :-D :-D io vavaka io v ts maniratsira sa manana baiboly manokana i ra8 misy anreo teny reo? :roll: :roll:
11. JOSIAH
(
28/03/2009 12:14)
Tena mba mahay koa aloha zay nanao io vavaka io say de mahay baiboly nefa de sahy ihany koa ka za aloha nihomehy e :lol: