Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/02/2009 08:07)
orana mampanembona
Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay... tohiny
xxx ( 10/02/2009 21:17)
Mety tena aharitra ela ity crise ity satria....
Raha ny fijeriko sy analyse tsotsotra dia mety aharitra ity crise eto @ tanana ity, ny antony dia tsotra : izy mirahalahy dia tsy hay ampihavanana intsony(discussion et dialogue impossible) , i Tgv vo... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
xxx ( 10/02/2009 20:33)
Tsy we kory we!
« Comment ça se fait que Ra8 se permet encore de se procurer d’un avion présidentiel ? Alors que le peuple meurt de fin ? », C’est ainsi un jeune, encore dans la fougue, réagit quand on parle... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 20:45
xxx ( 10/02/2009 14:03)
te ho any Amerika
miarahaba antsika namana ity mba misy fanontaniana ho an'ireo namana mipetraka na mahalala ny ao amerika( arlington , washington dc... ).mba te handeha ho any hanao vakansy izahay dia inona avy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 09:09
xxx ( 10/02/2009 13:51)
Lalao
Mba misy tsaho mandeha ka raha mba misy afaka mamaly dia mba mangataka fanazavana é, ny resaka mandeha dia hoe efa nanambady Lalao alohan'ny fanambadiany ankehitriny dia toa hoe efa niteraka vavy izy... tohiny
novalian'i Oay ny 10/02/2009 16:42
xxx ( 10/02/2009 13:47)
MADAGASIKARA=ZIMBABWE 2
Maro ireo Gasy tsy te hosokajina ho Afrikana, indrindra moa fa ny eto Antananarivo. Menatra sy manambony tena ery hoe "iza ko no mitovy @ reny", ry zareo any frantsa aza efa manome surnom mihintsy hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:27
xxx ( 10/02/2009 10:00)
Firy no nalahelo ..
Raha may potika tsy nisy noraisina ny rova firy no nalahelo sy nitomany .... inona moa no saika hataon'ireo olona nirohotra saika hanakao Ambotsorohitra ireo ... tsy izaho no hamaly. Andrasana ho m... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:18
xxx ( 10/02/2009 09:37)
mbola hanonitra ny Magro sy Tiko may sy voaroba aloha ééé? ?
Mazava ho azy ny tetika fa rehefa voaroban'ny vahoaka ny Magro sy ny Tiko de mbola mitetika ny hanonitra anireo amin'ny volambahoaka ihany aloha vao hiala , na de efa aina sy ràn'ny Malagasy maro aza... tohiny
novalian'i molota ny 10/02/2009 12:48
xxx ( 10/02/2009 09:20)
inona indray no vao2 tgv androany ?
firy ny nilahatra an'le greve general?,dia inona indray no vao 2 androany teny @ 13 mey.ny gouverenement tgv sy ny sisa... tohiny
novalian'i njara2007 ny 10/02/2009 12:24
xxx ( 10/02/2009 07:38)
tononkira
Sao dia mba misy mahay ka afaka manome ahy ny tonon'ilay hiran'ny tarika Ny Ainga hoe "AINGA VETSO-PANAHY" ? Dia mametraka ny fisaorana lehibe sahady e!... tohiny
xxx ( 09/02/2009 20:32)
HITIFITRA HONO RY ZAREO!!!! .....
Tsy nisy izay tsy nahita ilay olona niteny an io t@ asabotsy 07 FEBROARY teny AMBOTSIROHITRA angamba isika! HITIFITRA HONO RY ZAREO !!! Asa na ny mpitarika ny tsy mahay miteny gasy na ny olona koa... tohiny
novalian'i molota ny 10/02/2009 15:07
xxx ( 09/02/2009 19:52)
mahery mihitsy tgv eh
Mbola nametraka condion ihany tgv alohan'ny hiaonana'i ra8 dia hoe gouvernemenant tetezamita,ny fialan'i ra8 ary ny fitsarana an'i ra8 noho ny vono olona teny antaninarenina.mahery ka tena hita mihit... tohiny
novalian'i volatsara ny 11/02/2009 07:20
xxx ( 09/02/2009 17:35)
Miverina indra ny tetik'ady Ndremanjato
Nanomboka ny savorovoro 1972, 1991, dia ity eto 2009 Dia ampiasaina foana ilay tetik'ady entina vonoina ny olona mba hisintonana ny sain'ny mpanara-maso avy any ivelany 13 Mai 1972. Ny mpianatra... tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 20:02
xxx ( 09/02/2009 15:57)
mitohy ny SORONA ...
Iandry disait "mitohy ny ToLoNa", sao mba lapsus fotsiny ilazana hoe "mitohy ny "SoRoNa" .... Zanahary ò tahionao reo miSoRoNa ho an ny Tanindrazanay...... tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:46
xxx ( 09/02/2009 15:10)
inona no mahatonga ny olona iray hanaiky an'i Satana
Araky ny resaky ny olona maro de misy zavatra iray tsy tokony ho azony nefa ampanantenain'ny Satana azy homena azy de ampanaoviny fifanekena sy fifanarahana ilay olona dia azony zay iriny rehetra ,man... tohiny
novalian'i belakely ny 12/02/2009 15:30
xxx ( 09/02/2009 13:26)
Hatrizay
O ry reto a! hatr'izay nampafanafana ny adilahy politika teto Mcar de tena hitako ho tsy araka intsony ny mamaky ny dinika ao @ Politika fa tena mitombo bdb isan'andro. Ny any @ mail koa ohatr'izay ( ... tohiny
novalian'i noufe ny 18/03/2009 17:23
xxx ( 09/02/2009 12:50)
Efa voasambotra ve i R.Ratsiraka sy gal Dolin???
Mba mahagaga fa tao aorian'ny nahamay ny TVM sy RNM no nametraka mandat d'arret ny filoha Ravalomanana mba hisamborana an'i R.Ratsiraka sy ny Gal Dolin. Asa na tsy manakery na tsy toho-teny intsony... tohiny
novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 15:38
xxx ( 09/02/2009 10:09)
inona kay
inona kay no mahatonga ny olona sasany ho tara be vô mahalala manao sipa? ny zokinay lahy ohatra 30ans lery nefa de mbola tsy manao sipa fôna hatramin'zao: ry bôfy nefa te hanan-jary be ts'isy ôt... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:42
xxx ( 09/02/2009 09:42)
zareo a
:D salama dol,tsotra ny teniko,hesory daolo reo dia soloy tantareka,kapao fa manimba ny tany-ary aleo olon-kafa mitsy ny eo,gasikara iray tsy mivaky ka tsara raha atao par tour d'horizon ny hitondra,... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 12:05
xxx ( 09/02/2009 09:19)
fanjakana mamelona ve sa mamono?
Araka ireny zava-niseho teto antananarivo ny sabotsy teo ireny dia hita fa mamono olona tokoa ny fitondrana ary tsy misy na dia kely akory za mba fisainana efa hita izao fa samy malagasy dia maninona ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1443