O ry reto a! hatr'izay nampafanafana ny adilahy politika teto Mcar de tena hitako ho tsy araka intsony ny mamaky ny dinika ao @ Politika fa tena mitombo bdb isan'andro. Ny any @ mail koa ohatr'izay ( yahoogroup ) fa raha vao tsy tafajery mail indray andro fotsiny de efa mihoatra ny 60 ny nouveaux messages ao.

zay alo e! logique be satria raharaham-pirenena izy ty ka sarotra @ sarambam-bembahoaka ny tsy hiteny sy haneho ny heviny! de samy rona miteny: andron'ny demokrasi e!