Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/02/2009 11:57)
Mbà saino @ saina tsy miangatra ....
Raha manana société ianao ka mandeha tsara ,mampidi- bola dia hitan i RAVALO izany ,dia lasa koa izy manangana ny azy izy sy ny zanany vavy ary ny vinantolahiny dia kendainy ny orin'asanao @ concu... tohiny
novalian'i Noue ny 23/02/2009 13:12
xxx ( 23/02/2009 11:26)
Nanova zavatra ny fisamborana an i RANJIVASON?...
Raha ny zavatra hita dia nihazakazaka be ny fandehan-javatra nony voasambotra ingahy RANJIVASON ,mety fifandrifian-javatra ihany ve izany sa izy koa no mety tena rangory fototry ny fihazoazon ny ra... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2009 21:30
xxx ( 23/02/2009 11:03)
daewoo
volaza fa hoe hofain'ny daewoo 99ans ny tany malagasy hamboleany katraka 1.2million ha, izany hoe raha oharintsika ny quartier 67ha izany dia 20.000 fois quartier 67ha izy io.Koa mba sosokevitra ny a... tohiny
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 14:37
xxx ( 23/02/2009 02:00)
Afa-baraka ny TIM , afa- baraka Ra8...
Efa araky ny olona ny tena marina @ ity raharaha manga ity , izany no hoe ela nitoratorahana ka nahavoa mason angatra!...Manam-petra ihany izany ny fahefan olombelona sy ny vola be ... Io volanenao... tohiny
xxx ( 23/02/2009 00:30)
Marary izany i Madagasikara ka inona no solutions?...
Mila solutions immédiates izy ity ary mila solutions a long termes ihany koa!... Efa iaraha- mahalala moa izao ny zava - misy momba ny ady misy sy ny anton izany eo @ Ra8 sy TGV ka inona no vahao... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 08:57
xxx ( 22/02/2009 10:39)
Kidoropamba
Aiza rakidoro no tsa hita a! MIVOAHA RAHA HO SOLOANA SESIKA E! io aky ry Mirana fa mifezaka ny kidoro a! ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:07
xxx ( 22/02/2009 09:15)
Fisamborana an ingahy Ranjivason , tena izy ve sa cinéma ?
Niteraka resabe isankarazany koa ity vaovao iray ity !..Ao ny milaza fa tsy nisambotra azy fahatany ny mpitondra fa ao raha . Ao koa ny milaza fa mety cinéma ! Asa aloha izay tena marina ?..... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 11:46
xxx ( 21/02/2009 20:15)
Kristianina aho eh
fa ny fitadiavany no ravan'la ny fanananay nodoran'la niaraka tamin'ny mpiasa, dia hoe ho afaka ve ialahy fa kristianina... tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 14:10
xxx ( 21/02/2009 14:19)
IZAHO PENGUIN DE MANAO FANAMBARANA LEHIBE ETO FA TGV AHO !
Izaho penguin ry zalahy de manao fanambarana lehibe ampahibemaso eto fa manomboka andoany ahozany defa tsy ao am TIM tsony fa efa TGV aho zany ka ra misy te hanaradia ahy de ekeko ny fidirany !! misao... tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:05
xxx ( 21/02/2009 09:18)
SLT LESY ANDRYWUI !PENGUIN IANY TY E! HANARAKA ANLAH LESY AH
Salut Letsy Andrywui !! iPenguin ihany lesy ty a! rehefa tena nifandinika lesy zahay sy Molota sy Noue sy tsinjo sy razouzou sy ngohia de nanakevitra oe hanaraka ny dianlah lesy zahay hanao TGV a! fa... tohiny
xxx ( 21/02/2009 06:05)
ravalo
akory daolo,impiry moa i ravalo zayno saiko nisy namely sy hanongana :!: amin'ny toerana io,misaotra,mba hisao kely hoe... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 08:14
xxx ( 20/02/2009 19:18)
Kidoropamba
AVOAY KIDOROPAMBA E. Sa mbola manao andrimasompokonolona eny Anosy lery? Tsaroako izy nilaza we hanao mpiambina fonja iny. Ngamba manao gardien ministera fa tsisy saosy tsony. KIDORO MIVOAHA WA E... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:01
xxx ( 20/02/2009 17:51)
Manomboka mitsambikina @ TGV ny lohandohan ny mpisorona
Raha ny zavatra hita dia manomboka miàla tsikelikely ireo lohandohan ny mpisorona ao @ TGV , tsy hitahita ohatra ingahy DOLLIN, io koa fa miàla pà ingahy ROLLAND RATSIRAKA , ry palitao gris ,ry ZAF... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 20:34
xxx ( 20/02/2009 15:23)
Ilay honohono koa tena mampihomehy be
Ilay nakany Ambohitsorohitra iny dia ilay tsy tonga tany akory i Andry TGV. Dia nolazain'ny olona hoe teny ihany hono izy fa nivadika saka :-D Ohatra an'ilay Bob sy Carter nivadika voalavo tany Fiana... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 18:20
xxx ( 20/02/2009 12:03)
apres la crise
rehefa vita izao crizy izao dia hisy fifidianana laureat ny mpisera2 nanentana sy nisarika ny olona hitafa teto.Ny ho fidiana amin'izany dia i penguin,andrywui,kidoro,noue misy ny valisoa hoan'izay ma... tohiny
novalian'i zama91 ny 20/02/2009 16:54
xxx ( 20/02/2009 11:37)
VIVA LA REVOLUCIONE
Rehefa tsy mety ny atao tsy maintsy mitsangana miteny satria samy nosoran-dreniny menaka fa tsy very fanahy akory. Tsy maintsy takiana ny zo rehefa misy manao ampihi-mamba ary izany dia atao ho an'ny... tohiny
xxx ( 20/02/2009 11:16)
Film efa mande
13H17 : Andry Rajoelina dit que le 13 mai reprendra demain. Dit que les blindés ne l'arrêteront pas et qu'[b][u]il sera là avec la foule demain[/u][/b]. enga anie mba ho marina io , fa so de man... tohiny
novalian'i mpaoly ny 20/02/2009 13:26
xxx ( 20/02/2009 03:02)
Mba nanao ahoana ary ry zalahy mpiandry ministera izao
Mba nanao ahoana ary ry zalahy mpiandry ministera izao amin'ity fisamborana alina ity? Atao fa tonga hanatitra kafe le miaramila... tohiny
novalian'i a256011 ny 20/02/2009 11:10
xxx ( 19/02/2009 22:34)
Amboara eran-tany faha-2 ho an'i Malagasy
Taorian'ny nandrombahan'ny ekipa Malagasy ny amboara eran-tany 1 teo amin'ny tsipy kanety be Dia arahabaina fa azontsika indray ny amboara eran-tany amin'ny fanongam-panjaka, satria dia in-6 nianto... tohiny
xxx ( 19/02/2009 20:32)
Ahoana ny tena fahitanareo ny atao hoe POLITIKA eto @ tanàna
Ahoana ny fahitanareo ny hevitry ny hoe POLITIKA eto @ tanàna ? Hatr 'izay ka hatramin izao :?: Raha ny fijeriko azy dia ny antitra manana graphophone dia ny tanora manana CD Dia terena f... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.121