Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/03/2009 00:02)
source AFP misy manavika iavoloha
souce afp misy manafika iavoloha ary dia tena ady be mihitsy satria nahenoina lance roquette,sy blinde.I ra8 lasa nitsoka any morondava en miandry le contre attaque,i 2em rfi a diego et regiment blind...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/03/2009 09:00
xxx
(
08/03/2009 05:02)
president
:^) mety vé ra-president ianao nefa tsy mipoatra vahoaka fa téléphone no hiresahina amin'ny mponina,asa mety vé io hoy nareo anefa ny tena filoa :!: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/03/2009 17:47
xxx
(
07/03/2009 22:44)
fa maninona ny fianana no lafo be
fanazavana fohifohy ,ny fanjakan dia toy ny ay amandreny ihany ary ny zanaka no vahoaka.
io ray amandreny io mikarama 1000euros par mois,izany hoe vola azo t@ impos isankarazany toy ny tourisme ny i...
tohiny
novalian'i ndenn ny 08/03/2009 11:31
xxx
(
07/03/2009 00:30)
misy vao2 mitranga eny ambatobe ce soir 23h aty dago
androany alina dia poabasy be eny ambatobe,mino sy manatena izay fa mba fitohizany fisamborana an'i tgv izao zavatra izao.Juste a confirme
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/03/2009 18:02
xxx
(
06/03/2009 23:47)
tsy ho hitanao mihitsy hery ny mpandefa an'io copie coller i
tsy ho hitanao mihitsy hery ny mpandefa an'io copie coller io an cest ne qu'un jeu,aza dia marary fo,sady ny but koa tsy hoe hanimba ny seraseranao ,fa fanatsarana no tadivina eto,ary aza dia be vava ...
tohiny
novalian'i andrywain ny 07/03/2009 16:15
xxx
(
06/03/2009 22:00)
DEM1 TSY MISY COPIE COLLER
HERY AIZA IANAO FA TOA MBOLA TSY TRATRA IHANY LE MPANAO COPIE COLLER E,IO INDRAY IO IZY FA TONGA :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
MBOLA TSY NOVALIANAO LE REVENDICATIONAY
M...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/03/2009 00:22
xxx
(
06/03/2009 18:00)
i TEZEVE mitady seza eto
i Tezeve kosa mba mitady toerana eto @ foibe,elasy rawiwi no atao mitanana ny erasera politika :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:52
xxx
(
06/03/2009 17:06)
Hipocrites , fa zanak'iza ireo ry tsy tia frantsay?
Vu sur LASOBIKA
17H54 : Selon des parents d'élèves, les Tgvistes recherchent les enfants malagasy de personalités politiques au lycée francais. Tous les élèves restants sont confinés dans...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:33
xxx
(
06/03/2009 14:55)
milalao voro maty
i tgv efa tsy avotra intsony,inona no tsy hisamborana azy,fa ilaozan manao fangala pery eo,sambory,sambory fa teo be si non sambory koa le 8 rehfa tsy handray ny andraikiny,omeo an'izay mahavita azy n...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:09
xxx
(
06/03/2009 12:33)
ahona no niafaran le helicopter e
tsy heno intsony le helicopter heo ahona sy ahoana efa ho 4h izay no nilazana fa imminent no hisamborana an'i tgv,aiza e,c'esp pas possible sa nianjera koa le helicopter...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:37
xxx
(
06/03/2009 11:40)
ataon'i ravalo mangitakitabe fotsiny ihany e
samborina daholo ny entourage ny tgv fa jamais tgv,izao alefa indray ny helico juste mba mijery fotsiny hihihi,dia dem1 alefa indray ny miaramila dia mandalo fotsiny tratrnon'i tgv ,vono vorona daholo...
tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 12:23
xxx
(
06/03/2009 09:57)
Wanted : Karàna sy ny sisa, complices de tgv
Tatitra:
5 mars 2009 à 17 h 24 min
Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity.
Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehit...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 06/03/2009 11:15
xxx
(
06/03/2009 09:23)
ATAKY en règle
Nisy dinika nosokafan'i fijo etsy ambany milaza ny firavoravora-tanana ataon'ny mpiandriankitra ny sehatra politika amin'ity copier-coller lavareny, ka dia misy fangatahana fametraha-pilana ao amin'iz...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:00
xxx
(
05/03/2009 23:32)
misy ny manoeuvre de deversion tsy hita mihitsy copie coller
ps marobe ho fanina ,rahery oe iza amin'ireto de toute facon tsy manana droit hijery anio xxx io satria izay no lalana,dans l'ananonymat total rehefa misera2 toy itony.Mbola hoavy eo a partir 18h any...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 06/03/2009 06:11
xxx
(
05/03/2009 21:53)
TSY MISY COPIE COLLER DEM1 TONTOLO
MAHAZO MISERA ABY ISIKA DEM1 FA TSY MISY COPIE COLLER MANOMBOKA @ 8H JUSQU'A 19H EO,MISAOTRA MIALOHA @ FIHARA MIASA
MPANASO SONIA
COPIE COLLER...
tohiny
novalian'i tafondro ny 05/03/2009 23:51
xxx
(
05/03/2009 20:28)
omeo an'i andrywui ny resaka politika dia hijanona ny copie
averena daholo ireo ps nezahanesorina tato nefamisy an'ireo no tsy nanao copie coller na nanaratsy teto dia nesorina,...
tohiny
novalian'i fozaoranabe ny 05/03/2009 23:12
xxx
(
05/03/2009 19:45)
En application de la loi n°78-75 du 6janvier 1978
hoe reste anonyme izay mpandefa message eto,donc tsy ara dalana raha fantatra'i rahery daholo izay ps ny mpandefa hafatra eto....
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 23:14
xxx
(
05/03/2009 19:31)
hamono olona indray
aiza indray no ho entina ho vonoina ny olona
19H00 : Andry Rajoelina sur Radio Antsiva : appel a une grande marche samedi à partir de la place du 13 mai
...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/03/2009 20:09
xxx
(
05/03/2009 18:54)
ny gasy aty ivelany
matetika eto amin'ity serasera ity dia ireo gasy mponina aty ivelany no miteniteny sy manoratroratra eto momba ny raharaha eto mada, nefa tsy mahita ny aty akory, aminy alalan'ny vavao sur le net no ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 06/03/2009 10:09
xxx
(
05/03/2009 16:59)
anti-depresseur
Miarahaba anareo ,
Za nomeny dokotera anti-depresseur Seroplex , de novakiko le notice de bedebe mitsy le effet secondaire de matahotra za de tsy nohaniko le izy hatrizao , za nefa nomeny rdv aminy...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 19:07
