ATAKY en règle
1. xxx
(
06/03/2009 09:23)
Nisy dinika nosokafan'i fijo etsy ambany milaza ny firavoravora-tanana ataon'ny mpiandriankitra ny sehatra politika amin'ity copier-coller lavareny, ka dia misy fangatahana fametraha-pilana ao amin'izany :) . Ahoana izany ry ingahy Ravatorana. :) Toa tsy mamaly ianao tompoko.
Ny ahy indray ny nahagaga ahy amin'ity mpiandraikitra lefitra ity dia ny tsy fandraisany anjara amin'izao raharaha mafana izao. Nandefa sary izay izy tamin'ny fiatombohan'ny raharaha, dia tsy hita intsony. Asa omaly koa angamba izy izay mba namaly hevitra koa izy, dia izay. Fa nahoana??? Tsy sahy manome ny lokonao ve ianao??? Hakanosana sa inona mihitsy???? nefa ny mpiandraikitra hery dia efa mazava be ny lokony (jereo fotsiny ilay mitifitra sary miaraka amin'ny mpanjakan'ny gasikara).

novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:00
3. tsinjo
(
06/03/2009 09:30)
:oops: tsy zazakely ohatra anareo anie i zokibe ravatorano iny e , fa nga raha oe izy no mpiandraikitra de tsy maintsy mampiseho ny lokony ??? Mba asio fanajana kosa e
5. fijo
(
06/03/2009 20:00)
ngah aterena hiditra ato kosa ny mpitantana,fanarahamaso no handrasana aminy