Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 15/05/2009 09:18)
Famakafakana
Raha tsy hiteny afatsy TGV, Ra8, ratsiraka, Zafy, Ratsirahonana, izay efa samy teo @ fitondrana. TGV hoy aho satria HAT izy zao ary tsy afaka ny ho président velively raha amizao. Dia iza no azoaz... suite
répondu par coucou2 le 15/05/2009 12:37
xxx ( 15/05/2009 08:05)
Ahoana indray ireto faux investisseurs ireto ?
Toa rehefa fotorina toa tsy ahitana informations momba ireto italiana sy arabo lazaina fa investisseurs ireto. Hisy fanadiova-mbola tiana hatao angamba ??? ... suite
répondu par Motsa2 le 15/05/2009 11:52
xxx ( 15/05/2009 07:52)
Pierrot RAJAONARIVELO
Inona moa no olana raha izy no lasa filohantsika !!!... suite
répondu par xxx le 15/05/2009 16:17
xxx ( 15/05/2009 07:35)
Ravalomanana-ndoza, mpamono olona....
Fantany tsara fa hisy rà-mandriaka indray eo raha toa ka miverina izy. Dia mbola hataony ihany. Ny seza ihany no ao anaty lohany. Ary raha vao tsy vitan'ny resaka hoy izy ny raharaha dia vonona ny ha... suite
répondu par xxx le 15/05/2009 08:45
xxx ( 15/05/2009 05:47)
iza e
o zareo a,iza kay reo vahiny nanampy amin'ny famindrana ny razana teny amin'ny rova azafady,misaotra sinoa sa misaotra :!: ... suite
répondu par xxx le 15/05/2009 07:01
xxx ( 14/05/2009 18:04)
tairo wa raha sahy é!
19:30 - Élections présidentielles : les légalistes défient TGV - un orateur intervenant à Ankorondrano a fait le défi d’inviter Andry Rajoelina à se mesurer avec Marc Ravalomanana devant le v... suite
répondu par pikatti le 15/05/2009 01:23
xxx ( 14/05/2009 16:47)
sary olona kely...
tsy mande ilay sary olona kely maitso maitso mampiseo nify mitsiky vendrana... sy ilay sary olona menamena manatranga lela anefa mba tiko ny mampiasa ireo Misaotra mialoha hery...... suite
répondu par Lejoba le 18/05/2009 11:46
xxx ( 14/05/2009 15:22)
Ca m'enerve an'i GTT ve efa hitanareo
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/gasy-tia-tanindrazana-ca-menerve-09052009-video_51ebe5568.html http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/les-jeunes-malgaches-demandent-le-... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 16:04
xxx ( 14/05/2009 12:43)
i Lesabotsy
Raha manao jeri-todika ao ry reto ny toe-draharaha politika eto an-tanana dia mahavariana ihany. Mbola tadidinareo ve i lesabotsy izay nanao izay tiany atao. Izay tsy mitovy hevitra amin'ny dia mig... suite
répondu par fijo le 14/05/2009 21:59
xxx ( 14/05/2009 12:42)
Sarina gidro
na koa hoe singes ... sages ... tsy haiko intsony e ... ho an'izay mbola tsy nahita , http://www.topmada.com/2009/05/polemique-sur-la-composition-du-conseil-des-sages/... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 14:09
xxx ( 14/05/2009 09:19)
mitady tononkira
mba omeo tononin'ilay hira ambiansy an'i ndondolahy sy tahiry izay manana, misaotra mialoha.... suite
xxx ( 14/05/2009 06:05)
handalo aty dago,manao ahoana ny fikarakarana paps
hono ho'aho am zao korontana misy am firenentsika zao de manaona ny resaka fikarakarana paps any am fivondronana sy fokontany mbola misy tsolotra sa mande tsara am le fitondrana ankehitriny de iza ... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 06:25
xxx ( 14/05/2009 05:08)
mba omeo daholo ny competence an'ireo HAT sy gouverement
TGV dj sareraka memebre ny HAT mamy gotso mpanolo tsaina PM dadah de fordophin Mpanolo tsaina ny PM brillant miasa ao primature i rossy moa dia efa mitomany colonel gista ministe ny sante ,livre... suite
répondu par ravalotgv le 14/05/2009 07:26
xxx ( 13/05/2009 21:50)
TSY HISY FITSAHARANY IZY ITY HOY RAMBAO E!
Vizana ny mandinika sy miady saina eo i mpitazana ny merina , :twisted: tsy misy fiafarany ireny :idea: :idea: :idea: Ny tanavo miakatr'i merina no tsy maharaka :-D :-D :-D dokotra be sy... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 22:59
xxx ( 13/05/2009 21:24)
Resaka fihaviana sy ara- poko tena fiadiana nahomby !...
Ela ny ela ry zareo ka niady ary nanalabara - tena ny samy mérina ary hitan izao tontolo izao ! Mbola azo porofoina fa mbola tena fiadiana mahombin ireo mpanao politika ny resaka ara-poko sy fihavi... suite
répondu par benkintana le 13/05/2009 22:53
xxx ( 13/05/2009 21:19)
BETE=666=ravalotgv
i ravalotgv ihany no niteny an'io dia omena azy ny voninahitra @ 666 fa io no hitany ho vaha-olana amin'izao crise izao... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 07:40
xxx ( 13/05/2009 20:48)
Fandika
Misy olona narary ary ny dokotera nalehan-dry zareo dia nihevitra fa hemoroida no nanjo ity lehilahy. Somary nanaintaina hono no fisehony ary aveo dia nivonto be anankiroa hafa koa teo ambanin'ny ato... suite
répondu par Wuayatsu le 03/08/2023 09:31
xxx ( 13/05/2009 20:29)
Osy sy dokotra sisa no harena navelan'i 8
Depuis lasa dada8 , nopotehan'ny capsat avokoa ny harenan'i dada mideprim ny tim raté , tsy misy voaloha intsony ny karaman'ny mpiasa :oops: :oops: :oops: Ny zaza tsy misy gouter fa potika ny ... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 22:35
xxx ( 13/05/2009 18:10)
lasa mpanao hatsikana sisa ny mpanohana an'i HAT eto
ry ralotgv=bazylou hallowen=kalack penguin =pengiun dia ahoana koa ny manaraka e... suite
répondu par xxx le 13/05/2009 20:16
xxx ( 13/05/2009 14:45)
resaka interim
Ahoana kay ny lalanan'ny interim. Izany hoe nisy mpiasa niala nefa tsy nosoloina fa ny mpiasa tavela tao ihany no nampanaovina ny asany. Inona no zon'ilay interim? Misaotra mialoha... suite
répondu par rhina le 24/09/2009 16:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0914