tandremo

1. xxx ( 29/05/2009 18:23)
Misy baiko famonoana ny mpanao politika rehetra pro-légaliste akaiky an'i Ra8, toa an'i Manandafy, sns... ary i Ravalomanana en personne. Io baiko io dia hita androany apres-midi avy any amin'ny palais d'Elysée nakany @ service de renseigenement frantsay ka nataon'ny mpanao politika ambony frantsay iray sonia, io olona io dia manana influence lehibe amin'ny zava-misy ara-politika eran-tany. Tsy nolazainy ny anarany hoe iza.

ny details @ izany dia izao: ny anatanteraka an'io famonoana io dia ny service secret frantsay, service de renseigenement frantsay, ireo legionaire nampidirina tao Mcar, mbola ho ampitomboana ny isany ato ho ato, ary ny milisin'i Alain Ramaroson.

ny fifanarahana ataon'ny émissaire GIC dia izao, ireo émissaire rehetra ireo (Sadc, Ua, Onu, sns..) dia efa voavidin'ny frantsay sy efa manipulé daholo.

ny tanjona dia izay tsy ahatafaverina an'i Ravalomanana any Mcar intsony ary mandrakizay, ka raha tsy tafaverina alohan'ny 26 juin sy alohan'ny assise nationale i Ravalomanana dia izay no vita fa tsy tafiditra any intsony izy. @ izao fotoana izao dia accélére-na mafy be ny anaovana sonia ilay contrat ka izay tsy tonga ao anatin'io dia efa adalany izany fa ny raharaha-pirenena tsy miandry azy. Les absents ont toujours tort. Ny solution dia efa voaoman'ny frantsay hatrin'ny ela fa anjaran'ny émissaires sisa no mandresy lahatra izay tonga mivory ao ary mampanisy sonia izany taratasy izany. Tena miraraka be ny vola alefa ao mba ho vita haingana izany contrat izany.

Lasa namangy an'i Manandafy tany Mantasoa ireo émissaire ireo mba handresy lahatra miaraka fandrahoana an'i Manandafy hanaiky ilay contrat fa raha tsy izay dia ho faty i Manandafy (i Manandafy izany tsy omena safidy mihintsy fa na manaiky na maty), ao anatin'io contrat io dia milaza fa i Andry no Prezida ary izy no manendry ny PM, ny minisitra kosa dia zaraina amin'ireo mouvance Ratsiraka, Zafy, Ravalomanana, TGV. ny abetsahan'ny olona atolotr'ireo izany dia miankina amin'ny ahabean'ny mouvance, ny an'i Zafy dia vitsy ny olona atolony.

ilay assise nationale de l'Armée dia tetika hijerena hoe iza ny officiers legaliste, ka ireo officiers tsy tonga ao izany dia efa tafiditra ao anatin'ny lisitry ny olona ho vonoina miaraka amin'ny Ravalomanana


novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:07
2. xxx ( 29/05/2009 18:30)
zay zany ve no nahatonga an'i radomelina nampiakatra ny karaman'ny miaramila? sy ireo avantages maro tsy voatanisa nomena ny miaramila? voavidim-bola avokoa ny rehetra
3. xxx ( 29/05/2009 19:31)
efa miteniteny fona ty xxx nanao lahatsoratra iray ty!!
4. fijo ( 29/05/2009 20:07)
itako io lahatsoratra io,saingy tsy avy dia mino aho aloha satria fomba fiady ef anampiasain'ny madagate io fomba manely tsaho io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383