Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
08/07/2009 14:37)
niaona tato am net de avy te hiaraka nefa .......misy barrag
aho de vevav 24ans! nichatt tam site 1 zay fona ah de farany lasa niresaka fôna tam zay bandy ray 27 ans zay! de lasa mpinamana be zah sy izy: zah mou tsy nanana sipa de izy niteny tamiko hoe efa man...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2009 12:17
xxx
(
08/07/2009 09:30)
ra-hery le légaliste lol...
Maha-talanjona ihany ireto hoe pseudo-légaliste, ry No sy ra-hery-sona sy ny tariny.
Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: mila haverina ny ara-drariny. Ataoko samy dakoro daholy isika eto.
Ny...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/07/2009 08:25
xxx
(
07/07/2009 12:36)
Dia mbola ho lazaina fa légal ihany ve???
Raha toa ka marina ny hoe hitondra mercenaire i Marc hamonona ny mpiray tanindrazana aminy, dia ahoana indray ny fipetrakin'ny tantara. Ny CI ve hanaiky izany na dia tafaverina eo aza i Marc?? Dia ho ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/07/2009 13:06
xxx
(
07/07/2009 06:05)
Hiala TGV za (aleo hiverina indray ra8 raha izany)
Koa raha tsy efa lasa adala koa hanaiky ny didi-jadona nataon-dravalo. Tsy misy miala TGV zany eo. Rehefa tsy omen'ireto EU vola, tsy maninona fa any an-kafa indray mitady e!. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:05
xxx
(
06/07/2009 21:18)
toa efa akaiky ihany ny farany e
ny capsaty efa hoe hividy ppn helicopter 23 ny zanadary efa
La gendarmerie fera un raid manoeuvre partant de Fort Duchesne jusqu’à Ivato en guise d’exercice ce mercredi afin d’évaluer la fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:03
xxx
(
06/07/2009 16:42)
Maninona raha...
Efa tsy mahita vaha-olana ihany ny TIM, ka maninona raha mananika lapa amin'izay. Dia ho hita eo izay be sandry fa milona loatra lé izy. Na rehefa tsy sahy ianareo satria kanosa (efa mahazatra io fah...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2009 21:35
xxx
(
06/07/2009 15:56)
tena nopotehina ny fireneko
noho ny fihalonana olona iray d ny tombontsoa-pirenena no nopotehina sy narodana tanteraka, haraho hatr@ farany ty video ty!
http://www.youtube.com/watch?v=-SIh69kvsVA&feature=related...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:00
xxx
(
06/07/2009 11:36)
tsy vita didi-potra
Ny lehilahy eropeanina tsy manao didi-potra za gasy manambady eropeanina de ny fanontaniako aminareo lehilahy eto @serasera,tsisy fiantraikany ve ny tsy fanaovana didi-potra ohatra hoe tsy lasa momba ...
tohiny
novalian'i fitiava2011 ny 06/11/2011 08:26
xxx
(
06/07/2009 11:32)
tsy vita batisa tsy azo atao mariazy
Za manambady izaho kristianina ny vadiko tsy mbola vita batisa sady tsy resy lahatra @fanaovana batisa nefa raha tsy vita batisa na voaray konfirmasiona de tsy mahazo manao mariazy,izy nefa vonona ny ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/07/2009 22:22
xxx
(
06/07/2009 07:48)
Zaza mandeha rà n'orona matetika
Hono ho aho, sao mba misy mahalala hoe inona no antony mampandeha rà n'orona matetika ny zaza sasany ? Ny zanako lahy izao mantsy manao an'io (6 taona), @ izao andro mafàna izao, dia mila mandeha an...
tohiny
novalian'i do68 ny 14/08/2009 06:21
xxx
(
05/07/2009 20:42)
fampitandremana ny hat ,an'iza ny faute raha sanatria?
Avertissement
Toute personne hostile à la dictature militaire ou toute autre forme d'exploitation
et d'injustice, désireuse de combattre peut faire quelque chose, méme si cette
action est mod...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 23:20
xxx
(
05/07/2009 17:33)
ahatapaka ny lalandrà hako ty!
FEDERER est LE meilleur, un point c'est tout....
tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:39
xxx
(
05/07/2009 12:57)
fihaonam-be afrikanina saika teto amintsika
Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isik...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/07/2009 17:50
xxx
(
05/07/2009 10:00)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx
(
05/07/2009 09:59)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 13:23
xxx
(
05/07/2009 09:58)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra...
tohiny
xxx
(
05/07/2009 09:57)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx
(
04/07/2009 20:51)
RSS
Voalaza tatsy ambany
Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 04-07-2009 00:29:55
Lohateny : tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat
miova famindra i sobika
maty topmada
ela ra hery zao fa...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 05/07/2009 16:41
xxx
(
03/07/2009 23:44)
Fanontaniana tsy mety ahitako valiny hatramizao
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za,...
tohiny
novalian'i sakamalao ny 31/10/2009 00:42
xxx
(
03/07/2009 09:39)
Kritika ho an'ireto TIM
Mimenomenona ny TIM fa mpangalatra ny HAT;
mpanongam-panjakana nefa fanjakana nilay be teo (...lol);
mpivarotra ron'ny madagasikara;
mividy avion nefa ny gasy noana;
ny monopole bodongerina ne...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:35
