Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
04/08/2009 06:41)
manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!! nefa za sy izy mihaona fona! mifanoroka fona! mifamp...
tohiny
novalian'i phabi ny 19/05/2016 15:07
xxx
(
03/08/2009 18:43)
Nahazo daka indray ry Andriamanjato sy HAT
daka tena ankatoka mihitsy ka nandraingiraingy tery:
NON des Nations Unies et de l’UE à la hat
03-08-2009| Écrit par R.B.
Selon des communiqués qui nous sont parvenus, une fois de plus, ...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 05/08/2009 07:41
xxx
(
03/08/2009 10:58)
MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV
Iza ianareo no efa tratry io aretina io??Misy dokotera ve afaka manazava ny mahatonga azy io
ny fomba fisehony:
mangidihidy be mihitsy ny taovampananahana ivelany iny de mivonto be le izy rehefa ôk...
tohiny
novalian'i dorenali ny 13/08/2015 05:53
xxx
(
03/08/2009 10:30)
Fahotana ve ny mi-must??
Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{ ...
tohiny
novalian'i zinaka ny 15/10/2009 02:24
xxx
(
01/08/2009 06:57)
manif gtt sy legaliste place de chatelet
tongava maro demonstration fa mbola maro ny manohaa ny legaliste eto france
metro chatelet ...
tohiny
novalian'i pink ny 01/08/2009 19:43
xxx
(
31/07/2009 22:31)
en fin
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16442
ho tapitra e ny fanisana andro fa ho tonga ny farany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =))...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 12:38
xxx
(
31/07/2009 13:38)
volo "maillot" mihoatra ve ?
Miarahaba anareo,
àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip ka rehefa hankany amin'ny ranomasina na hoe hilomano dia tsy maintsy eso...
tohiny
novalian'i Papoose ny 02/09/2009 18:02
xxx
(
31/07/2009 09:21)
ho vita tsy ho ela sonia, mise a mort ny HAT atao any maputo
natao daholo izay fomba tsy hanaovana sony ny sata ny transition,tsy maintsy manaiky an'io nefa izay no solution farany, izao ry zalahy dia efa miomana ny hisotro kaotry an,tsy nisy be vava ohatran'...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:02
xxx
(
31/07/2009 08:36)
Karama / Taxes Suisse
Manahoana daholo,
Hono hoa, ahoana kay ny fandehan'ny taxe amin'ny karama any Suisse ? Firy % an'ny gross salary ho an'ny vahiny ? Dia ohatrinona eo ho eo ny karama ampy olona tokana miaina ... ant...
tohiny
novalian'i locl ny 13/08/2009 20:00
xxx
(
31/07/2009 07:37)
isika ve ??
Isika Malagasy ve tena Afrikanina e raha jerena ny ankabiazany hoditra de toa tsy de mitovy @ireo afrikanina hafa isika ka tena afrikanina marina ve isika malagasy sa inona e,mila valiny aho fa tena v...
tohiny
novalian'i hanjaris ny 28/09/2009 11:16
xxx
(
31/07/2009 06:40)
naeo ve ry reto
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io :wink: ...
tohiny
novalian'i lamour ny 11/08/2009 05:47
xxx
(
31/07/2009 06:35)
za ve ry reto
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,d...
tohiny
novalian'i vale ny 15/08/2009 18:05
xxx
(
30/07/2009 13:38)
za vehivavy
Slt,
Mitady olon-tiana maika be,
Mba lehilahy lava 27 taona ka hatramin'ny 34 taona,
Monina idf ra possible,
:-D ...
tohiny
novalian'i JEMPL ny 02/10/2009 08:44
xxx
(
29/07/2009 13:37)
sao misy mahalà la ny contactn'i Willah pazapa?
izaho dia lehilahy 1 célibataire mba te hifandray @ izy iny sao dia mba misy afaka manome ny contact-ny? maniry ny hifandray aminy aho na raha hitany ity antso ity dia te hifampiresaka aminy aho fa m...
tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:22
xxx
(
29/07/2009 07:54)
tsy zakako intsony ity pression ity marina e hoy tgv
tsy zakako intsony ity pression an politika ity fa handeha hiverina hanao dj ihany no toa mety koa,aiza ka izay teneniko rehetra dia lavindry ry zalahy legaliste daholo
atao election 2011 lavindry ry...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:28
xxx
(
28/07/2009 13:49)
sipa tsisy mikoty firy nef ts rats tarehy no sady ts maditra
Za de vevav 23ans : tsy jejo be ah fa simple ary ny fomba fiainako de tsotra! Somary saro-kenatra ah ary heverin’ny sasany fa miavona ah noho izany.Za de ts tsara tarehy be nefa hatram zao ny zavat...
tohiny
novalian'i shafira ny 13/09/2020 10:24
xxx
(
28/07/2009 12:09)
congé angamba ...
tsy miasa angamba ny namana essera fa tsy hita mihintsy androany :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:44
xxx
(
28/07/2009 06:16)
Zao anie reto no tsy azoko amin'ny TIM e!!!
efa niaraha mahita fa Ravalo, mpitatana orinasa iany no mety aminy. Fa ra mitondra firenena tsy zakany tsenany satria manjary heveriny fa hoe orinasany ny Madagasikarantsika de mpiasany daolo tsika. S...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:34
xxx
(
27/07/2009 18:10)
URGENCE fa marary eh!
miarahaba anareo rehetra eto @ serasera! izaho dia tena misy olana goavana be sady mila hovahana aingana reto! ity fanontaniana ity dia ho anareo lehilahy indrindra indrindra , ny hevitrareo vehivavy ...
tohiny
novalian'i vale ny 15/08/2009 16:54
xxx
(
27/07/2009 07:34)
rahoviana indray no hanisa andro e
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28325
io ary le izy,efa niteny ny 3mouvence fa hanao signature an sata ny transition ry zalahy dia i tgv irery no raisina eo ,fanjakana tsy ara da...
tohiny
novalian'i zoam ny 27/07/2009 18:36