za vehivavy

1. xxx ( 30/07/2009 13:38)
Slt,
Mitady olon-tiana maika be,
Mba lehilahy lava 27 taona ka hatramin'ny 34 taona,
Monina idf ra possible,
:-D
novalian'i JEMPL ny 02/10/2009 08:44
2. oceana ( 30/07/2009 15:17)
salut
mba hanoraty oe izaho svp momba io resakao io!
ok
a+
3. Ahton ( 30/07/2009 20:55)
Ahoana koa ary izany mitady olon-tiana maika be, ka ra tsy hoe mitady trano na mitady fiara maika be. Inona no ambadik'izao? Tsy mazava. Misy raha latera e!! Mba malian ihany ry oceana. :-w :-w :-w
4. ari.malala ( 31/07/2009 06:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ko maika kosa le fitadiavany ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 31/07/2009 07:56)
Izao no maha maivan-doha ny vehivavy sasany nefa rehefa avy eo migogogogo ato @ serasera fa hoe voadona sy voafitaka t@ fitiavana azo avy @ internet hoe izy :-@ :-@ :-@ rehefa mi-victimer tena dia aza be taraina rehefa voa =D> =D> =D> =D>
6. ni81 ( 31/07/2009 08:06)
Izao no maha maivan-doha ny vehivavy sasany nefa rehefa avy eo migogogogo ato @ serasera fa hoe voadona sy voafitaka t@ fitiavana azo avy @ internet hoe izy rehefa mi-victimer tena dia aza be taraina rehefa voa >
:lol: :lol:
7. Papoose ( 31/07/2009 14:44)
xxx.aleo izy mba hitady aloha eeee!!!! :D
8. oceana ( 31/07/2009 16:13)
aleo kosa marina izy hanao izay maha mety ny fiainany e, zay no saika horesahiko taminy mantsy
9. nyratsima ( 02/08/2009 14:30)
manao ahoana e ! ka raha tsy mitady kosa ve moa hahita e !
aza maika loatra na izany ary fa sao !!!!!! h hi hi
10. ari.malala ( 03/08/2009 06:14)
xxx:

Izao no maha maivan-doha ny vehivavy sasany nefa rehefa avy eo migogogogo ato @ serasera fa hoe voadona sy voafitaka t@ fitiavana azo avy @ internet hoe izy :-@ :-@ :-@ rehefa mi-victimer tena dia aza be taraina rehefa voa =D> =D> =D> =D>



oudry! nga izy nitaraina tany @ xxx e! aza masika mou e
11. Mirananirina ( 03/08/2009 12:08)
Ahoana koa ary izany mitady olon-tiana maika be, ka ra tsy hoe mitady trano na mitady fiara maika be. Inona no ambadik'izao? Tsy mazava. Misy raha latera e!! Mba malian ihany ry oceana.

marina mihitsy izany.....maika be izy ko.sao misy prix izany e :)
12. xxx ( 03/08/2009 22:36)
ary raha Nantes ve tsy mety, nefa aty mafana tsara, ny trano koa malalaka ;-)
13. Papoose ( 04/08/2009 19:43)
14. Mirananirina ( 05/08/2009 12:37)
ary raha Nantes ve tsy mety, nefa aty mafana tsara, ny trano koa malalaka

ka Paris no tiany ko
15. Papoose ( 05/08/2009 14:40)
misy raha mintsy zao paris zao ka :lol:
16. xxx ( 28/08/2009 06:34)
Nirina Josiane, fantatro ny blem -nao za aty idf fa za tsy hiditra aaminao zany mintsy aho e. Esory alou le "z" de aveo enao antoniko fa hitako ny misy anao
17. ari.malala ( 28/08/2009 11:10)
xxx:

Nirina Josiane, fantatro ny blem -nao za aty idf fa za tsy hiditra aaminao zany mintsy aho e. Esory alou le "z" de aveo enao antoniko fa hitako ny misy anao




:roll: :roll: :roll: aiza n misy anarana voatonona eo? :roll: :roll: :roll: :roll: sad izy ts niteny mints we xxx a, midira aty...
18. JEMPL ( 02/10/2009 08:44)
tena tsy manana fisainana gasy tsony nama zany sipa zany le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2549