Hono hoa, ahoana kay ny fandehan'ny taxe amin'ny karama any Suisse ? Firy % an'ny gross salary ho an'ny vahiny ? Dia ohatrinona eo ho eo ny karama ampy olona tokana miaina ... antonontonony eny hi hi :-P
Valiako avy hatrany, ny aty Suisse dia misy karazana impot maromaro fa tsy taxe, ex: cantonal, fédéral, 2ème pillier, ect.. izay tonga dia boriny avy hatrany ao aminy karamanao raha tsy manana nationalité hianao.
Ny mametra ny salaire etranger dia ny titre de séjour anao, ho an'ny Malagasy vao tonga dia B avy hatrany, eo @ 2eme catégorie no misy azy satria C 1er no eo alohany ahazahoana ny nationalité.
Ny hametra ny karama ahafahano miaina indray dia arakarakao io, ny karama aty aloha dia 3fois voir 4fois ny ao France, fa ny pitsopitsony haloanao koa dia misimisy ihany. Caisse maladie obligatoire, ect....(tsy vitako ny manazava azy).