Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/08/2009 04:35)
Perte mivoka am vehivavy
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany . Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2009 02:52
xxx ( 10/08/2009 15:25)
Ravalomanana mpivadi-dela
Mba mampihomehy ny fivadihan'ity rangahy ity lela. sa ve izay ilay polifika??? :-D :-D :-D Teo aloha misisika mafy ny ho avy aty M/car sy hoe vonona ny hizara fahefana ...nefa dia tonga izao ny foto... tohiny
xxx ( 10/08/2009 10:54)
i Dada ve mety ho hanome Amnistie an'i Andry rehefa any e!!?
Aleo alefa lavitra ny saina de avadika ny situation. Am zay mantsy samy micomprendre ny situation'ny adversaire avy ny tsirairay.... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 15:53
xxx ( 09/08/2009 21:30)
Grossiste
Hono ho aho ry reto, raha mba te hanokatra magazay grossiste de aiza no tokony ho aleha ary hoatrinona ny renivola farafakeliny ampiasaina? Misaotra betsaka e... tohiny
novalian'i soanja ny 09/07/2010 03:56
xxx ( 09/08/2009 09:39)
mba tao anatiny accord ve
ny resaka media liberté d'expression MBS Radio Mada sy sns ny enquette international momba ny 26 janvier 2009 et 7 fevrier sa ny resaka conflit d'interet an'i ra8 ihany aloha pour l'instant... tohiny
novalian'i zoam ny 09/08/2009 19:18
xxx ( 08/08/2009 23:35)
Ny hevitra tapaka tany maputo:
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_accord_de_transition_trouve_Ravalomanana_ne_participera_pas_personnellement.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.812935126177b2f1966f48c87c546a58.1... tohiny
novalian'i bor2lais ny 09/08/2009 17:16
xxx ( 08/08/2009 12:01)
vaovao farany MAPUTO: mahazo miverina i DADA!
heno t@ radio fahazavana Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafan... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:21
xxx ( 07/08/2009 17:06)
Ravao par la force ny fivoriana ao Maputo zoky Charles
Ianao no miteny an'izay!!!! ataovy mahalala ny anaranao i Mozambika manomboka androany merci zoky charles ny eto dago zokibe lilyson assure grave vive charles et lylison ... tohiny
novalian'i pink ny 07/08/2009 23:31
xxx ( 07/08/2009 13:57)
mety hoe coïncidence ve?
Miala tsiny fa mba tsy hitonona anarana kely aho aloha @ ity dinika ity.:-P Izao no tiako akàna ny hevitry ny namana. T@ taona 1993, nisy olona izay niaraka tamiko, t@ voalohany aloha tsy nisy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2009 05:46
xxx ( 06/08/2009 19:03)
tsisy atokona
Mba mamorona hevitra nareo fa inona ary ty :cry: ... tohiny
xxx ( 06/08/2009 08:09)
ny liquide pré-éjaculatoire na ny liquide séminal chez l'hom
maha bevoka ve ????????... tohiny
novalian'i mion ny 14/08/2009 05:48
xxx ( 06/08/2009 07:52)
INONA NO MAMPIHENA KIBO AVY NITERAKA
O ry zareo ah inona no fomba atao hampihenana ny kibo avy niteraka misy fanafody ve ahosotra sa manao abdos sa mba omeo toro hevitra fa tena sinibe tany mitsy eh... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/08/2009 18:00
xxx ( 06/08/2009 07:38)
AFP mozambique
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x5v27a_mahaleo-mozambika_music... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 22:12
xxx ( 06/08/2009 05:14)
manandafy
ho an'izay mahalala nanao aoana ny tribunal manandafy,misaotra tao :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:06
xxx ( 06/08/2009 01:40)
Ary isika eto amin'ny serasera ve no nandra sa ahoana eh?
Toa ry Ravelonandro (Mamy Gotso) sy Rakicky indray no lasa mpanolo-tsaina manokana, fa tsy mba nisy an'le bandy teto amin'ny serasera mihintsy (andruwi, Patrick002, Kidoro..., Fijo............) Aha... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:59
xxx ( 05/08/2009 10:36)
Vetivety de tongaaaa!
Salama daholo e!!! inn n tokony ataoko fa nenah vetivety kely mitsy de tonga refa manann de tsis fafiny mitsy!?? Merçi... tohiny
novalian'i lalaina8 ny 23/03/2016 09:10
xxx ( 05/08/2009 09:05)
MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA??
MARINA VE ... tohiny
novalian'i lako ny 03/09/2009 06:11
xxx ( 05/08/2009 08:28)
NY MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA
IN NO TSARA RY RETO manongotra sa mi rase fa nisy niteny hoe maty hena hono le manongotra de tsy mahare tsirony tsony... tohiny
novalian'i varisy ny 16/09/2009 12:57
xxx ( 04/08/2009 18:39)
AFP a maputo tsy vita ny sonia fa...)
Tsy ho voasonia ny sata ny transition fa hadinon'i tgv ny stylo fa navesatra araka ny conference de presse nataony? =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pink ny 05/08/2009 20:20
xxx ( 04/08/2009 07:55)
Tsy mety tonga ...
Za reto tsy mety tonga mihitsy rehefa manao firaisana, dia hoy ny olona hoe "psychique" hono, atao ahoana ry reto a ? omeo hevitra melsi... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/08/2009 17:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476