Tsetsatsetsa tsy aritra

jentilisa ( 08/08/2005 14:46)
Nandalo tany aho vao haingana izay ary dia hitako fa simba tanteraka Antsirabe. Raha vao miainga eto Antananarivo aloha, ny fiara mankany tsy mba mahazatra ahy loatra fa misy resevera tahaka ny taxibe... suite
répondu par vale le 04/11/2005 15:39
jajaf401 ( 07/08/2005 19:45)
Raha nangataka ny hanaovan'ny ankizy rehetra izay sary tao an'eritreriny ity Mpampianatra teny @ kilasy 10è iray ity dia indro nahita ankizy iray nanao sarin'ny vehivavy tsy miankanjo (aza tsiny ah).... suite
répondu par jajaf401 le 08/08/2005 19:17
johns ( 26/07/2005 13:33)
Miala any indray ny pazzapa. dia mandritra ny 1 volana nareo mpankafy dia hitaintaina amin'ny fanarahana an'io. Tandremo sao dia tapaka lalan-dra eo fotsiny.... suite
répondu par Bocassa le 26/08/2005 16:09
cielbleu ( 25/07/2005 18:11)
aty France ny asa tena mandeha sy be mpandray ny dia ny mikarakara be antitra ... suite
répondu par xxx le 06/08/2005 10:03
STONG ( 19/07/2005 16:11)
Babakoto hono no niandohan'ny olom-belona,dia izany lucie zany koa hono toa karazan'io babakoto io ihany koa? Za aloha tsy manaiky izany fa mba manotany ny hevitrareo e! Miala tsiny ho an'izay sia... suite
répondu par Mifenty le 26/07/2005 10:12
rdjr ( 09/07/2005 07:12)
tena misy tokoa ve ireny sa mba fampitahorana fotsiny ny filazana ireny e?... suite
répondu par STONG le 20/07/2005 16:51
miandrianao ( 03/07/2005 13:23)
Manahona, Misy olona diso hevitra tsy haiko na izao no diso fahalala koa angamba fa ny anjara amiko dia tolotra sady azo hatsaraina raha ara-bakiteny dia anjara ny maso hoatra ny mijery hazo hatrara... suite
répondu par pitchou le 13/07/2005 11:38
rdjr ( 30/06/2005 13:05)
Gaga ihany aho mahita dokambarotra mandeha @ TV izay toa doka ahazoana vola fotdiny. Araka ny hitako manko dia toa indraindray toa mifanohitra amin'ny fanentanana ataony @ zavatra iray ny doka iray. ... suite
répondu par mirabel le 01/07/2005 20:31
rurik ( 20/06/2005 19:13)
mba gasy ihany aho fa tena maro ny fomba fiarabana tsy haiko ,mino aho fa maro koa ny tsy mahalala toa ahy ka tsy aleo ve mifampahafantatra eto e!dia samy mametraka 1isan'olona. ohatra -manahoana... suite
répondu par Bariry le 11/11/2005 21:18
xxx ( 19/06/2005 21:56)
lazina fa mahantra ny gasy nefa afaka fotoana fohy de ho any dago daholo ny vahiny(angorona ny arenan'ny gasy izay marihana fa manan-karena tokoa isika)Aty ivelany de maniry ampiasa ny volany any dag... suite
répondu par fijo le 23/06/2005 21:47
Mandamina ( 19/05/2005 07:43)
mba misy afaka manazava ve amintsika ny tena fandehan'io zavatra ray io, tô tsy mampino nefa tena nisy... de aza mba voany ihany mo zany ko... suite
répondu par lilbon le 20/07/2005 10:37
hery ( 14/05/2005 12:32)
Nihainohaino ihany aho fa tsy naheno hoe nisy blem ve tamin'ny 13 mai teo. Ny sasany mantsy saika hanararaotra io daty [i]malaza[/i] io indray hidirana lalindalina @ politika... Kinanjo mba nangina... suite
répondu par eh le 15/05/2005 09:49
hery ( 13/05/2005 09:27)
Efa henonareo angamba ilay jiolahy mpamono olona tany USA (Connecticut) voaheloka ho faty. Dia nisy tokoa ny chance mety ho nahavelona azy satria efa 45 taona tsisy fanamelohana ho faty tao amin'ny ta... suite
répondu par pitchou le 02/12/2005 18:49
fijo ( 10/05/2005 21:49)
namaky gazety midi aho androany dia nahita fa nisy lehilahy "nangalatra"vadin'olona hono dia nivadika bibilava ny azy???????????????????????? efa honoko hatry ny ela izany resaka izany nefa tsy mbola... suite
répondu par pitchou le 01/07/2005 07:56
mandrindra ( 29/04/2005 14:37)
Nanome hevitra ho an'ny Miss France ve ilay Miss Mada nalaza tamin'ny sarimihetsika iny? Ilay Miss France 2004 mantsy no eo amin'ny pejy voalohan'ny playboy mai 2005 dia misy sary maro samihafa ko ho... suite
répondu par stephan le 14/05/2005 13:57
lanto ( 24/04/2005 09:46)
Misy olona sasany manao ny anaran-janany arakaraky ny zavatra niseho tamin'y fotoana nahaterahany. ity ramatoa iray ity de "Savony Tsara " no anarany, satria tamin'izy teraka dia ritra avokoa niarak... suite
répondu par chipie1 le 02/07/2005 09:00
miandrianao ( 08/04/2005 12:20)
tsy ny fitafiana kay latia no hahafatarana ny olona,nasaiko nividy phone ilay sipa mba hiresahana@halina misy tarifa mora mantsy @dacom ilay antsoina hoe"cool"tsy mbola nahazo laharana izy efa ela lo... suite
répondu par miandrianao le 15/04/2005 08:33
miandrianao ( 04/04/2005 13:15)
Maro be ireo pilahatra ho ao @ity pitsabo ary nisy tovolahy iray efa t@valo no niandry kanefa 11ora izy vao tonga ny laharany rehefa natao anefa ny fizahana sy nanotaniana ny @ny"inona no marary a... suite
répondu par miandrianao le 08/04/2005 13:06
lazamnn ( 07/03/2005 00:04)
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy ma... suite
répondu par iartistika le 14/04/2005 18:38
Lallah ( 05/03/2005 03:29)
[b]DIABLE NE PERSONNE - Version 5.00[/b] Il a dit qu’il connaît très bien mon Dieu qui n’est pas le sien; Il a dit qu’il avait fait 11 années, 11 mois, 11 semaines, 11 jours, 11 heures, 1... suite
répondu par isambilokely le 23/04/2005 05:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.7854