Tsetsatsetsa tsy aritra

joda ( 11/05/2006 08:10)
Efa manomboka mahazo vahana ny X GASY @ izao fotoana izao asa sarotra ve ny fianana dia manitatra fidiram-bola ny tanora .Betaka angamba ny efa nahita ilay black and white iny tao koa i TANTELY tao ko... suite
répondu par mamolava le 02/06/2006 12:56
4mimananelatra ( 08/05/2006 11:14)
Zavatra marina no lazaiko aminareo io maso be tsy mahita angamba raha misy milàza fa tsy misy an'izany! Be ireo adala mivezivezy erak'ANTANANARIVO ary mampidi-doza satria mandeha tsara eny @ arabe i... suite
répondu par vale le 12/05/2006 21:51
joda ( 06/05/2006 10:31)
Tsy fitsikérana be fahatàny ry zareo a!fa ny zavatra hita dia varivariana ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso isika vahoaka @ ity resaka : piston ,tsolotra,écolage..maha lava molotra ity . I... suite
répondu par heriman le 03/07/2006 08:14
petsambava ( 28/04/2006 07:43)
"Aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola."Izany tokoa indrisy no zava-miseho ankehitriny matoa miady izao ny mpivady dia vola izay ,matoa ny mpanakanto misaraka dia ara-bola ... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 13:58
lemenakely ( 06/04/2006 10:40)
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany ny lasantsy koa nisondrotra nanomboka omaly !!!asa tsy misy mésure d'accompagnement tokony ho raisin'ny fanjakàna ve na subvention ohatra rien que ny carburan... suite
répondu par mandrindra le 02/05/2006 11:36
xxx ( 31/03/2006 10:31)
Marina fa tsy mety ny mitaraina lava fa tena tsy mbola hita taratra mihintsy aloha pour le moment ny atao hoe FANDROSOANA raha ny eto MADAGASIKARA no resahina e -ny sandam-bola mihen-danja toy ny ... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 14:15
xxx ( 24/03/2006 21:17)
Corruption Télévisée... A Madagascar, on ne fait pas les choses comme les autres et dans certains secteurs d'activités, cela frise le non sens économique pour ne pas dire la corruption ( d'ou le... suite
répondu par fijo le 30/04/2006 19:21
sheran555 ( 20/03/2006 13:23)
Salut daholo, Ity misy zava-misy iray mba ilaina fanampiana : nahazo e-mail izahay fa oe nahazo loka 150000 euros t@ loto, natao tirage au sort. Asainy mandoa vola indray anefa ianao hoe taxe, angaha... suite
répondu par fijo le 30/04/2006 19:23
xxx ( 19/03/2006 12:41)
Hita t@ sondage t@ M6 fa ho an'ny éléction présidentielle 2007 eto frantsa dia samy 23% ny an'i LE PEN sy SARKO ,raha 12% monja ny an'i JOSPIN midika izany fa misy antony maromaro ao matoa mahazo ... suite
répondu par fijo le 30/04/2006 19:32
xxx ( 16/03/2006 23:35)
Asa ianareo izay mbà mahalàla ny momba an'ity TGV na Trano Gasy Vaovao ity izay Atoa DOMENICHINI RAMIARAMANANA no PDG ao. Ekena aloha fa 10.000fmg na 2.000 ar no frais de dossier raha te hampiditra... suite
répondu par soasoafy le 28/03/2006 12:36
mendrika ( 12/03/2006 16:42)
Faly miarahaba , mba mila ny fanampianarao aho fa tena misy zavatra manahirana ny saina ka sao dia mba mahalala détecvite gasy ianareo mipetraka any dago , misaotra mialoha.... suite
répondu par soasoafy le 28/03/2006 12:38
gasypantin ( 10/03/2006 14:19)
Niteraka resa-be mihintsy ilay reportage FR3 t@ alatsinainy lasa teo iny .Fa ny ahy ny fanontaniana mba apetrako amintsika mianakavy dia izao: naninona noho ny vazaha no nicommenté sy tompon'ny fanda... suite
répondu par Achia le 28/03/2006 14:10
hery ( 09/03/2006 09:38)
Nandefa fanambarana ho an'ny lehiben'ny France 3 Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo, Ambasadaoro Malagasy ao Frantsa, mikasika indrindra iny Fandaharana "Faut pas r^ever" izay nalefa tao am... suite
répondu par frandria le 27/03/2006 22:45
hery ( 08/03/2006 07:08)
(Nosoratan'i RTS USA tao @ serasera@yahoogroups.com) Lohateny: Mahitsy... nanantena tsy misy ve? Manao ahoana daholo, Niangavin`ny raimandreny avy any amin`iny faritra Mahitsy Ambohidratrimo i... suite
répondu par Angie le 09/03/2006 10:30
gasypantin ( 07/03/2006 18:45)
mba jereo kely anie ny site www.madanight.com fa dia tena maloto tokoa TOAMASINA nefa 1é port de MADA mahalasa saina ihany!!!... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 14:31
xxx ( 07/03/2006 07:59)
Amiko manokana dia tsy misy mahamenatra ilay reportage:" faut pas rever "izay tao @ FR3 omaly iny,raha ny amiko manokana.Ny antony, dia tsy vao izao no ahalàlàna fa mahantra ny gasy,mampalahelo toko... suite
répondu par amleoui le 09/05/2006 04:20
xxx ( 04/03/2006 21:41)
sahala @ izao sisa no niafarany avy tao CHATEAUROUX (FRANCE)vers fin 2002 dia tao BRISTOL -FILTON (tao ANGLETERRE) http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=199108 raha tsy misokatra dia mangata... suite
répondu par naritsimba le 07/03/2006 09:44
xxx ( 04/03/2006 18:58)
izao sisa no niafaran'ilay 747-200 ankoay asa izay nahatadidy!!! [img]http://[/img]www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=216603... suite
répondu par Veloo le 05/03/2006 03:49
stneh ( 18/02/2006 05:31)
asa na de nanakory loatra na tsy nandaitra tsony ny odin'izy telo vavy fa de tratehaky ny fokonolona tao amin'ny commune Tsinjoarivo Fiv Ambatolampy omaly izy telo vavy ary dia nentin'ny fokonolona sy... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 14:38
xxx ( 17/02/2006 06:16)
Mba anontaniako ny nhevitrareo namana oa ny momba ilay fandaharana : "BIKAMAODELY" ao amin'ny TVM. izany re ka tena fangalana tahaka rano fotsiny ny PAZZAPA ny RTA hatramin'ny voalohany ka hatramin'iz... suite
répondu par Veloo le 17/02/2006 15:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381