Tsetsatsetsa tsy aritra

lemenakely ( 24/06/2006 06:49)
Tsy misy tsy mahay ilay hiran'i NANAHARY hoe ôdoie sy hôrera! iny angamba dia hoy izy hoe: miditra tara ny sekretera dia mody fanina direktera! Dia tsy atao mahagàga intsony e ny fiarahan'i dire... suite
répondu par adidy le 27/06/2006 17:23
tsoupou ( 22/06/2006 12:25)
[b]RONTOKBRO[/b] dia virus tena mampijaly izay voany. Ny fichier .exe rehetra ao anaty ordinateur no tafihiny. Mba toetra tsara ve zany ??? Sady izay ndray tsis fanafody... suite
répondu par arson le 12/07/2006 11:23
tsoupou ( 22/06/2006 12:16)
[b]Tchat gasy[/b] Niditra tamin'ny salon de tchat-n'ny radio télévision iray lehibe eto amintsika aho dia gaga nahita ny teny ratsy sy fifanaratsiana samy Malagasy nisy tao, nefa ny fahalalako azy ... suite
répondu par Keromah le 30/03/2015 18:02
sareraka ( 22/06/2006 07:17)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY ? herinandron'izao : -nividy 4*4 NISSAN miisa 137 ingahy RAVALOMANANA ao @ kitapom-bolam-panjakàna ho an'ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards,mata... suite
répondu par rapala le 26/06/2006 09:27
4mimananelatra ( 16/06/2006 11:22)
Niditra an-tsokosoko teto MADAGASIKARA ny frantsay t@ 1896 ary nanjanaka hatramin'ny 1960. Nefa izao mbà te hiditra an-tsokosoko ny malagasy any FRANTSA izao ,tsy avelandry zareo fa ampodiany daholo... suite
répondu par toovs le 26/06/2006 10:39
sareraka ( 16/06/2006 07:35)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -efa may ny ho any ALLEMAGNE ny filoha masina malagasy RAVALOMANANA hijery baolina au frais de l'état malagasy. -tsy ANTANANARIVO arivolahy intsony fa ANTANANARIV... suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 15:14
victime101 ( 13/06/2006 17:18)
Mampanontany tena tokoa ny zava-misy ankehitriny izay MAHAMENATRA ihany .Tany démocratique ve i MADAGASIKARA sa république bananiére toy ny any afrika? Raràna ny fanehoana hevitra par téléphone... suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 15:19
arson ( 13/06/2006 11:56)
Tena ahoana ny hevitrareo @ io fa rha izaho aloa no eo @ toeran'i poopy de menatra satria ny zavatra nataony t@ NJILA taty m/car ireny anie ka henjana e!tsy haiko iny t@ taona vao haingakaingana ihany... suite
répondu par arson le 05/07/2006 12:45
zandrikely ( 09/06/2006 19:42)
ela ny ela ka vita ihany , ... suite
répondu par rapala le 11/06/2006 11:10
4mimananelatra ( 31/05/2006 10:40)
EEE dia mbola mila ezaka be mihintsy e !ny ankabeazantsika refa mitantara zavatra na interview na en direct par téléphone na resaka na in ...dia lava loatra nefa détail tsy ilaina sady tsy mihaino!... suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 03:46
amleoui ( 31/05/2006 04:31)
betsaka mits n receveur bus impoli eto @ tanàna sady ts manaja mpandeha no sady be taimbava! ohatra fotsiny mis olona sendra manolotra vola vaventy de lazainy fa tsis majinika de avy eo le olona alat... suite
répondu par gasypantin le 31/05/2006 16:04
zandrikely ( 28/05/2006 18:16)
zany ve ry zareo dia anaovana fifidianana fotsiny , tsy aleo ny mahantra sy ny sahirana no ampina mba hisondrotra sa ahoana ... suite
répondu par Simpona le 29/05/2006 15:06
victime101 ( 23/05/2006 09:12)
Manao fitsidihana firenena afrikanina maro ingahy NICOLAS SARKOZY ohatra: MALI, NIGER, BENIN.. Lany tao @ assemblée moa ny atao hoe immigration choisie zany hoe ireo élites ihany no tokony hiditra ... suite
répondu par fijo le 23/05/2006 21:30
arson ( 18/05/2006 11:10)
Mba mahagaga ahy mihintsy re olona ny taxi-be indrindra mo ireo 119 izay zotra mankany Ankatso. Indray ny frais 200 indray 300.tsy fantatrao intsony ze marina e! sady @izay oa zao ko ny seza ao anat... suite
répondu par dailynews le 20/09/2006 17:52
petsambava ( 18/05/2006 09:25)
BOEING 737-300 ho an'ny president 136 4*4 ho an'ny députés 120 volkwagen BORA ho an'ny sénateurs 4*4 ho an'ny HCC na HAUTE COURS CONSTITUTIONNELLE SEAT ho an'ny maire FORD focus ho an'ny chef ... suite
répondu par arson le 19/05/2006 07:42
lemenakely ( 16/05/2006 11:03)
Mbola mitohy ity raharaha manga ity @ iny faritra atsinanan'ny nosy sy faritra vitsivitsy ampovoan-tany .Tamin'ny faramparan'ny repoblika faha 2 dia nanomboka ny repoblika faha 3 (ZAFY ALBERT) no tena... suite
répondu par Fiffi le 17/05/2006 06:40
gasypantin ( 16/05/2006 08:22)
Maro tamintsika angamba no nahita ilay article tao @ wanadoo.mg momba ireo lahy sy vavy niray teny ankalamanjàna tao AMBOHIMANARINA ka tsy nety nisaraka ...Fady ve ilay toerana sa nisy inona http://... suite
répondu par mandrindra le 17/05/2006 09:25
sareraka ( 16/05/2006 07:48)
no comment! http://www.madanight.com/madagascar-photo-32705.htm KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZAO? SILENCE TAISEZ VOUS MEDITATION ! ... suite
répondu par patrick2002 le 17/05/2006 01:54
sareraka ( 12/05/2006 06:51)
Inona no vaovao manerana ny tany? herinandron'izao tontolo izao: -Nihen-danja ny dollar manoloana ny euro sy ny yen. -Tonga saina ny mpitondra malagasy fa lafo tokoa ny vidin'ny solika! -Hison... suite
répondu par mandrindra le 17/05/2006 09:20
sareraka ( 11/05/2006 13:55)
Amin\'ny fankalazàna ny faha 34 taona ny 13 mai afaka andro vitsivitsy izao dia mbà hanao tononkalo kely e,tsy ditrako angamba aloha e fa milàza izay zava-misy depuis 72 izay fotsiny ihany ny hevit... suite
répondu par Fiffi le 12/05/2006 09:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1089