Tsetsatsetsa tsy aritra
xxx
(
29/09/2006 07:44)
zavatra tena nisy no hitako omaly
Sendra tratra dihy tongotra kely aho omaly fa tsy nahita taxi-be!ny toerana misy anay moa dia eny Bevalala ka somary mandalo alaala vao tonga,taitra tapoka aho reh...
tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:19
dolby
(
20/09/2006 12:50)
Misy maro ireo karazana teny tsy fantam-piaviana fa tongatonga ho azy teny. Eo hoe izay mba mahita mba samy miteny sy manazava ny dikany. Indrindra ireo argo fampiasan'ny tanora.
[b]odoie[/b] : ity...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 18:11
dd
(
19/09/2006 21:27)
Le président malgache privé de son avion pour aller à Cuba
ANTANANARIVO (Reuters) - Le président malgache Marc Ravalomanana a été contraint d'emprunter un avion de la compagnie nationale Air ...
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 14/11/2006 07:36
lemenakely
(
19/09/2006 10:06)
Tsy resaka honohono fa dia resaka marina izy ity ,tsy hita ihany ny momba and-raolombelona ity fa dia tadiavina ny vola nefa rehefa azo ka be loatra dia tsy hita intsony fa dia lasa manaonao foana.
...
tohiny
novalian'i lapino ny 23/09/2006 22:24
rabaradaka
(
19/09/2006 06:09)
Rehefa hanao zavatra iray amin'ny fomba feno devoly ny olona iray dia manome ra, fa tsy nanaiky ity kalanoro tamin'ny tany fady iray any Ambanja fa ran'olona no ilainy, dia nanapahan'ingahy kely ny fa...
tohiny
novalian'i booboo ny 19/09/2006 10:31
lemenakely
(
07/09/2006 14:39)
Niteraka resa-be tokoa ny momba an\'ity AIR FORCE 1 ity. Izay tsy mahalàla moa dia ilay BOEING 737-400 izay novidiana mbà ho avion présidentiel no atao hoe AIR FORCE 1.
Hita tao @ gazety miseho ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 15:37
xxx
(
01/09/2006 12:39)
Tena mba mampalahelo mihintsy ry zareo ,fa mintaintaina ambodiriana foana lava'zao rehefa faran'ny volana,akaiky ny arabe ny tranonay ,any amin'ny 10 ora alina ,@ 11 ora alina any mbola maheno horakor...
tohiny
novalian'i fasaly ny 07/09/2006 17:58
soanja
(
14/08/2006 03:47)
Manana namana izay aho aty, izay nitaiza alika Coton de Tulear, ary noraisiny toy ny zanany mihitsy ilay alika. Mba fingavingiako eo ilay izy satria mba avy any amintsika. Maty anefa ilay alika tamin'...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/09/2006 16:44
zandikely
(
09/08/2006 00:00)
Il padre dei record
37 figli da 4 mogli
Cleto Ruiz Diaz, argentino, 44 anni e 37 figli. Quattro mogli diverse, anni di poligamia sotto il tetto della sua casa di Corrientes. Una storia che ha dell'i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/09/2006 16:44
lemenakely
(
06/08/2006 17:07)
Anio alina ny tohiny sady farany ao @ FR3 à 23h ! à ne pas manquer....
tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/08/2006 09:44
Aino
(
26/07/2006 06:46)
indrisy fa t@ ity taona ity de betraka ny vaovao henoko momba azy ity, fa betraka izao ny olona maty ny hafanana, ny henoko aloha hatramin'izao dia 30 no maty tao France ary ny eto Espagne indray dia ...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 07/08/2006 18:06
lemenakely
(
23/07/2006 09:13)
ho an'izay tsy nahita dia hitohy anio alina STRIPTEASE 2...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2006 20:04
lemenakely
(
21/07/2006 13:18)
Mafàna tokoa ny andro. Raha ny eto FRANTSA fotsiny dia mahatratra 37°refa atoandro ny andro, ka tsy omena tsiny ireo andriambavy lanitra indrindra fa ny vazaha no tsy manao kilaoty intsony ny ankabe...
tohiny
novalian'i Ralay ny 23/07/2006 04:26
lemenakely
(
17/07/2006 08:13)
Asa izay nahita ilay émission STRIPTEASE tao @ FR3 omaly fa dia nahaliana tokoa.Momba an'i MODESTINE izay vehivavy malagasy tena courageuse tokoa.. sy ilay rafozan-dahiny izay tsy mifankahazo aminy, ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/08/2006 14:16
sarobidy
(
07/07/2006 12:31)
Asa na aôna na aôna fa de tapaka tsy fantatra na oe naninona na naninona ity télévisiona iray eto andrenivohitry betsimisaraka ty nefa de Télévisiona anisan'ny be mpankafy indrindra ny fandahara...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:14
lemenakely
(
03/07/2006 13:09)
Raha mandefa sms par internet toa tsy mety intsony?
Faharoa marina fa afrikanina ny directeur ao raha mijery ny PUB sy ny page d'accueil dia sarinà afrikanina daholo ! sanatria tsy manakiana ny afr...
tohiny
novalian'i belahasa ny 17/08/2006 08:37
jossy1
(
02/07/2006 05:43)
Tsy inona akory fa mba mangataka fanazavana misimisy aho ny mikasika ity MADACOM nivadika CELTEL ity è raha mba misy afaka ny manampy ahy dia alefaso fa tena sahirana aho ,izaho mantsy dia aty anaty...
tohiny
novalian'i arson ny 12/07/2006 11:19
sareraka
(
27/06/2006 10:42)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-5 no maty namono tena teto ANTANANARIVO,asa noho ny hasarotan'ny fiainana ve?
-4 milliara no ho lanian'ny kandidà RAVALOMANANA @ propagandy mialoha ny 03 desa...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2006 18:25
rabaradaka
(
25/06/2006 05:44)
Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia i...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/06/2006 11:56
sareraka
(
24/06/2006 07:24)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-46 taona nivariana lavo izao ra malagasy tsy misy raopilanina manidina intsony na raopilanina hazo aza mandritry ny défilé 26 juin.
- voaroaka tao AMBOTSIRO...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 07:04